Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
entsRANA

WRC RPR 2013

Messages recommandés

Slt daol

efa nivoka ato ny inscription WRC 2013

Mila mandray decision rapide ian isika mba tsy ho songonan'ny hafa

Na zan reconduisena Munchis sy Monster d ts mahazo manova pilote mits na liberena d manao demande vaovao,
Munchis alo aleo liberena ngamb fa ambany lotr le budget amn ity ra io reglement vaovao k ts ahavita saison akory d vome tsis dikan

Ilay liberena daol ngamb itako we mety amntsik fa amzay afaka mamadibadika pilote
kanefa mila ireo pilote tafiditra classement WRC2012 no manao izany mba isin chance kokoa

Rawilf - Noriza - Hajax - Irina - Herjo

Rawilf sy Noriza alo sur fa tonga d mahazo team ra manao demande

D iza ko ireo mazoto?? sod 3 team no atao ohatra

Andrinoa sy hentsrana alo zan zao no en attente alo atreto

SMAM - HRAS - RAZO ... ????

NORIZA>>>mety o reconduisen manager anlisan i ICE1 fa tsara classement, nef ts afaka manao anzan iz raha ts complet lisan, d ts aiko alo ze choix anla fa ra anao team RPR WRC ela d kozio alo leiry

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety ilay hevitra woe atao team RPR WRC ilay iz fa raha 3 team zany b loatra angambany e. Ny eo @ fitadiavana managers mits no olana. Asa anefa raha efa mba misy liberé ny fotoanan'ny membre hafa?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena enjana ihany le resaka budget. za alo otrany tsy mahazoto ra mijery an'io e, irregulier b ny resultat-ko fa feno car repair sy DNF be d be ka tsy havita saison iray io budget io. aleo homena olona hafa ny toerako.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aleo libérena reo e, d mangataka zé fiara libre eo ny 2 amin' i NORIZA , rawilf, hajax,IRINA, am zay afaka manao refonte isika d manangana vaovao. Ny base de oé ny reste budget 2013 no ho entina 2014 ka dia aleo miainga zéro mintsy isika 2013 fa tsy reste 2012 no hanombohana azy.

NB: ateriko ao am QG ratoandro ny RBR 2013 ho an'ireo izay mila. Misaotra manokana an'i hentsrana tamin'ny fandavan-tenany Very Happy MERCI

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Iza ary alo no tena vonona anao WRC e???? attention alo fa degats realiste an, nef budget tena seré, au moin zan mila miassure arrivée b mihitsy ireo participant

Evitra iray ko, manin ra atao wrc samyhaf ny team 2, oatra we ford sy Polo oatra no atao demande

ny Tsara tonga d mandefa demande Noriza sy Rawilf avec un pilote mba i validena azy alo d aveo ajoutena futsn 3e pilote

hentsrana alo vonona nef ts prioritaire an, ren ts poins ts koa mits, de pref volkswagen

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
f itako ao amn rallyesim fa nijan niarak amn ICE1 racing i NORIZA, donc tokony mandef demande i Rawilf,Hajax na IRINA amn le team an

afak manao 3 demande alo d amzay mitombo ny chance, d ra we azo daol dia ts alaina futsn ny iray

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
F dissout ny team Munchis, aon ny Monster?????

Efa niresaka tamn Rawilf ko za d ok leiry,

Ireto proposition ireto d suivant Resultat tamn herintaona, mba ifandanja ilay team. zan we sarahina ny pilote favori mba ho tonga fin de saison daol ny team d mifanampy eo, ra ita we mis ts mety d afaka manao transfert pilote mandritran saison

Pilote catA : Rawilf - Hajax
Pilote catB : Herjo - IRINA
Pilote catC : Andrinoa - Hentsrana


Team 1 : Rawilf - IRINA - Hentsrana

Team 2 : Hajax - Herjo - Andrinoa

Andrinoa>>>mila liberena i Monster vo afaka manao demande vaovaofa d miandr anla

hejax>>> aleo ela manao ian fa manjar ts ampy isika no sad ela tsar classement d mora mahazo team

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo no efa nanao dde ao fa i rawilf mbola.

