Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. irina

    WRC RPR 2013

    Rawilf, ny team vaovao aloha atreto dia ny VW, kanefa ilay fiara tena mbola tsy aboutit atreto.Na ny perf sy ny comportement fiar azany mbola point d'interrogation b par rapport @ ireo efa nisy t'@ 2012. Normal izany satria mbola stade essai i VW mandrampihaingany 1ère manche WRC. Ka ny sosokevitro dia saod mbola tokony hiditra demande Ford na mini na DS3 ihany isika d rehefa tsy misy ireo izay vo miditra VW. Fa sinon, mino aho fa après sortie update 1 corrigé daholo ny perf an'ireo fiara ireo mbo hitovytovy avy eo.
  2. irina

    WRC RPR 2013

    Herjo no efa nanao dde ao fa i rawilf mbola. Misy mifandrombak be ny team rehetra ao. Mila mi-se manifeste haingan isik
  3. irina

    WRC RPR 2013

    Team VW za ary e...
  4. irina

    WRC RPR 2013

    Mety ilay hevitra woe atao team RPR WRC ilay iz fa raha 3 team zany b loatra angambany e. Ny eo @ fitadiavana managers mits no olana. Asa anefa raha efa mba misy liberé ny fotoanan'ny membre hafa?
  5. irina

    LODISY

    vita ko ny leg3, i axelti no mitarika ao à 44 sec de IRINA. Mbola vitsy ny nandalo. Kenworth sy i Mat ary loom samy nidoboka daholo, smam tokony mi-assure arrivée fotsiny d classé 3ème général saison 2012 et pourquoi pas s'imposer carrément au lodisy
  6. irina

    contest VRC

    Au nom de RPRT, Bravo VRC
  7. irina

    saison 2013

    d mbola ho combat ihany ny evoX, IX sy ny Subaru N14 R4 zany. Tiako an
  8. irina

    RIM 2012

    A titre d'infos pour nous rpr EN Attendant le classement officiel :
  9. irina

    contest VRC

    efa rerak big nanao an'ilay article dia lasa oha hoe i Kookie no intéressante au lieu de ilay "dernière manche".
  10. irina

    Contest 2012

    A l'aube du CONTEST VRC pour les intéressés :
  11. Resultat officieux Tour de Tana : (en attente checking résultat rallyesim),
  12. irina

    Rallye total VMRC online 2012

    Resultat officiel du dernier rallye Total on line après checking de Rallyesim : Classement officiel après manche Total : N.B : A partir du rallye de l'indépendance de cette semaine, NORIZA changera de pseudonyme qui devient axelti, merci à tous et bon rallye
  13. irina

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    zay mits lesy ra Herjo a. Aza atao woe pression ilay V-Mrc fa ataovy otran'ialahy mi-courrir en WRC ihany io. Ny contest, raha tena tsy hafaka tsy koi, fa ny en ligne any antrano nge manana une semaine atrany ialahy mamita azy e.
  14. irina

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Manamaivana ny stress ra alex dia aleo ny manche V-MRC ihany no atao raha izany an. Sady mbolà mila Mpamily 2RM foana isika RPR anatevin-daharana @ 2013. Tsy d'accord izahay ra-alex an... Andao tohizina ny fiarahana fa aiz zany. Sady oatrany misy indray ilay propuls nge @ 2013 e raha tsy diso aho. Any efa anjakanao tanteraka ny taranja...
  15. irina

    TEAM RPR 2012

    Tsy hafaka dadà an
  16. irina

    Nations cup

    Tairo amin'io e
  17. irina

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Mety misy nouveaux pilotes tsika 2012 dia ampidirina ligue 2 ry zalah ka. Amilo manokana dia ny tena olana dia izaho tsy misy volant atramin'izao ka dia mitady spons. mafy mba hitondrana vokatra tsara atrany ho an'i team pour 2013. Ny disponibilité ko mbola point d'interrogation b satria ilay manenjika WRC, VMRC, IRC dia mbola hisy ERC indray ko dia tena loza fa asio mits ilay fivoriana ary e. Convokena daholo ny membre mbo anome sosokevitra, rawilf ataovy mody aty dago klo e... D i rarini sy i jesus4life ko, zay zalaha a....
  18. irina

    TEAM RPR 2012

    A tous les pilotes RPR Team 2, efa manakaiky b ny poursuivant direct tsika ao @ classement stable (the race), moins de 600 points isika dia tratra fa mila mi-assurer arrivée daholo isika rehetra afatsy izaho satria adino no ni-coché (Miala tsiny). Alefa zalah...
  19. irina

    Nations cup

    miankin'@ woe inona no tiantsika an : Ho tatahina v ry lerony sa combat mano à mano b, fa raha oa io RB nataon'là io dia combat b io an, tsy misy mi-souffle mits io fa rallye scratch atramin'ny farany. Ny heritreriko mantsy raha mbo misy an'ireo technik oa NB, Mineshaft ireny dia milay tsara,
  20. Bienvenue ato ialahy ry kimigasy a.
  21. irina

    TEAM RPR 2012

    Aleo ialahy ihany no manager e!
  22. irina

    TEAM RPR 2012

    mifandimby mifampidepa v nareo mitsam ry Hentsrana sy hajax a? Tsara ny rslt ny hajax zany an. Ary naninona i NORIZA?
  23. irina

    TEAM RPR 2012

    ar tsy maharesy an'là ilay IRINA ao an...
  24. irina

    TEAM RPR 2012

    Tena tsy misy mamangy intsony ny page RPRT ato kleuh. Aiza daholo laisany e? Asio resumé ny rallye stable ato fa mba miady the race ihany nge ny team 2 ary ny team 1 miady mafy ao @ qualif 2 ao. Aiz resume WRC, france gravel sns...
  25. irina

    Rallye ASA tana 2012

    misaotra an'i Soafikov e! aon ny congé @ io zany?
×
×
  • Créer...