Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. différence moteur aloh dia: 1200 = 1200cm3 1300= 1300cm3 1302/1303=1600cm3 (mitovy moteur @ Car/combi/double cabine) raha aspect extérieur indray dia tena bobaka be! ny 1200 pré 67 ilay antsoina hoe masom-balala (ôtran'ny jiron'ireny Mercedes 911 ireny) ary pare-choc misy an'ilay miakatra kely io (atao hoe lavarangana) ny jiro ariana le mbola jiro kely ireny misy izy sarim-boninkazo mihitsy aza 1200 post 67 >68 indray dia efa jiro mitsangana ary tsy misy ilay lavarangana intsony ary tsy misy an'ilay entrée d'air iny ery @ fitaratra ariana 1300 indray efa manomboka carré ny pare-choc AV/AR ny jiro ariana efa haricot no filaza azy 1302 somary lava kokoa noho ny 1200/1300 ny capot, antsoina ihany koa vilain petit canard 1303 pare-brise avant bombé ary jiro be ny AR antsoina hoe pied d'éléphant Sinon ny pitsopitsony tena mbola bobaka be tsy vôtanisa
  2. TsitsiGalli

    location

    héééé, zà koh manampy ny lisitra raha trophée zany an!!! fa ny rallytany tokoa anie tô mampanao location e! mitondra fotsiny sisa no tô asan'là fa na ny kaly sy ny carburant aza tô hiantohany.
  3. Santionany amin'ireo sarina vw aircooled mandeh eto amin'ny tanana ry zalah Split 11 fenêtres Double cabine Combi Car 1200 pré-67 1200 post 67 1300 1302 1303 Cabriolet
  4. Le Pays Basque Rally aloh no hikotranana am le Tarmac kle fa mbola tsy mety stable le focus 01 hatreto
  5. Y a aucun stagiaire pour l'aider? k sao dia manoro voana ry CI a!!!! fa lé mm pédale tokoa v tsy @ accélérateur ihany sany frein koa misy an'io? tsy ilay hoe "d'un coût trouver les 2500 tours moteurs puis 3000 tours pour corser un peu après" v io e? sao dia diso fihaino ny bandy k lany fotsiny ny lasantsy rehefa maraina? c'est pour ça que j'ai dis plus haut que ça sert au moment de la ré-accelération après dérive. Au moins je suis pas le seul a les confondre Ny tena tsy mety azoko anie ry C.I d tena mitovy mihitsy ny reaction an'ilay vam e! fa hatreto aloh d ny resultat no mahafaly. mbola hianarako fôna io e!!
  6. TsitsiGalli

    Les photos old rallygasy

    Aiza koh ny manaraka e!
  7. Andovw>Jereo eo akaikin'ny DUW eo fa misy an'ilay type 1 tadiavin'là mihitsy eo miaraka @ le pare-choc kely inox, eto akaikin'ny fiasanako eto koh misy anakiray efa fanimpanina ihany fa tsy mety hitako ny tompony hanontaniana an'azy
  8. Tena misy² ihany an!! ndraso ho ezahina aseho eto dawl ny mandeh eto am tanana sy efa mba tonga t@ manifestation fa zà aloh mahita hoe efa miôtra ny 100 ny mandeh eto e!
  9. Raha efa manana caisse elà d tairo hifandrimbonana ny manambotra azy e!
  10. et pourquoi pas directement TROPHEE PROPULS SO6 organisé par TEAM SO6??
  11. Ngamba kosa lisany tsy hisy hanome tsiny raha hiresaka mikasika ny cox eto @ tanana koh zay e! sady betsaka koh manko ny mpankafy an'izy ity ato amin'ity forum ity. atomboko amin'ny sary vitsivitsy aloh d manaraka ihany ny ambiny e!
  12. Bloké aôna lety? ngah tsy misy windows media player ny matosn'lisany? telecharger-na ange le izy vô vakiana e! ity aza aloh admirer-o indray ny 2eme passage n'i Soaf e ity kosa ny an'i Nari9
  13. Efa azoko antsaina ilay bikany zany. hivôka indry koh zany zao ny type 1 vintage an!
  14. Ny madacox am meeting manasa an'lisany rehetra e!!!! type 1 sy type 2 am volana novambra aloh nefa io an!
  15. Hi hi hi, mihitatra ny hevitra ry zalah hivoka ato² ny So6 Production, d projeter-na ao @ RITZ sy REX r'efa Week-end par contre à creuser pour le fameux manifestation du Team So6 pour le prochain rallye en attendant aloh ity indray ny vidak'i Raprez Soafahana
  16. www.madagvints.mg hono no fanaovana kômandy an linà
  17. Hitsapeta>>ka le tsy hanao RBR ôtrany tsy hiety tsony koh His>>Tena na tiana na tsia d tsy maintsy hiketrika volant ihany no hiafarany e! Reto ndray aloh zany ry zalah ny vidaka a! marihina fa tsy maintsy telecharger-na ilay izy fa tsy afaka tonga d jerena an! Ari Vatanen tongotry Vatanen Boum am manaraka ngamba ketrehina le cam embarqué raha mi-convenir an'lisany le image amin'ireo
  18. Ka ny pied gauche aloh hatreto @ clavier mbola D e fa le clavier tsy misy resaka progressif zany fa tonga d seka maina b am zao
×
×
  • Créer...