Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

His

Membres
  • Compteur de contenus

    1 696
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par His

  1. Mety ho be koa ny 100LL hirotsaka vao mandeha ny vam an!!
  2. His

    Rallye FMMSAM TOTAL

    Normalement tokoa efa fantatra ka!! Ndraso ho alaina marina
  3. His

    Rallye du boeny

    Comme d'hab mihitsy ra-Doda a!!
  4. His

    So6Control 2

    Za aloha dia miditra ho isan'ireo inscrit foana e Fa araka ny tenin'i Peno hoe aleho aloha ny 2ème prom hianatra (mba tsy hoe tia tena be loatra) fa raha misy lesona hafa dia zay hanatiny ka
  5. His

    Tsi²

    Nahena ny alebehin'ilay video dia navadiko ho gif avy eo
  6. His

    Rallye du boeny

    Félicitation ho an'i latvalaza sy maximumattack t@ lay podium e!! Ny anay mba efa tsara fihatombohana ihany fa nony nandray départ 2ème ES, tonga dia retour bureau. Nihidina be avy hatrany ny sahalam-pahavitrihina Sinon mbola mila amboarina tsara aloha ilay Mitsu fa mihisatra mihitsy. Noho ilay pilote koa mbola mila manao revision matetika fa tsy hoe rehefa handray depart vao manovokovoka
  7. His

    RALLYE TOTAL 2008

    Na eo @ devant @ ilay sprinter bus 194 rehefa manao ES: Météo - Mausolé iny zalah!!!
  8. His

    Rallye du boeny

    Novelomina kely ilay Mitsu rehefa nipetraka ela dia ela!! Rehefa natao ny essai dia mihisatra tanteraka ilay daba no sady manidina be mihitsy rehefa mandalo gué!! Asa na ho ahoana ny fandehany @ session rehefa avy eo
  9. His

    Rallye du boeny

    Main au portière zany ko!! Hatraty moa io hanao session tsy nanao reco io ko!!
  10. His

    RALLYE TOTAL 2008

    Un certain fond_de_6 a déjà fait un petit commentaire dessus je crois D'ailleurs, lery koa toa azo antsoina ihany hi-partager ilay passion-ny
  11. His

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    Saut kely hoe..... DUDU JML Wilson Et la palme pour Al Quasimi
  12. His

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    Sary kely aloha e!! Ry zalahy mpandresy!!! Ny vam Galli après accident!!
  13. Zao zany ilay hoe: "Miondana Cox !!!" Hitako lay lalana mivoaka ka
  14. His

    Concours photos réelles

    1- Nerone 2- Peno 3- Tsi2 4- Soaf 5- Bigbang
  15. Asio date iray Mr le Proffesseur dia atao sujet hafa Ao no manao inscription izay hafaka @ io date io
  16. Faut jamais oublier de désactiver les antivirus et toutes les taches automatiques si l'on veut jouer tranquille!! J'ai déja eu le même problème avec la finlande
  17. His

    So6Control 2

    Misokatra indray ary ny organisation ny Cour2 Aleo homanina dieny zao na dia efa niteny aza ny instructeur hoe dans 1mois 1/2 indray ny manaraka
  18. His

    TVN

    TVN Dodaaa!! Tongasoa e!!
  19. His

    Getaway in Tana "drift edition"

    Nous, on a 2 caméras mini-DV Et je vais faire en sorte de trouver un caméra embarqué pour notre enregistreurs
  20. Résumé ny zavatra natao t@ io andro io Cours 1: En théorie: - Ce que c'est le transfert de masse - L'effet du transfert de masse dans les inscriptions en virage En pratique: - L'inscription en virage gauche puis à droite Recommandation: - Ne pas faire les Kakous lorsqu'on fait les révisions Et respecter les autres Ilay izy moa @ ankapobeny dia tsy manimba fiara satria 60kmh maxi ny vitesse. Tsy mila régime ambony be Izahay tonga tao moa dia tsy nahasosotra hono hoy ny moniteur ny niveau fa mba mora hazavan-javatra ihany (surtout ilay bigbang Loeb ) Ny ambiance nahafinaritra be mihitsy!! Misy vidéo en préparation sur aho any e!! (zany moa ry KGB e!!) Dia izay ny tany zalahy Ho any sasany indray no mitantara sao mba diso ny cours nalaiko
  21. Izay manome config izay zao no tena mety mba ahaingana ny reglage vam!!!
  22. His

    So6ment votre

    T'as tout compris!!
  23. Pour nous, on fait des tests en ce moment. Si on arrive à bien configurer la voiture en asphalte avant le rallye. On le fera!! Jusque là, c'est pas encore gagner Beaucoup de So6 et Sortie
×
×
  • Créer...