Misy mifandrombak be ny team rehetra ao. Mila mi-se manifeste haingan isik

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sali daolo an! Le demande afaka ataoko fa zany oe miankina @Irina sy hents oe ina le vam entina. Very Happy Ra afaka manao CRASH TEST zao no tena milay fa Otrany gaigy ty déga realiste ty klé! lol! Ra za manokana alo zany d tena mbola somary tery le fotoana afaako mitsapa tsara anle rsrbr2013 ka tsy d fantatro loatra oe aoana ny tena fandeany ao! kOzio a refa tapak'evitra lisany mitsam, surtt @le choix anle vam! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rawilf, ny team vaovao aloha atreto dia ny VW, kanefa ilay fiara tena mbola tsy aboutit atreto.Na ny perf sy ny comportement fiar azany mbola point d'interrogation b par rapport @ ireo efa nisy t'@ 2012. Normal izany satria mbola stade essai i VW mandrampihaingany 1ère manche WRC.

Ka ny sosokevitro dia saod mbola tokony hiditra demande Ford na mini na DS3 ihany isika d rehefa tsy misy ireo izay vo miditra VW.

Fa sinon, mino aho fa après sortie update 1 corrigé daholo ny perf an'ireo fiara ireo mbo hitovytovy avy eo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
atreto alo dia ireto ny team azo anaovana demande

F mis proposition fa pilote non prioritaire :
- Adapta WRT (Ford Fiesta)
- VW Junior Team (VW Polo)
- VW Deutschland (VW Polo)

Team libre
- Monster WRT (Ford Fiesta)
- Mini Portugal (JCW Mini)


Ra ny tiako alo d miova daba e, nefa miankina amn tsika an, ny DS3 alo f lasa daol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hents sy Irina>> Sao d ambanako basy lisany zay vO saha iteny oe ina le vam alo e! lol!lol!lol!
In le vam aingan'lisany sinon lol!
Sa mbola iandry anle update ara v vO atao le demande? Mifapiresa ara lisany d kOzio fotsin za avy eo fa za manaiky foana lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
entsRANA a écrit:

SMAM - HRAS - RAZO ... ????


Zaho lesy aloha hanao pilote libre @le wrc fa henjana be le pression a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
inona ra ents no vam ra arak'izao fandehan'izao an?


tonga d reveo polo e, asitsik ireo champion amn mini ireo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo,

Ahona ihany, misy 3eme Pilote ve hiaraka @nay sy i Andrinoa? Polo no vam an.

Manjary tsy ampy zahay de tsy maintsy haka pilote hors RPRT ny farany. Hajax ve tena tsy hanao?

Ny objectif zany de présence + régularité mba ahafahana mitantana tsara ny Team hoan'ny Saison 2013 et 2014.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
Salut daholo,

Ahona ihany, misy 3eme Pilote ve hiaraka @nay sy i Andrinoa? Polo no vam an.

Manjary tsy ampy zahay de tsy maintsy haka pilote hors RPRT ny farany. Hajax ve tena tsy hanao?

Ny objectif zany de présence + régularité mba ahafahana mitantana tsara ny Team hoan'ny Saison 2013 et 2014.


latvalaza mety anao ko fa tsy aiko alo fa aleo antanina

fa f ok nga ny team anlisan?? otr mbol amn 12-01 ny resultat

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

masaka beuh! merci mints an! Ar nga tsy insrcivéna eo @le izy ny pilote le! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nanao essai le Polo WRC omaly fa tena sarotra entina be leiry. nitady réglage maromaro fa tsy mety stable le vam. ho ita eo am update manaraka fa na ny skin ary tena tsy mamely miaraka am le pneu mivoka be

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rawilf. a écrit:
masaka beuh! merci mints an! Ar nga tsy insrcivéna eo @le izy ny pilote le! lol!


f namboariko les fa sad ts raisin zalà ny gif animé a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa aona ono no tsy mety le gif. kyy! Nef za vO saika i propose oe isakin'ny miodina le vam d asiana anaran'pilote ray mipotra. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
Nanao essai le Polo WRC omaly fa tena sarotra entina be leiry. nitady réglage maromaro fa tsy mety stable le vam. ho ita eo am update manaraka fa na ny skin ary tena tsy mamely miaraka am le pneu mivoka be


ieuh le pneu mivoaka tena tsy azoko an! Za koa nanao essai, de eo ho eo ihany, fa ho hita eo refa misy update albino

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...