Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    www.rallygasy.tk

    même les interviews s'internationalisent heinn Bravo pour la primeur, faut que tu nous racontes les conditions de cet interview....
  2. henintsoa

    Projets pour 2009

    PROJET RBR CONTEST nanantona antsika ny RTA amin'ny fanantotosana concours style "PES" tam'MBS reny. Efa natomboka ny didinika kely niaraka tam'zareo fa lé izy dia mbola projet fa mbola tsy misy mivaingana mintsy. Interressant ihany anefa ny proposition an'zareo satria isika no hanao organisteur an'ilay hetsika fa zareo dia soutien et support ihany. Noho izany dia hisy dinidinika ho atao eny ampasamadinika eny am'toerana mahazatra antsika anio Alarobia 04 martsa ho avy izao am'18h30 tsy diso handinihana ny ho hatao. manentana antsika rehetra mba ho tonga sy hanome tànana ny fikarakarana fa io hetsika io no anisan'no hetsika lehibe inddrindra ho karakarain'tsika. Tongava daholo zalah fa ho zaraina commission isika amin'io am'resaka fikarakarana ny marina ary hisy surprizz kely kouh ho avoaka amin'io (sa tsy izay ry HIS master ). Isika rehetra no entanina am'zany Big > mila anao ny finance master (tokony mba mi-dégager Benef tsika am'io) Doda, thomas, beels, Peno > mila ny hevitrareo momba ny organisation du concours en lui même (déroulement du contest, sur un rallye ou en élimination mod Race Of champions? combien de SS?? règlement? repêchage possible? temps donné pour faire les réglages? gestion des temps?) tsi2, mikkah , mands, KGB, mimich > mila miketrika momba ny logistique tsika (cablage, réseau?, PC firy?, écran géant ou pas, retransimissio ndu son?) Boum, Nirina58, Rajou, Irina > mila ny hevitrareo momba ny hisintonana kil misymisy ka ny fomba hantongavan'ireo pilote am'réél no jerena amin'io (comment faire pour que ça interresse les pilotes du MRC réél fa sô D ankizy kely no ho betsak am'lé izy , loka G25? qu'est-ce qui vous pousserait à participer??) Ary eo kouh moa ny press & comm master isany am'communication rehetra (Nerone, rallygasy,Focus, Vata9..) Tsy hoe andraikitra efa raikitra reo fa ohatra na zavatra izay any anaty domaine de compétence tsika tsara ho ampitaina am'hevitra izay ho arosonareo. Ny rehetra mihintsy no ilana amin'io mankony ary mila miaramientana isika (toy ny mahazatra éé)
  3. un nouveau venu??? nanandrana nikotrana kely arakin'ny natoron'i Doda9 omaly (le système une spéciale par jour fa sans prise de notes par contre). Tena hita tokoa ny vokatra fa niaina 20 sec B izao ny temps-ako par rapport am'lé manao session en ligne. Nanombohana izany dia ny Diamaond creek good conditions aloha zany. Plusieurs passages ny reco am'zany ary essai de trajectoires maromaro no atao. Pour voir si la trajectoires est bonne, asiako an'lé ghost iny D jereko hoe iza no lasa aloha en sortie de courbe. et ainsi de suite jusk'a l'arrivée. Si on suit cette méthode sur tous les rallyes j'en suis sûr qu'il serait possible de titiller voir se battre avec les Beels, Latvalaza et autre Fablide du team mpifokeur Pour conclure, la session de reco suivant cette méthode cherche surtout la performance alors que les sessions publiques devraient servir à nous entrainer à être régulier (No KKK)
  4. henintsoa

    Bobota

    bienvenue bobota. mazotoa mitafatafa ary tongava matetika éé
  5. henintsoa

    Team So6 Zen : Inscription

    Mr le manager de l'écurie Zen, ayant envoyé (renvoyer plutôt) un MP à Fifou concernant mon intégration dans l'écurie Zen non encore effectif au jour d'aujourd'hui, et ce malgré mes relances successives sur rallyesim, ce dernier m'a répondu selon les termes suivants : Vous remerciant d'avance pour les mesures que vous allez prendre; veuillez agréer monsieur mes salutations sportives distingués. Henintsolberg ZDRC where is bryan
  6. ny reco kosa aloha rha té ho performant tena mila ho betsaka kosa éé. raha hanao am'MRC réél V ela D mino fa 2 passages fotsiny nen'zalah top driver eto reo. mino ahy fa rehefa manao reco zalah tena enarana par virage mihintsy ny ES rehetra. (rehefa té ho performant moa zany an) Ka antsika sisa no misafidy hoe hanao performance hanandrana hiady any am'top sa mba hilalalo fotsiny D mifampitsapa maiana am'zao
  7. Tô tsiss an'lé spons officiel marina ty leuhhh, tsiss tsiss rallygasy na D ny netbox mpanao azy aza tô adino efa mamo kouh ngamba i garage B3 zany ann!
  8. D misaotra anao mizara ry doda aaaaa. io zany D tena parcours pour faire des temps et être classé zany éé. tena efa tonga am'lé hoe hardcore gamers mintsy tsika zany ann.
  9. henintsoa

