Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. irina

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Izay ilay blèm @ ilay tsy mivoaka à temps ny SS rehetra. Dia ahoana izao ny droit de réclamations? Hivoriana ao @ briefing ilay izy rahariva.
  2. irina

    TEAM RPR 2012

    Bedy daholo zany laisany fa dia ataovy izay ahatongavany @ ty semaine ty.
  3. irina

    MEXIQUE

    tena presque tsy misy tonga izany ny RPR nanao stable Mexique. Rawilf izany noho tsy mbola nandalo tato @ Team 2; Assureo ry zalah sasany ny rallye dia mbo izay tonga indray no prioritaire @ cochage stable @ manaraka. Noriza-> nga moa tsymanontany ny mise à jour auto foana ilay Serveur dès l'entrée en connexion? Sa ny an'ialahy anaty SS izany vo manontany lery dia izay noho mahatonga azy.
  4. irina

    Nations cup

    2749 IRINA
  5. irina

    MEXIQUE

    Fa inona daholo lty izany a? andrinoa=> fa raha tsy misy assistance v ny embrayage dia mi-chauffe ny vam? Tena efa miatra izany ilay dégât cumulé par rapport @ ilay fomba fitondran'ialahy iny. Ilay manitsaka pédale 2 isakin'ny mandeha v sa aohana? NORIZA=>resaka connexion mi-déconne izany. Ary saody misy mi-gaffy an'ialahy ary ry vazaha? LOL
  6. irina

    TEAM RPR 2012

    Tsy koa fa rehefa tsy DNF dia mety e... Ary mbo ataovy mahavita 4'40 ko ilay 205 ao @ Mnsft e. LOL
  7. Merci ho an'ny mpikarakara e. Ary ilay Serveurs 2 sy 3 saody azo atao essai RSNetwork miarakamin'ireo pilote izay vonona any antranony any? Mba ahitana ny parade raha sanatria tsy mahazaka tampoka @ alahady.
  8. irina

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Ay dia raha izany dia aleo + de 1600 : 205 F200014
  9. irina

    TEAM RPR 2012

    Misy pilote izay atao hoe RAZO mety hiditra ato amin'itsika fa hanao Contest lery dia nandefasako Fiche d'inscription any klou. Tena mila vanina ireo vazaha ireo fa efa ratsy classement v dia mbola ho contrôlena ihany... Mila mailo izany.
  10. irina

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Soloina 206 XS A6 lesy ilay izy dia mba mahatoky an'ny preparateur mba mety entina tsara ilay izy ravo mivoaka ny RB @ semaine ambony a.
  11. irina

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Tandremo ry zalah fa tsy misy mobilier any @ palais na iray azany. Tena entina daholo ny table + chaises an...
  12. irina

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    ny an'i NORIZA v ilay playseat ao @ QG sa ilay avy any antrano? Saody libre ilay ao @ QG dia tokony ho ampy na manao aza i hajax. NORIZA + pilote 1 playseat 1 hentsrana + IRINA playseat 2 andrinoa + smam playseat 3 hajax + pilote 1 playseat 4 Maximum isika 8 pilotes. Iza avy ireo ary? Manao v i Hery Niaina? Izany no antony hidirako 2RM satria mila mizara isika fa 8 fotsiny. NORIZA sy hajax N4S2000 smam sy andrinoa sy hentsrana : N4 na A8 IRINA sy djian na sandbach : 2RM
  13. irina

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Efa niresaka t'@ Big ko aho momban'ny cas personnel ko dia efa OK lery. Idem ho an'i ragra efa rayé ao @ liste des inscrits RPR on line lery fa raha hanao Contest dia mety. De toutes façons ny team dia lasa payant an'ireo inscription tsy nisy ni-supprimer. Ka tokony miteny eto i tweet dia milamina ny resaka izany.
  14. irina

    1 ERE MANCHE CONTEST FSAM

    Salut laisany. Izao voa mba mahazo connect. Présent IRINA miarakamin'ny Hentsrana. Ny Fiara 205 GTI N3
  15. irina

    Contest 2012

    Alefaso eto fotsiny ny liste e! miampy ireo junior/féminin
  16. irina

    Contest 2012

    Petit oubli, toujours dans le cadre de la préparation de la saison Contest, n'oublier pas vos photos au format JPEG à envoyer à soafikov.
  17. irina

