Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Rads>NY ahy letsy aleo halaina @ Alatsinainy @ clé USB fa mavesatra raha hatao @ fichiers attachés
  2. Soafikov

    Commande Chemisette Team So6

    Ilay soumizou ry zalah tsy maintsy ho payé-na @ alatsinaiany koa dia tsara raha mba mandalo @ io andro io izay mbola tsy nahefa fa ireo izay haka ny azy dia tsra mba miantso kely alohany mandalo fa tsy hapetrako @ ireo N sy D ilay izy eeee ...dsady tsra koa ny mba mifankahita eeee
  3. Soafikov

    Préparation saison 2009

    - nahafinaritra ilay omaly tany @ Papalen fa niova be ny matos satria t@ 30 avril zao dia 2 Momo et 1 Gvints fa tao kosa dia 1 GT (tsy nisy nilalao) de 4 Gvintsss (ny ahy zany mbola non compris).Fa ny tena nilay de ilay natao départ simultané sur une meme SS hi HIS sy Doda fa tena combat be sady ohatran'ny auto ecole satria sur une meme table ry zalah de Doda=mpianatra dia His=moniteur...hihihi -Ny vao² Rallyesim 2009: 1-Ny dégat de ho realiste sady cumulé d'une SS à l'autre fa afaka mangataka réparation dans une SS dia mahazo temps forfaitaire pour l'SS fa raha maty anaty SS fa tsy nanao réparation dia tonga de forfait pour toutes les SS restant jusqu'a la prochaine parc de réparation donc tsy misy tsony izany ny "à fond partout" no tsy maintsy miketrika tactique @ izay 2- Hivoaka à fin Novembre ny RSBR2009 dia tsy maintsy hanao install no tsy maintsy hanao inscription vao² ao @ rallyesim indray zany fa ao @ RSBSR2009 dia textures vao² ny SS rehetra dia hisy fiara vao² (ohatra ny punto S2000) FA SINON RDV LE SAMEDI 06 DECEMBRE ANY IMERTSIATOSIKA AVEC 10 GVINTSS DIA MANALA AZY INDRAY EEEE
  4. milay be izany eee ato daholo ny replays fa zao hatao izany fa na izany ary ry Mc crash tsy manararaotra mijery ny replay Falstone an (indrindra t@ ilay scratch...hihihi) fa halefaso aty amiko dia ho dihinay sy Radstrom halefa @ le 06/12 alina izany eee
  5. Soafikov

    Commande Chemisette Team So6

    Efa tonga ilay Nnadrasana koa dia izay nanao commande dia mba mandalo aty @ Net access azfd
  6. Soafikov

    Commande Chemisette Team So6

    Mbola mila anakiray fa tsy ampy
  7. Soafikov

    Préparation saison 2009

    Ny momban'i fitaovana aloah efa vita angamba ny invest fa eo @ fiara no manantena fiara vao² indrindra ny deusaka fa tsara manao 205 GTI trophée
  8. io Simca io dia hi Tsamy (gérard Andrianoely)sy Rapasy (Pascal Huo) no nitondra azy t@ izany fotoana izany ary nanao GRIM fa nande be izy io. Akoahatran'ireo efa voatonona dia nisy ilay visa 100 pistes iza y nentin' Zo Razakaboana (fa toa nisy olana foana io fiara io), dia ilay Karenjy fa tsy tadidiko iza no nitondra azy, nisy GS ihany koa fa tsy tadidy ko ilay nitondra, dia Bx nentin'ilay bandy mpanodina daba izay fa tena tsy misy tadidy ny nitondra azy fa ny tena tsara ry zalah raha misy sary no tena milay be aaa
  9. na ny birao-ko aza letsy itan la kou! Oui oui oui Hampetrao aty aloha hanalana andro
  10. Soafikov

