Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Soafikov

Membres
  • Compteur de contenus

    3 009
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Soafikov

  1. Soafikov

    Rallye SRK

    efa nivoaka ny prog rallye SRK fa @ du 21/07 au 27/07 ka mila manao reco @ ity herinandro ity fa TANDREMO fa ny SS1 fraizer sy SS9 dia Bad conditions
  2. Soafikov

    3eme manche SRK / ...!

    Henjana ilay nifanakalala tany anaty SS iny ry Dadah aaaa Ary tena confirmer fa hi "for ever" dia mikasa ny ho avy @ session team So6 manaraka hande hijery ss aloha fa radem manao resume lava eeee
  3. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    Vita ny fivoriana ka ny tapaka dia: - Zoma miaraka mijery eo @ Pif paf gui gui bone ny team So6 - Asabotsy fotoana eo @ Galana Ambohimalaza @ 7h fa hi jery eny @ arche d'Anjeva fa tsy ampidirina ny fiara. - après mamonjy eny @ ss8 miditra avy aty Antsahamaina - Mikarakara ny concours saut SS8 sy SS10 . - Hisy coupe hatolotra ho any 1 er @ ilay concours saut fa mbola mitady olona hanolotra azy - Ny resultats dia hivoaka eto sy @ Rallygasy raha tratra de mety hisy résumé saut halefa eny @ SRK lors de la remise des prix
  4. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    Proflex hono ny 1er lot fa asio eeeee
  5. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    BIg>> eo @ pif paf guigui bone ny fotoana team Soooooo6 aza adino ny précuit de préférence
  6. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    zay maka an ilay Mitsu e! Firy alou ny pronos de saut an ialahy e???? déscente droite 3 pif paf sur pont SAUT Asio mafy ! mivory ato am soaf daholo ny team so6 e! Ari Vatanen ilay manoratra a!
  7. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    efa Oo=w=oO hatrin'ela fa mahita ny sasany vao taitra
  8. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    efa vita ny tableau fa ny piquet sisa de fandaminana izay hanao ny organisation eee pronostic : Matio/Nanoo(hi toyota nge io ee)/Latva(efa vita ny proflex)/Nashemi( toyota koa io eeeeee)/Ice man(t@ GT4 lery aloha sahy fa refa suba asa....)
  9. Soafikov

    LIVE RALLYGASY

    tafiditra fa izao indray no ataony eee
  10. Soafikov

    LIVE RALLYGASY

    félicitation ry zalah fa tsara honoilay live fa ny ahy hatr@ izao dia mankany @ olympe foana dia manao erreur 404 KGB>>efa nataoko F5 fa .... tena nijery tampoka any ilay fenetre aho izao fa mety @ izay Merci eeeee
  11. Soafikov

    STICKER TEAM SO6

    Inflation aaaaa vazivazy eeee
  12. Soafikov

    LIVE RALLYGASY

    Arahabaina ny ekipa Rallygasy izany merci pour l'abnégation fa tena partager la passion tokoa sy ny koa annnnnnnn
  13. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    Izay no fikasana @ rallye manaraka fa ny concours saut @ity rallye SRK ity dia 1 seul point aloha: - Toerana : SS8/10 Antsahamaina-Ceg Carion ka à 2 na 3 km ny arrivé misy rail na chemin de fer ka ny saut an'io no mesurer-na - Heure : 13h53 1ère voit 18h07 1ère voit ( fa dinihina rahapitso ny réalisation @ ilay alina)
  14. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    Ny fahalalako azy dia eo @ 4 à 6 m eo fa asa raha misy hisuicide de hanao 20m
  15. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    kah ny prevu izao mbola 5 m de ahoana
  16. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    Tsara aloha ilay hevitra coupe mais réalisation????? Ny fikasana aloha dia: - hilaza @ concurent eo @départ Antsahamaina - hamaoaka ny résultat eto @ site ny Alatsinainy ary hatao large diffusion ary mety koa raha misy sary sy résultat ao @ Rallygasy
  17. Soafikov

    LIVE RALLYGASY

    aiza ilay live
  18. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    ok sokafana ny chat eee
  19. Soafikov

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    Ny vaovao farany dia efa niantso any president fédé pour mesure saut 29.5 fa ok ary mampirisika @ animation ny fédé fa ny angatahiny dia mba tsy hisy mouvement be loatra manondidina ilay izy, donc tsy mesurer-na après chaque saut fa asiana piquet de atao tomba maso mba tsy hisy olona mande amoron-dalana. Préparation: efa mikarakara piquet sy panneau izahay sy papale fa rahapitso manao repartition ny atao Samedi. efa misy talkie-walkie (pour enfant ) koa raisina antanandroa izay manana fitaovana na soso-kevitra
  20. Soafikov

    Banderole Team SO6

    ahoana izany ny drap sy peinture ? raha mety rahapitso manao azy . Izahay sy Papale de efa mikarakara ilay piquet sy panotage pour mesure saut.
  21. Soafikov

    Banderole Team SO6

    Danke! vita ny signature annnnnnnnnnnnn
  22. RDV ny alakamisy 10 juillet aty amiko ary izay tsy mahita dia mandefasa MP. ho dinihina : - fanaovana ny preparation mesure saut 29.5 - fanampiana Live Rallygasy koa tongava izay hafaka hifanome tanana "Partageons les Sooooooooooooooooooooo6"
  23. tsy ay fa lazaiko eto ihany eeeeeeeeeeee
  24. Soafikov

    update 2.3.0

    RSRBR08 Update 2.3.0 Corrections apportées par les updates 2.1.0 et 2.2.0: - Bug du brouillard sur les spéciales françaises - Modification de Tanner et Tanner II - Correction de l'affichage des tresses dans certaines spéciales. (reverse et CC) - Modification aileron 206 pack WRC00 - Ajout de la fin de spéciale sur Mineshaft II et Hualapai Nation II - Correction des textures de Tanner et Tanner II - Correction d'un bug de Bisanne II Corrections apportées par cet update : - Correction du bug de Bisanne II - Correction d'un bug de textures de Tanner II - Correction du bug de Mineshaft Nouveautés apportées par les updates 2.1.0 et 2.2.0: - Ajout de la C2 R2 Max - Ajout de la Suzuki Swift N2 - Ajout d'un fichier .set pour la 207 s2000 (made by Beelabba) - Ajout de la Seat Cordoba WRC EVO 1 - Modifications apportées aux textures de Noïker I et II en mod Gravel - Modifications apportées aux textures des spéciales d'Australie en mod Gravel - Nouvelle version de SendReplay permettant d'envoyer les fichiers HTML. - Ajout des mod "Gravel" et "Snow" pour Pribram, Pribram R et les deux super spéciales - Super Spéciale numéro 3 basée sur Pribram. Nouveautés apportées par cet update : - Nouvelle version de SkinsManager - Nouvelle version de Setup Manager - Nouvelle version de SendReplays - Mise à jour de sécurité pour l'interface RSNetwork08 Tandremo fa obligatoire manomboka rahapitso 07/07/08 io update io 61 Mo ilay izy Aty @ko misy
×
×
  • Créer...