Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    3eme manche SRK / ...!

    ary any aza matetika ny combat no tena
  2. henintsoa

    3eme manche SRK / ...!

    ,y blem amin'io dia misy niveau de prépa samihafa bé entre an'reo sub reo!! ny an'i guiguibone tsy hifandanja am'nen hery B sy patou ohatra. Tamin'ny andron' cinq's mbola prépa mandinika samy ça va teny fotsiny dia miady tsara
  3. henintsoa

    3eme manche SRK / ...!

    inn ary zany vam zany
  4. ramatoa koa hono letsy afaka am'zoma aaaaa
  5. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    bravo daholo ry zalah Soafahana efa confirmer mintsy fa efa tena henjana am'ty taranja ty mintsy. Gasiah, tsito ary heinkaja miarakaraka ao daholo Dé miandry résultat officiel zany sisa tsika ééé
  6. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    tena adinoko lesy ny-sauvegarder an'ny temps rehetra lé save times iny léé kiiiiii!! soa ihany fa alavitra ny premier diatsy anontaniana replay raha tsy izany mety
  7. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    nety niady ihany fa za ndray no latsaka aloha malgré un 4ème temps sur tanner II et un 3ème sur chirdonhead II, 3 abandons ont eu raison de ma lancia complètement hors course j'espère malgré tout récolter quelques points pour le championnat. Mon résumé du rally BRAVO à TOUS, dadah qui signe un superbe 2ème temps dès l'entame du rally, soafahana toujours aussi régulier aux avant poste, maximum attack, aux combat toujours devant avec les sylpheed et beel's, Max qui vient se mêler aux 10 premiers. His master, sous le pseudo de Mam n'aura connue que déboire lors de ce rallye, repêcher 7 fois, pour lui, c'est un rally à oublier. On notera le faux bond au départ de BigBang, visite technique non validé, de dodanen, toujours en quête de sponsor pour boucler la saison. L'arrivée tant attendu de Latvalaza au championnat MRC n'a pas encore eu lieu. Peut-être à la 3ème manche son véhicule sera-t-il prêt??
  8. zay ary lé zara vilany zay zay aza nandoa vola naka an'lé izy t@ zany kouh hihihihi
  9. pas sûr ny ahy aloha hatreto mety tsy eto za amin'io ngamba fa ho hita eo ihany.
  10. aiza aiza aiza zany misy sosisy sy jus sy snack zany !!!! tonga D partant am'zany foana an!!!!!!
  11. misy virus??? any am'bigbang lesy mandalo maka an'lé izy a!! ao daolo ny mis à jour rehetra sady gratuit mitondra clé mahazaka fotsiny ela dia zay. sa tsy eto am'tanana vé ela???
  12. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    dia miarahaba an'la tafiditra tato ndray ary ééé!! Tongasoa ato ela. Ny ahy koa lesy mbola réglages par défaut ny akamarony fa zao vao mba mianatra kely réglages aniéé!!!! Efa nanao dzama zany ela io??
  13. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    ary bé gebona bé kay ny tantara an'iny vam iny zany ééé
  14. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    ela ndray aloha raha hoe matahotra fa sô misy casse ny fiara ka izay no tsy hiangana am'ss iray dia aleo avy dia tsy mandray anjara fa atao haingo trano ny fiara ééé . Dia miaraka mihinana sôsisy aminay sady mijery an'zalah
  15. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    tadidiko mintsy iny, teny lazaina ny première sortie-any; Tô prologue no tany tamin'zany , teo am'lé piste iny, vao hoe misy baomb B ndray hono ao fa groupe A et tout et tout hono. dommage bé iny fiara iny fa tsy nety nahazo palmares tsara mintsy. asa zé ho fiovany?
  16. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    fa i patou lesy mbo misy hapoaka ihany io refa kelikely eo an!!! mba efa hafa aloha ny passagen'ilay subaru fa tsy otran'neny madama taloha tsony kosa éé
  17. henintsoa

    Rallye Cote d'Ivoire

    ary mahavariana fa any otran'nation ana rally surtout zany bandama zany ka malaza nefa dia vitsy ny participants am'rally any!!
  18. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    tô naheno resaka an'zay za hoe misy manana video na sarin'zay passage zay mitovy am'lé gendarme saika nofôhan'Loeb iny vé zany (iny koa ka tena henjana B tro an )
  19. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    nisy betsaka mintsy marina ilay olona maka sary dia tena lasa manao aotr'any @ ilay jeux Rbr mintsy (au milieu de la route) ... mitandrema ihany fa vetyvety ihany dia tonga ilay daba. So d! >ilay voiture zéro tena ilaina, dommage t'@ ty tsy nisy. Any an-dafy raha vao tsy misy dia tsy mandray départ. à méditer eo Ary naninona marina letsy no novaina ny aileron arrière tamin'lé fiara? Misy dikany aérodynamisme vé sa style sa simba fotsiny lé teo??
  20. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    tena tsy évident mintsy lé maka an'lé sary an!! ny anay moa appareil kely dia tsy dia misy réglages sady ny mode "rafale" ela bé vao miainga donc tsy poinss mintsy ny anaovana sary otran'nen pro reny. t@ ss1 za niaraka t@ mpaka sary pro fa za vao mi-charge an'lé appareil haka sary lery efa nahavita naka bobaka am'lé mode rafale (1 foto pour moi = 6 photos au moins pour lui) mila mi-invest mintsy vao mahazo sary milay nefa tsy évident koa ny vidin'reflex am'zao
  21. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    Nous allons surtout regler la vitesse quand on mange de la saucisse 3 saucisses à la minute vé zany hoe hitako dangereux ihany lesy ny fipetrak'laisany t@io ss2 io lé. lé sary faharoa an'i Laza io resahako io ra tsi² Henjana koa lesy zany préparateur an'la zany ra Nirina58 fa tena Nen'i Ari vatanen zany aloha efa gaga za hoe ahoana kouh zany mi-rate vao 1ère ss zany klé!! tena galère début juska la fin mintsy nen'laisany fa zay lé hoe reveo milay foana io ééé
  22. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    noho ilay pénalisation anay t'@ rallye Jovenna eo base eo angamba... mampatsiaro zavatra vé
  23. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    milay lé résumé eéé!! ùahafinaritra fa tokony hisy otran'zany foana isakin'ny après rally.
  24. henintsoa

    Nankaiza ny cross kart

    ah gorisagorisa ....... ah karatsakaratsakaratsan'????.......
×
×
  • Créer...