-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
Photos Cockpit Voitures de Rallye à Mada
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Laza dans Photos - Videos
-
-
-
-
Rallye du FISAKANA mahafinaritra fa tena mia-mivoatra avokoa ny rehetra fa dia ho tohizina io rallye io...Ny ahy manokana ilay rallye dia misy fotoana mety be fa ilay erreurs mbola misy ihany fa efa manomboka hita ny trajectoire fa ny reglage aloha dia efa tsy kitihina intsony. Ny androany zany ny mbola tsy aiko raha hahavita rallye FISAKANA fa misy fety haleha ka sao be loatra ny JIBABA koa lasa tsy mahavita tsara fa dia himezan'ndry zalah !!! fa raha tafody aloha dia hamorona session eto ihany dia raha misy mazoto moa dia tonga dia hataovy eeee!!
-
Session pour tout public
Soafikov a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
niomehy an'Radoda9 fa zay ny ahy vao vita matavy ny sequentiel fa miova hoazy ny vitesse dia tsy mety refa mi-retrograde ....bon mila fotoana zany hanao ilay démontage an'ilay shifter fa.......pour l'instant aloha dia hianatra @ palette indray zao ........kiiiiiiii betsaka koa zany hianarana zany vue cockpit; palette; reglave vao².........pfffffff hozy ilay olona iray zay oe "tu sera prêt dans un mois " oui mais entre temps les points filent pour le team fa tsy maninona eeeee.........tady hanomboka hanamerda ity rBR ity zany an !!!
-
désolé je n'ai pas vu le topic plus tôt en plus j'avais fait une session mais ayant eu des problèmes de connection j'ai du arrêter donc je pensais que j'étais considéré comme retired...bon je vais voir s'il y a une autre session mais le grand problème est que les sessions sont à des heures tardives pour mada avec les deux heures de décalage
-
ny ahy zany dia tapakevitra fa dia lasa hanao vue cockpit @ zay koa mbola hanao "prise en main" ilay vue fa dia manao izay rallye rehetra aloha mba hahafahana manana traikefa fa tena henjana fa naha ny reglage dia miova fa ny mbola tsy hita zao dia ilay mi configurer ny vue cockpit par default dia lasa lany andro manoava vue isak'iny debut de session
-
-
-
-
-
-
-
-
Pour les Team @ !!! mahazo mipost ny team Zen
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany Ovina lety noho nisy trophée 2 CV Zany fa tena hasina zany kle -
Jouer en ligne à moindre coût
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Pour les Team @ !!! mahazo mipost ny team Zen
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Niainga omaly ny 207 S2000 "FISAKANA" koa toa izao ny fanadehany fifaninanako : 1 ère boucle : Tsy ampy reco satria efa herinandro noho tsy mikasika volant dia lasa matahotra be dia tsy nanao faute mihitsy nefa dia tena halavitra be dia tena kivy !!!(39 ème provisoire) Tandremo ilay Prospect fa tena tsy mijanona ny la neige ka mila mihaino tsara ny copi(es 2 io ) 2 ème Boucle: dia tapakevitra fa dia hi attack @ zay nefa dia tonga dia East West Snow Fog be noho niandry tao dia nanao ze afaka fa tonga @ ilay droite 90 iray dia Adinon'ilay copi namerina fanindroiny ilay naoty (io ilay "souligné-na") dia tonga dia tany anaty hantsana koa dia DA iray aloha. Niova indray ny tetika oe aleo ihany mi-assure satria hita fa betsaka ny "retired", nefa noho tonga tao @ "parc assistance" dia nijery ny classement (satria afaka mijery ny classement general provisoire @ ilay touche loupe kely iny) dia hita fa toa lasa 20 ème tampoka, niova indray ny tetika dia tapakevitra fa hamely mba ho tonga any @ top ten. Dia lasa nahazo ilay tarmac tao @ EW dia nahavita fotoana tsara fa efa mba 7 ème temps koa dia velom-mbolo sady ohatran'nety ilay reglage tarmac an'ilay 207 (merci Beels). Kinanjo vao tao @ ilay ss cote d'arbrozII mod MC dia nahita tarmac mainty be dia nanitsaka nefa kay ilay adherance tsy mitovy satria ny pneu dia natao tarmac dry (mba oe izay fotoana very ao @ MC dia azo any @ tarmac), donc tonga dia nidona t@ ilay "falaise" tao @ corde dia natsipiny tany anaty ravin dia nitsenan'vodi hazo ka dia vita ny boite fa tsy nihetsika tsony!! donc tonga dia ss 3 zany retired donc 9 min de pénalités (vita hatreo ny espoir rehetra) 3ème Boucle : Tena ni assure tanteraka hatr@ farany dia natao izay hahatongavana. FA TANDREMO NY MANAO BE TONGOTRA @ ILAY MODE MC FA DIA "LOHA RAMBO" bref dia classement provisoire 55 ème nefa ohatr'mety miakatra io satria misy retired maro maro nefa mbola nanao boucle dia mbola ao ny temps nefa tokony hisy penalité fa ny tenanay mantsy tonga dia natao abondon ireo SS misy "Retired" Conclusion: mila mi assure be izany @ ilay IRC satria betsaka ny KKK nefany mahazo mi-attack tsara @ ireo SS Snow sy tarmac fa tandremo ny Fog saaady "on est là pour se faire plaisir" eee fa tsy manin raha misy sortie kely, dia refa mod MC dia "accelère quand tu vois du tarmac noir et met au point mort quand tu vois du blanc"
-
Pour les Team @ !!! mahazo mipost ny team Zen
Soafikov a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
Ity post ity dia tao @ "Filazana Team So6 Alpha" efa omaly marina à 7:00 zany tsy midika sanatria oe tsy hitady resultat fa jerena aloha ny potentiel tsika dia avy eo mifanome traikefa mba hampandroso ny tsirairay (indrindra ny reglage) dia ny fomba fitondra isaky ny karazana Mod fa io dia marina fa "partager la passion" foana noho leitmotive Ohatra zao izay hanao IRC dia faka maka ny reglage izay hananako fa 207 N4 noho aty eee fa ireo mila Polo dia any @ Beels fa sur aho fa na Zen aza hi lery dia vonona hifanakalo traikefa -
Ary in ary no hataony reto Team ZEFA ato reto !!! Sinon ny hatsika Team Alpha dia tsy asiana consigne @ ity IRC ty fa prise en main hoan'tsir1r1 ilay rallye io koa dia samia mitondra ny fiara heritrerentiny tsir1r1 dia mijery ny resultat tsika dia avy eo hamboarina ny paik'ady fa mbola manana droit miova fiara indr1 tsika eee !!
-
-