    Contest 2012

    Misy antso ataon'ny Soafikov atsy ambadika ry zalah momban'ilay test RS Center Network ho an'i Contest 2012. Ny essai grandeur nature no hilaina satria testena ny serveur 2 na 3 na miotra raha mahazaka 30 playseat na tsia. Ny antony lehibe hanaovana an'ilay test tsinona dia mba hialana amin'ny charges harotsaka ho an'ireo "officiels de course" sady misy gain de temps b ra oa ka mety ilay test. Tsy hilaina angambany ny mitondra play seat complet fa UC sy Ecran fotsiny pour le test dia câble RJ35 de 5 mètres ou une clé Wi-Fi. A ce propos, misy proposition'ny BB (pdt FSAM) itikatra : - un fournisseur à moindre prix est prêt à vendre des clé Wi-Fi pour ceux qui sont intéressés - à ce moment tsy mila mitondra câble intsony fa sur Wifi ny connexion Personnelement, je ne sais pas si vos clé Plug and Play (Orange Telma Airetel) peuvent capter en réseau local l'option Wi-fi mais j'ai fais à plusieurs reprises des connexions avec le mien et ça marche. Pour le test, il faudra se manifester si nous sommes intéressés. Je me rendrai au test demain même faute d'UC et d'écran. Merci de dire qui s'y rendra.
  18. irina

    TEAM RPR 2012

    Voa nianjera i hajax dia voha ko aho tao @ ilay IRC, soa ihany fa stable ko fa mampalahelo ny Team M-Sport fa DNF dernière spéciale au départ dia maty ny jiro. Nefa mbo bien placé tsara tao ihany. Ny Rallye Stable ko dia ny French cup fa dia abondon SS iray ko dia namonjy Assistance park fa asa na firy ny pénalité nefany niady b t'@ 3 ème place tao. Ataovy izay mety ao ry zalah fa izay tonga no harabaina e.
  19. irina

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    Efa vita ny fanintsiana tao amin'ny classement ô à la suite des réclamations. Raha mbola misy dia azo hovaina fa raha tsy misy intsony dia io ambony io ny version farany avant check result de Beelabba sy Penomen.
  20. irina

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    Dans l'attente des résultats officels auprès de rallyesim et après les différentes réclamations, voici le classement officieux :
  21. irina

    DZAMA

    Tena tsara ny vokatra ho an'i Team t'@ iny 1ère manche iny. Vraiment dommage pour NORIZA, smam. S2000 A8 N4 2RM2 2RM1 Beelabba hentsrana Olivier??? Penomen Karlwelson hajax soafahana IRINA Boobarak Dadou rawilf Nari9 kikoolin Alexwelson Herjo andrinoa 666 Ovalist Sakamen Ra8 rdrazafimbelo Passpartooj A.Tantely Izao noho resultat provisoire raha à 23 heure omaly alina.
  22. irina

    DZAMA

    Rehefa oatran'ireny v dia tsy mety raha atao an'ilay "refresh" eo akaikin'ilay GO dia mety mandeha indray ilay izay. Tratran'io blem io tamin'i 2011 aho dia tadidiko. Fa tsy haiko hoe izay v no ilana an'iny. Vraiment dommage lesy fa tohizo atramin'ny farany ihany aloha ny rallye e.
  23. irina

    DZAMA

    tohizo atramin'ny farany fa bien placé ialahy atramin'izao. Miandry an'i rawilf sy herjo sy tweet ary i HRAS ko mba hanatevindaharana ao.
  24. irina

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    novitaina haingana ny leg 3 fa matahotra kotroka sy coupure. Ouf... ! Mbola tsy misy nandalo betsaka fa dia nihazona place ao aloha ny Mitsu dans la caté N4 fa dia miandry atramin'ny alahady izany. Dia mbola i Nari9 ihany noho niady tamiko tao e... Miala clio ko miditra togotra 4 dia mbola io ihany ny adva... Jusqu'à la fin même an. Amin'ny manaraka indray e.
  25. irina

    DZAMA

    Avis à ceux qui n'ont pas encore prise le départ : - Beels est intouchable. Il est très furieux, fafahcop le suit dans le leg 1 mais allez-y à votre rythme sans pour autant prendre trop de risques. - En GR N, pour smam, pas la peine d'aller chercher à atteindre iante qui a bien commencé dans le leg 1 mais qui a raté son leg 2. Il faudra dépasser R.Olivier et bien sûr moi sur la modeste Evo IX. - En 2RM, Penomen est bien placé devant mais beaucoup ne sont pas encore passé. Il faudra être a chacun son rythme. - En A8, dépasser soafikov est l'objectif pour Hentsrana. J'ai fini le leg 2 et pour l'instant, l'Evo 9 se porte bien. 1er Gr N et 2ème Gasy après Beels qui est déjà à près de 4minutes devant moi.
×
×
  • Créer...