    RSRBR2009

    Aleo marihana fa tsy izao zany no nanao an'reo (raha nahay 3D za efa ela no nivoaka ny Golf II sy 309 16s ary 504 leuhhh ) ny 205 sy 306 dia bandy ao am'ny rallyesim no miketrika azy, ilay subaru kosa D abandy japonais no miketrika azy.
  10. henintsoa

    RSRBR2009

    bon allez, juste pour se faire un peu mal encore!!! on attend son integration depuis bien longtemps mais on espère que ce sera pour cette année. Elle sont déjà toute modélisé et reste l'intégration qui prend en core plus de temps apparement La 205 en version rallye la impreza 1994 (GC8 ) et en haute résolution avec tous les détails svp héhéhé et la 306 (sans le kit maxi)
  11. Aleo citena ato mints yraha vô misy resaka milay momban'zalah ann
  12. henintsoa

    TOFAN

    hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiihaa tonga soa TOFAN (mila azavaina lé anarana fa fan de To?? ) Milay fa samy bandy mirevy rallye sur terre daholo ny ato ka, ary ny saison D mivavaka mafy tsika mba ho hisy foana sy tsy mba ho simba. Enao moa zany efa eo anivon'ny fifaninanana fiarakaodia mintsy sa mpankafy fotsiny lou.
  13. pfff zao lé manakaleo B am'lé mpanao gazety resaka sport auto eto fa manitatra B sady mitantara zavatra tsy misy akory. Asio session gazety control ndray ry zalah D hampianarina sy hofanina am'resaka sport auto reo mpanao gazety eto am'tanana reto fa
  14. joliiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii!!! tena milay annn!!
  15. E. katto 2nd du général après avoir mené le rallye Et le grand vainqueur du rallye James Whyte Les specta kouh zany tena otran tam'andron'Groupe B reny mintsy leuhh
  16. Article paru dans le Citizen newspaper de Tanzanie
  17. bon il faudra s'habituer à voir le drapeau malgache sur la prise d'air maintenant à quand une image d'eux comme ça sur WRC.com
  18. henintsoa

    www.rallygasy.tk

    "PARTAGER LA PASSION" Dia tena niainanay tokoa letsy zany devise zany tamin'iny week end iny. Misaotra an'lisany ééé. tsy ny crédit lany, tsy ny fotoana lany fa ny passion foana no mitondra azy. Ary sûr za fa ny rallygasy ihany no mpanao gazety "amateur" et pro confondus no nanao courverture otran'zay an'iny rallye iray iny. Misaotra an'lisany koa nampita vaovao par tel & sms tout au long du WE ho an'reo zay tsy nisy connex otranay après Mathieu et Ted, c'est vous les grands vainqueurs de ce WE aussi. donc GROS BRAVO les gars
  19. WE palpitant depuis la maison pour moi>> samedi>> tsy hitako zé asiako ny tenako fa faly otran'adala letsy za naharé hoé 3ème du général zalah :chhers: >> tonga ny lahady >> maloka tsis otran 'zany ndray fa tsy poinss ndray fa abaondon hono . kivy aho, tena kivy aho. Avy eo naheno ndray hoe tafa tampoka ndray zalah na dia tsy D kopy loatra aza par quel miracle D faly B ndray leuhhh Fa milay ry zalah. tena voatery hanaraka WRC ihany zany am'herintoana leuhh
  20. henintsoa

    Vive Kenya

    bon allez C parti!!! avy D accelereo io hetsika io ndray aza zalah fa tsy asiana resaka bé aaa
  21. merci am'lé combat fa D zay zany no session du soir farany am'ty volana ty ny amiko fa miandry motera vavao ndray fa vita ny location connex tany am'tsi2 zay hihihihihihi! Mas aka B fa lé mi-KKK sisa no jerena D hianatran'ny tsy hatahotra arak'n'natoron'ni Peno éé!! (beels kouh zany Gpe N no hinanany anay avec 20 sec de difference svp ann ( )
  22. MC / Peno >>> faites tourner le oinj les mecs, mifoaka loatra lisany kléé . Milay lé miverina fa pour ma part dia hita fa mbola mila mianatra mi-gerer daba fa tsy mety mahita arrivée en un seul morceau mintsy tsika leuh . Eo am'lé SS mba hay reny kouh mitady hanenjika an'zalah fa tsy mahazaka dizna D Peno>>> zarao am'zay letsy lé logiciel manova physics ana daba fa aza tazomina an'la rery any aa (dadah zao mitady anio mafy mintsy)
  23. henintsoa

    WRC/// Rallye de Norvège 2009

    aza omena tsiny lets yfa ny MRC antsika aza letsy fin d'année mintsy vô nivoka kouh hihihihihihihiih
  24. +1 tena marina tokoa io fa za koa matoky ny fahaizan'zalah. Raha ny structure misy an'leron klou (raha lé EMKA no resahina) dia tô efa rôdé tsara ny assistance technique sns satria ils en sont pas à leur premier championnat africain. dédikass ho an'lisany mitsam
×
×
  • Créer...