Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    RALLYE TOTAL 2008

    sissi pilote 104 io lé ex-copilote an'ny patty(pilote visa)
  2. henintsoa

    RALLYE TOTAL 2008

    ry madama isany reny equipage Sissi sy tsy haiko iny??? manao B iny annnnn za aloha mankafy tanteraka mintsy
  3. henintsoa

    RALLYE TOTAL 2008

    pour laisser une chance aux autres, ce sera un rallye sans reco et sans copilote (si c'est le cas jveu bien faire sac de sable )
  4. mitady tsy halala fomba annn
  5. henintsoa

    RALLYE TOTAL 2008

    retour de dani fidy henjana koa zalah lé suspens hoe laza sera ou sera pas là!!!! misy manambaovao vé????
  6. mihoana kely any am'prez androany hariva hiresaka ny atao am'rally total dia milalao kely dia avy eo . Amin'ny 18h30.
  7. tongasoa mahdimamb'telo aaa!!! tena feno !O=w=O!
  8. henintsoa

    Site web FMMSAM

    zay vao hitako ty site web ty fa tsy haiko na efa ela na vaovao SITE WEB FMMSAM pour l'instant surtout des photos en hommage aux 4 disparus
  9. kiiiiiiiiiiiiiiiiiii tena mbo semaine ratsy koa letsy ty zany après ny an'ny marsplit léé!!! simba B sa ahona? motera?? tena dommage nefa reveko B lé izy. (asio sary atsy am'insolite atsy éé )
  10. henintsoa

    randz

    randz zany vé randzrovera ???
  11. aza adino lé kozy t@ GET iny >> ny fiara rehetra dia sous-vireuse daholo na 4 roues, na propuls, na traction
  12. io ve mo ilana fanazavana??? za koa letsy latsaka vao maraina nahita an'io lééééé
  13. raha sous virage dia tsy misy fika ny "hiratrapena" azy fa manala tongotra kely juska reprise d'adherence dia avy eo mivily normal acceleration modéré fa tsy à fond. A eviter ny surbraquage sy ny frein beuhhh. eventuellement rehefa mahazo repriz d'adhérence dia mi-appliquer an'ilay frein ( na frein à main?? ) kely hamerenana azy dans l'axe du virage mais en géénral raha vao sous virage tsis fotoana anaovana an'zany tsony théorie daholo aloha zany hatreto
  14. henintsoa

    Tweet

    tongasoa ééééé!!! tsara andramana marina zany so6 sy crevette zany??
  15. tongasoa ahy aaaaa!!! eo dôldôl tsika zao mandra piandry ny réel dia any am'virtuel aloha éé
  16. henintsoa

    sary insolites na crash

    izy mitsam ndray io an!!! ry zareo zany efa fahatsiarovana sisa momba izany rally zany fa tsisy mandalo any tsony ny fiara am'zao
  17. piraty ahoana lty fa ny an'i Irina lé menamena io otran tsy dé fahita loatra io double feux io fa zé hita matetika otran tokana daolo??? resaka finition an'lé daba vé io zalah sa ahoana?? Afaka hazavainareo (otran'nen' cox) ny karazana type1 nisy?? GTI, GTI16, rabbit, digifiant inona no maha samihafa azy??? rehefa inona izy no jiro tokana? jiro kely jiro bé ao ariana??
  18. henintsoa

    RALLYE TOTAL 2008

    BRAVO BRAVO ET MERCI
  19. tena vao hitako teo mintsy koa io otran tô milay ty fika sary réél hanfangaro virtuel ty an!!!!! tsy maintsy hanao eo ihany zny ny lifan WRC.
  20. 10....9.....8.....7.....6......5 sisa dé feno 100 tsika éééééé
  21. MIla mihetsika am'zay tsika ry zalah am'organisation an'zavatra ho atao amin'io lé asio saut n°2 ???? le caravane publicitaire??? (tsara io amin'ny TOUR de TANA no hatao) Ny eritreretiko fotsiny hoe mba asiana animation foana io zavatra mba hitondra zava-baovao hitarika olona hijery spectacle any anaty ss any!!!!
  22. henintsoa

    RALLYE TOTAL 2008

    iza moa ty mija??? (misy iray ato antsaiko fa tsy haiko hoe io tokoa vé )
  23. Ra elà sy Ra-Hents no omena ordi elaela tena mety mahavita zavatra tsy ampoizina mitsy an ! noheveriko fa collector lé izy, fa efa ela vao tonga saina hoe kapsily na GOLD kay io
  24. tongasoa ééé! dia lasa vacances any alavitra ndray zany ra prezda ato ato
×
×
  • Créer...