Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    CI master

    hahahahahahaahahahaha
  2. henintsoa

    Team So6 Zen : Inscription

    Aleo alefa am'zay fa sô torek, alefaso ato ny listes an'zay ho hiditra beta aza éé: Pour le manager, je propose DODANEN, satria ela no mandalo matetika any am'rallyesim mankony. Ny team So6 Beta moa tsy iza fa ralahany Team So6 Alpha ihany fa zany hoe plus performant kokoa ngamba 1°/ 1512 Drift_man (MRC : Evo 9 A8 / WRC : skoda ngamba / IRC >> hiady @ groupe A6 sur 106 S16 ou C2R2 MAx à voir) atelier de peinture ZDRC, prépa moteur mety ho NARC na i LatvalazaMotorSport
  3. Première voiture sorti des ateliers de peinture ZDRC
  4. aza miandry vita fa avohay eto ny etape de restauration na réparation mba samy mianatra momba an'zany type1 zany daholo tsika ééé za aloha taloha tsy dé nahatsikaritra type1 (sy cox) zany fa depuis misy tony post tony mitodika foaana za vô mahita an'reo fa hitako mlay ann.
  5. za vô saika hiteny hoe tô misy manana sary an'zany any. Paparazzi kouh henjana mintsy ann. otran hoe tratra nanao essai ny futur projet an'ny VW
  6. inonany vaovao an'i type1-iste ato éé, tô nangigina lisany tato?? manomboka miteny tsara mintsy ny type 1 eto am'tanana aa. Efa betsaka ny GTI de qualité hitako mandédé any, Quels sont vos projets pour 2009? prochaine rencontre? prépa de chacun? Mbo lazao eto ry zalah fa aza miafina aaa
  7. henintsoa

    Presentation des voeux Team So6

    rafitra zany fa dia raikitra éééé
  8. henintsoa

    www.rallygasy.tk

    Misoatra ry zalah fa tena B no vita an'lisany t@ ty sport auto ity a!!! nanomboka t@ famohana ny parcours sy ny road book, izay tena mbola nifampitadiavina taloha, hoe @ firy D aiza ny ss, zao tsostra kely fa cliquer ici fotsiny. Avy eo nanaovan'lisany DVD ndray ny rallye gasy, zao en direct live mihintsy ity revy ty. (lé akama iray mi-sacr mijanona eny am PC isak'in rally aloha tena voninkazo manonkana ho an'lery éé). Zao efa hivoka kouh ny télé rallygasy en direct ny ss rehetra sur le canal UHF 126.7 Hz na canal 69 @ parabole Manin moa ry zalah raha ketrehena avant le début de saison ny DVD saison 08?? azo tsika atao miaraka mihints raha mila fifanampiana. Aza misalasasalo, manantona avy hatrany
  9. tongasoa eto ééé! io zan ylé famous one am'lé type1. Mbola tsy hitanay fa efa ré foana ny lazan'zany type1 vr6 zany
  10. henintsoa

    CI master

    Bon, efa manao sport ihany kay za lé!!! misy ho sportif mihoatra an'i ploss sy "tratran'toana é!" ve @ zany
  11. augmente encore et tu pourras aller chez sodiama. Si tu l'augmentes encore tu pourras avoir une Polo neuve + une polo TDi M11
  12. henintsoa

    Championnat d'afrique!!!!!

    ahona ny tohiny ry zalah? fond_de_6?? Max?? Ary maninn ry zalah raha manao 1ère manche pour Février io aloha D sur place manao lobbying mafy mitondra an'i Pdt fédé ohatra sy ministre (pkoi pas??) mitady spons sur place satria sûr fa sur place daholo ny commenditaire rehetra @ io. Sady sur mintsy za fa raha vô mahazo classement tsaratsara ao (mila manao preuve hoe tena au niveau anié ela ry max) zay ry zalah vô hitondra anjara biriky avy. (tsika aty mankony efa samy nahita fa zakan'i laisany tsara nymiady top amin'io fa tsy evident ho an'zalah tsy nananraka saison teto mintsy io. Nefa ny spons anié surtout d'envergure international no tadiavina fa tsy ny société antsika eto akory Ny hoe aleo tsy manao raha tsy sûr ny budget pour la saison, je C pas si l'occasion se représentera (pirelli star driver io ann)
  13. soaf>>> hahahaaahahahahahahahaha latsaka letsy za am'ty sarin'la iray inty kléé, otran sokatra reny ny lohan'la am'lé izy fa kely B ny "face avant" par rapport am'lé vatana
  14. henintsoa

    CI master

    moi né le pas comprendre anglais hein
  15. henintsoa

    CI master

    Je pense pas que tout les rallymen (on parle de Mada bien sûr) suivent un régime aussi draconien kosa éé, mais cela est-il que je pense que tout ce que tu racontes là n'est pas destiné aux seuls sportifs mais à tous pour une bonne hygiène de vie en général. En lisant le grace diet là je suis tombé sur ça je pensais que la banane c'était sain comme aliment???
  16. Tsy mba tsara V letsy raha mba manao MRC daholo tsika gasy, raha manao mankony ela dia mba miakatra ny niveau antsika (anay moa zany ) rehetra ao. Ny MRC rery ihany kouh anié lty no mahazo coupe tena izy any am'remise de trophées en fin de saison ééé
  17. henintsoa

    CI master

    mouais Ca à l'air super interressant pour le corps et l'esprit mais pour l'instant j'aime trop manger pour renoncer à une bonne côte de boeuf grillé avec sa sauce et les saucisses en tout cas j'en connait un à qui tout ça va interresser, n'est-ce pas monsieur "mihetsika ndray ny goutte-ko lety éé"
  18. D nanao awona marina izy tao ry dodanen??? nahafinaritra V?? i ari no voalohany sa iza??
  19. henintsoa

    Presentation des voeux Team So6

    Mlay lé carte postale kely ééé, efa vances mbola reveil matinal ihany letsy hihihi, sa zay vô hatory t@ io?? sinon OK pour le fifampiarabana le 10.
  20. henintsoa

    Souhaits 2009

    tratr'n bonne année daholo tsika éééééééé. D ho toana feno fahombiazana ho an'i sport auto anié ty toana ty. Mba halaza katreny afrique sy Europe any mintsy ny lazantsika. mba ho tonga 50 foana ny isan'ny participants rallye, mba ho betsaka ny manche slalom sy cross car, mba tsy hisy tsony ny disadisa isak'n'rallye, mba ho hisy embouteillage na specta eny anaty spéciales, mba ho hisy grillade partie tous les 50m dans les ss
  21. henintsoa

    Team So6 alpha : Filazana

    komika am'lé mapmé mintsy ty doda sy thomas ty Pour les réglages et autres, je propose de ne pas le faire en MP mais de le divulguer ici avec un print screen. (inn fotsiny no maha "partager la passion" azy raha ho atao parssi io zavatra io) mba mihavaka ny antsika fa mba hoe omena ny donnes rehetra é, sady azavaina ny compoertment n'ilay fiara. Ny tena tsara aza D ny replays mintsy no alefa eto, am'zay sady hita ny trajectoires no hita ny réglages.
  22. ary sô D mandeha maraina manao karting D mitohy revy ziska la ziska avy eo no tsara???
  23. iza no mazoto hifampitaha am'lé karting vaovao reo am'lahady éé?? lahady maraina na aprêm zé tian'lisany mintsy
×
×
  • Créer...