Compteur de contenus
1 696 -
Inscription

Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par His

Changement de voiture pour le MRC et ... le reste des épreuves terres non WRC!! Hatreto aloha ilay Evo8 no mi-tenter indrindra!! Pour WRC, la focus zany tsy maninona aloha hatreto no sady tsy exploiter akory ary ny tena marina Matériel indray: hanamboatra ilay installation bacquet ngamba no tanjona Participation indray: Hiezaka ny hanao épreuve terre be dia be à part ny MRC sy WRC, dia ny challenge Rallyeforce izay efa manomboka @ zao!! But: roulage be dia be

photo de la premiere competition de Corss Car le 27 decembre
His a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans Acct

Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
His a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old

Teo @ fifanajana mihitsy zalah no blem an'lé izy e!! Afaka maneho hevitra daholo ny rehetra fa mba minimum ny hoe mba modérer-na tsara ny propos!! Tsara anie ny mahafantatra ny hevitrin'ny rehetra mazava momba ny zava-misy eo @ tontolon'ny rallye e!! Izay no mampandroso haingana!! Tsy ho ary hinihina tsy hita daholo ny zavatra mitranga rehetra na dia efa tsisy afatsy io ary ny resaka mandeha. Ary mba tsy hisian'ny fandraisana ny "hono" no mahatonga ny nakana ambavany ny intéressé D'ailleurs, zay zany dia tsy nanao intérpretation fa izay nolazaina eo dia izay no tantaraina (rehefa hoy ilay nanontaniana hoe ambarao any zany mazava ho azy) Zao izao nazava t@ rehetra ny hevitr'ireo nanontaniana ka tsy misy " hono" intsony iny. (fa namaly tao ko zany Joda fa tsy tafavoaka satria nofafana ilay article) Fa raha isak'izay article mivoaka dia tsy maintsy ho fafana foana kosa satria tsy mahay maneho hevitra ireo mpanaraka dia hanahirana ihany e!! Hainganie tsy hiverina intsony ny ohatr'iny Misaotra an'i Emsics t@ article sy ny fanazavana fanampiny

J'éspère que la présence en masse des subaru les remettent dans les combats avec les citroen et les ford. C vrai que c'est un grand champion qu'il y a là!! Mais je crois (et j'espère) qu'à partir de l'année prochaine, il y aura des changements!! Les JML, et Hirvo commencent vraiment à maitriser le sujet, juste à maitriser qlq excès de zèle l Un championnat sans suspens, c pas trops bien quoi!!

Ela vao lasa ty video ty dia ataoko eto ihany!! <Dailymotion>
<object width="420" height="320"><param name="movie" value="https://www.dailymotion.com/swf/k22gPJxSXPSNkCPeCs&related=1"></param><param name="allowFullScreen" value="true"></param><param name="allowScriptAccess" value="always"></param><embed src="https://www.dailymotion.com/swf/k22gPJxSXPSNkCPeCs&related=1" type="application/x-shockwave-flash" width="420" height="320" allowFullScreen="true" allowScriptAccess="always"></embed></object>
Mathieu
envoyé par rallygasy
</Dailymotion>

Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
His a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
Félicitation à: - Mathieu et Sissi pour leur victiore - ASA Tana pour l'organisation et le spéctacle Bomba be tokoa ila prestation an'i Tax!! Dommage hoe tsy tafa ny Mitsu, nefa tena combat be mihitsy no nojerevan'ny spectateur ny sabotsy maraina. Tsy kivy Laza a!!! Bon rétablissement à Nerone et son copilote: tsara rehefa avo ny moral letsy e!! Ra-Hents koa zany tsy nahasosotra mihtsy ilay 2'05" an Belle prestation du Team So6 Mirary fiomanana feno ho an'ireo team So6 mikasa hanao rallye @ herintaona (Ben oui faut se préparer des maintenant ko!!!) Sur fa ho "ça va ça va" ka -