Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kimigasy

Membres
  • Compteur de contenus

    6
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral

À propos de kimigasy

  • Date de naissance 30/07/1974
  1. kimigasy

    GTR3: sortie imminente

    Miandry tsika zany e. Fa tsara kosa aloha ilay mahazo preview kely ohatran'izay e...
  2. kimigasy

    GTR3: sortie imminente

    Salama e... Misy manana vaovao GTR3 ve any ho any?
  3. Misaotra amin'ny fandraisana zalahy a!!! tsy hita fa tena mahafinaritra ahy ny tempérament an'ilay sakaiza iny letsy a! Bandy imperméable, tsy be resaka fa mitondra dia izay. Rehefa tsy mety dia on repart à zéro mais à bloc... Sady tsy manao politique loatra ohatran'ny adva hafa. Course pure zany e. Mazotoa daholo e!
  4. Misaotra zalahy a!!! Hentsrana> Ra-johns ihany letsy io a....
  5. Tapak'hevitra ihany ny hisoratra e. Somary nanaraka teny ho eny fa sahala amin'ny mahafinaritra angamba ity communauté ity. Ilay pseudo aloha dia tonga tsapan'ialahy isany hoe sady mpiondana raikko ilay olona e... Fa dia rehefa resaka fiara dia mety daholo...
×
×
  • Créer...