-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
Rawilf, ny team vaovao aloha atreto dia ny VW, kanefa ilay fiara tena mbola tsy aboutit atreto.Na ny perf sy ny comportement fiar azany mbola point d'interrogation b par rapport @ ireo efa nisy t'@ 2012. Normal izany satria mbola stade essai i VW mandrampihaingany 1ère manche WRC. Ka ny sosokevitro dia saod mbola tokony hiditra demande Ford na mini na DS3 ihany isika d rehefa tsy misy ireo izay vo miditra VW. Fa sinon, mino aho fa après sortie update 1 corrigé daholo ny perf an'ireo fiara ireo mbo hitovytovy avy eo.
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Manamaivana ny stress ra alex dia aleo ny manche V-MRC ihany no atao raha izany an. Sady mbolà mila Mpamily 2RM foana isika RPR anatevin-daharana @ 2013. Tsy d'accord izahay ra-alex an... Andao tohizina ny fiarahana fa aiz zany. Sady oatrany misy indray ilay propuls nge @ 2013 e raha tsy diso aho. Any efa anjakanao tanteraka ny taranja...
-
Mety misy nouveaux pilotes tsika 2012 dia ampidirina ligue 2 ry zalah ka. Amilo manokana dia ny tena olana dia izaho tsy misy volant atramin'izao ka dia mitady spons. mafy mba hitondrana vokatra tsara atrany ho an'i team pour 2013. Ny disponibilité ko mbola point d'interrogation b satria ilay manenjika WRC, VMRC, IRC dia mbola hisy ERC indray ko dia tena loza fa asio mits ilay fivoriana ary e. Convokena daholo ny membre mbo anome sosokevitra, rawilf ataovy mody aty dago klo e... D i rarini sy i jesus4life ko, zay zalaha a....
-
-
-
Tapak'hevitra ihany
irina a répondu à un(e) sujet de kimigasy dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
-