Fantatro loatra fa tsy dia miasa saina afa-tsy ny @ MRC tsika mianankavy fa ao @ WRC kou kay tena misy révolution be mihitsy @ saison 09. (sa efa ohatr'izao foana fa za no tsy naharaka?) Lasa ohatr'izao zany no mety ho fandehany:
- Misy ireo Team officiel (12 team) izay manana pilote 3 (miaraka @ manager), ny vam zany dia en fonction-ny team (fa tsy TIM hoaaaa) genre: raha Abu Dhabi ford dia Focus 08, fa raha Stobart dia Focus 07, ...
Ireo manager zany hono dia tena hi-manager ny equipe tokoa satria dia hisy monnaie virtuelle ahafahany hi-gerer ny pilote-ny (tsy arako tsara hoe ahoana, moa tsy mbola mivoaka ny reglement)
Ny team manager no efa nanao inscription izay vita t@ 1 déc. Ny pilote kosa mbola tsy nisy ny recrutement hatreto fa ho avy hono. (ireo elite no visé @ io raha tsy diso za) - Misy indray ireo Team (ie T.E.A.M) privée izay composer-na pilote 4 (miaraka @ manager io) izay hitondra ny vam inférieur ou égale à 2006. Io zany izay te-handray anjara dia poince avy hatrany (za zao te mba hiaraka team @ zay bandy gasy mitondra Focus06 pour 2009 )
Io système io zany no mahatonga ny choix vam wrc ho inférieur ou égale 2006 no azo alaina!! Fa ny tsy azoko indray dia hoe aiza ilay no miditra an-tsehatra @ io