    40 Ans!

    +1 @ ilay fety sy ny historique
  11. Soafikov

    Slalom ACCT-Team SO 6

    Reunion du 12/11/08 Slalom ACCT – Team So6 Début : 16:20 Lieu : Ampasamadinika Présents : Jackol – Rado – Andry – Nerone – Henintsoa – Focus – Tsitsi – Mandimby – Soaf Média : Partenariat media à contacter : - RTA : Soafahana - MaTv : Tsitsi (mahery) - TV plus: Nerone ( fan de moto) - Mbs: Jackol – Tsitsi (Nos) - Kidaona - Viva : ??? - Thierry TVM : Jackol Campagne de presse : - Responsable de presse no resahina (emission de sport mécanique) - Hanaterana DVD ny Télé rehetra (images & Vidéos). Conception Rallygasy à finir avant 20 Novembre - Si possible inserer dans J.T ilay hetsika - Semaine du 01 décembre : trouver créneau pour kidaona maraina - Spot audio à finir avant 23 Nov (SRK) - Contact RDJ à voir PRINCIPES : ECHANGES DE SERVICES pour minimum de dépenses QQ répartition de taches : - Affiche A4 à apposer sur les voitures de chacuns ( Tsitsi - Bandy gasy ) - Flyers (madacox : Tsitsi-bandy gasy) - Sono (madacox – Soaf) - Coupes ( une coupe Madacox) - Autocollant N° fiara ( Michigan) - Voir restauration (ACCT et Team So6) date 06 et 07 dec 2008 - Talkie walkie ( ACCT ) - Drapeau ( ACCT – SRK ) - 10 commissaires de piste à definir (sinon 20 pour doubler ) - Contact fédération ( Jackol ) règlements-officiels- matériels officiels – Licence - Trano SRK pour 06-12-08 (Jackol ) - Voir sponsor possible pour saison 2009 à inviter pendant la manifestation Dia mba jereo izay tandrify fa "partageons la passion "eeee
  12. Soafikov

    Commande Chemisette Team So6

    Fanazavana: Ny chemisette dia 90.000 efa misy ilay soratra team So6 brodé directement @ ilay chemise FA ILAY ECUSSON DIA EN PLUS FA HOANY IZAY HAMETRAKA @ COMBINAISON NA CASQUETTE NA SUPPORT HAFA
  13. Soafikov

    Commande Chemisette Team So6

    récapitulation pour livraison Vendredi : - taille L: Doda, Big, Ari, Mikkah, Msix, Foc, Fok, Mandimby, Beels,Nerone, Tsito,Peno, Dadah, Radstrom, Rivo (15) - Taille XL: Soaf, Hents, Mich, Hirvo, Boum,His, Kgb,Rajou, Papale (9) Dia misy écusson Team So6 brodé 10 pièces(ohatran'ilay @ sary) à raison de 10.000 fmg pièce
  14. Soafikov

    Peugeot 540 Harivony

    Le parcours du véhicule 540 : caracteristiques : - carrosserie : 504 de serie raccourci sur le milieu - moteur : 2 litres 16 soupapes carbu 4 corps - amortisseurs(double) via rouge sur chaque train qques elements historiques : - 1 er Préparateur Tony Ricquebourg ( réunionnais) - 1 er équipage malgache : Eric Rajaonary(Belazao;))/Ernest - Darola / Ernest - Roi Lion / Pattie - Ynovirah / Jackol pour les dates, je ne saurai les dire mais d'autres complèteront mes lacunes
  15. Soafikov

    Peugeot 540 Harivony

    Salut Marcus206 comme promis je t'envoie ces qq photos de la 540 : bonne reception
  16. que les dieux du Lion soient avec toi, j'ai qq photos de la 504 je l'enverrai sur l'autre sujet dés que j'aurai uploadé les fichiers...j'espère que tu nous feras une petite présentation de tes "bébés" et de leur différentes phases constructions..
  17. za efa nanao tonga soa efa ela fa ry zalh variana daooolo de tsy mbola nahita ny post-nao Ra rivo aaaa ...sinon voaray ny commande Chemise dia tsra raha mba mandalo avant jeudi 13 nov eee
  18. Soafikov

    Slalom ACCT-Team SO 6

    Manche officiel bien sur ka !!!
  19. Soafikov

    Rallye Tour de Tana

    Miarahaba any MC Crash fa tena c'est son 1er rallye et non des moindres satria le dernier rallye de la saison. mc>j'aurai moi aussi aimer continuer le combat fa "le chat noir" est passé par ici ...fa sinon c'est vrai que le bad condition de Jx plane aurai avantagé la Mitsu pourtant je pense que un nouveau scratch dans Hualapai II m'aurai laissé une certaine avance mais ça on ne les aura jamais fa RDV en 2009 eee
  20. Soafikov

    Rallye Tour de Tana

    JIRAMA Tena nilay be ny combat ary dia niady be fa tonga tao @ SS10 dia nanao micro coupure ilay jirama donza tena tsy mamely eeee milay Mc fa lasan'lah ny amboara ee tena nanomboka t@ 20h30dia efa nanamerda ilay Jirama maty ny jiro d'efa nanao oe tsy hanao indray zany sa handefa groupe. Mba nirverina ihany ilay jiro t@21h dia ny connex mbola tsy nade fa niantso Moov de nande ihany avy eo dia nanomboka ny lalao nifandimby t@ SS rehatra fa tonga teo @ ilay SS10 de....... zay ilay lalao fa tonga olana technique dia hatao ahona fa dia manaiky fa mety hanao @ groupe elect ngambany @ izao faha varatra zao fa tsiiiiiiiiiii zay fa ande hatory fa
  21. Soafikov

    Slalom ACCT-Team SO 6

    Vao avy niverina avy any Imertsiatosika zao fa nahafinaritra ny kilalao tany fa tena malalaka ilay circuit dia gorisagorisa partie be ny tao eee. Ny décision zany dia @ Alahady 07 Décembre no hatao ao @ enceinte SRK ilay hetsika dia : Manche cross kart sy Slalom auto zany ny hatao dia mbola ho dinihina fa mety manomboka ny Asabotsy 06 Décembre dia any ny Team miaraka @ ACCT dia hanao session RBR miaraka sady mamita ny asa rehetra aloha ny aprem dia efa sur place ny alahady avo maraina. Mbola hisy ny fivoriana miaraka @ ity semaine ity fa mbola ho alzaina eto ihany ny Ora sy fotoana. Ny tsara mba jeren-tsika dia raha misy @ tsika manana contact @ média raha afaka hatao partenaire média. Désolé Nirina 58 fa tsy mety @ rehetra ilay 20 dec fa matahotra oe hakaiky Krisimasy loatra de... Information: IZAY METY HO INTERRESSE HANAO COMPET CROSS KART DIA MISY CK 3 AFAKA HIARAN4IZAY HILALAO MANOMA MIARAKA @ ILAY TOMPONY FA MISY PARTICIPATION @ FANOMANANA SY NY KOKJA KOJA MOMBAN'ILAY CK. IZAY INTERRESSE DIA MILAZA @ HENTS NA HY TENAKO
  22. Vao nahavita session niaraka t@ Thomas fa milay ilay Japon fa ny SS Spirkakim na I na II zany dia fa tsy mety tadidy mihintsy dia hi pirka menoko II koa zany fa misy mpanao gazety @ exterieur ve indr2 de voadona foana fa sinon hi Tanner no enganie mba tsy misy hamono ny temps SS7 et SS9 nefa mbola betsaka nefa ny session fa hande hifanala @ Njafan ndray aloha hiBelazao eee
  23. Soafikov

    Slalom ACCT-Team SO 6

    Hatao ilay proposition 20 dec @ fivoriana rahapitso dia manao compte rendu eto ihany eee
  24. Tena trop leitsy izany Nerone fa zay no imprévu ao anaty compet fa milay be ilay toe tsaina hentin'nareo mitsam oe lasa foana fa aza dia oe hanao revanche be fa hataovy oe maximum de plaisir no hataon'lisany @ 2009 fa sinon @ ilay "positive attitude"
  25. Soafikov

    Slalom ACCT-Team SO 6

    merci Nerone fa hatao 001 ny N° an'lah eeee fa tena henjana be hi zany marina fa vao manomboka ny volana dec ve d'efa présent leee .....Saody ho reraka ary lery refa any @ 24 dec any dia tsy tongany tsony ny anay le
×
×
  • Créer...