Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. hiiiiihhhhhhhhaa!! tonga soa ianao namana a! otrany mitovy feeling tsika zany an! (sauf pour le F1) fa mazotoa mandray anjara, mizara ny passion sy manderfa siosion dresaka e!!!
  2. Christophe B+

    Toutes les photos

    Trrrrrrrrrrrrrooooooooooooooop! kosa ilay sary an! otrany hoe mahita tamin'ny andro'ny Gr B sy Vatanen zany aho amin ilay izy! ilay helico no assistance
  3. hihihi! nga moa tsy ela ilay manana Type GTI 16 sy type 3 VR6 sy Jetta type2 dia mbola mitady cox?? hihihi! mahagaga an! hihihihi
  4. angaha ajanona ilay clio N4? na izany aza efa nanotany tena mintsy aho hoe mba nakaiza ary ilay 206 ny Gou? toa manana 206 anakiroa moa izy ra tsy diso aho?
  5. Christophe B+

    301 membres...

    hahaha!! marina zany e! otrany misy tsy normal zany ato ampiasana raha vao tsy miainga ny conex ka tsy tafiditra eto! hiiihhaaa! merci Dadah merci Mamah et Coucou chez le Zazah
  6. hiiihhhhhhhaaaaa!! zany misy rainiboto namana! saliiiii!! tonga soa e! mandrosoa, mipetrapetraha dia mandraisa verre! inona ny an ise pi sa zu!
  7. tetsy sy teroa, fandaharan'ny Radio mpirenena malagasy miaraka amin 'ny wawawa: efa hitako vonona mandehandeha any koa ilay Toyota ST165 ex Mija ary ilay saxis no miaraka aminy, Déduction mety Hiakatra M12 koa izany i Bati ka ho avelany ve ny Saxis dia hiova 4WD tsirinrirnrin!! (générique de fin)
  8. tongasoa baloo!! otrany hoe ilay cheftaine nay tamy scoot zany kou! an! hihihih
  9. CB present= 3 pax + un copain pti copain à bigounette
  10. tena mety be mintsy io mamaky règlement an la io! fa sur za fa betsaka amy ireo bandy hafa ireo no tsy mamaky dia tsy mahalala an ireo!
  11. efa olona manomé zavatra fôple otran reny ve dia mbola any ihany no haka????
  12. y a du boulot lou fa hita eo izay fandehany e!
  13. Christophe B+

    WRC - ADAC Rally Deutschland

    c'est Normal man! c'est une Volkswagen!!!
  14. tsita fa maxi poulet ndray lou zao e! efa hoe herintaona tsy nilalao dia miverina zero na ny lalana rallye school ary tsy tadidiko tsony kou!
  15. N11 ary ve ranga ty tsy zaka dia tou dia hijabaka am WRC veuh??
  16. Retour tres tres tres difficile an!!! rallye scholl avec une N11 en 1mn 45 sec
  17. Ny momba ny tube hanaovana arceau angamba no afaka ambarako, any amin'ny Ets RMB ao ankerana no mividy, tube noir no ampiasaina fa tsy ilay galvanisé, ny momba ny specification sy confection an ilay arceau ngamba dia maka boky kely ao amin'ny fédé no mety. zay no mba fantako fa miandry ny sasany dray o!
  18. Christophe B+

    RALLYE TASAMM #3#

    efa roa taona mahery zay io pro karting io fa mbola tsy tafa hatramy zao e!
  19. Christophe B+

    RALLYE TASAMM #3#

    hey oh!!! sanatria tsy misy miady ato o! milaza ny hevitra ankalalahana fotsiny samy manana ny fomba fijeriny fotsiny!! sa ahoana MKR
  20. Christophe B+

    RALLYE TASAMM #3#

    tsy hoe mandrangitra fa na dia symbolique aza aiza sanction e!!!! sa hoe joda d.... montrez qu'on a un règlement à Madagascar. On verra s'ils vont oser angaha izy nandaka panneaux? angaha izy nanompa officiel? tsy mitovy kosa ilay ilay cas fa aza mi exagerer e! ny an i Gerald sady tsy mahay reglement tsy manaja ny sasany no manao lohamboto! mauvaise foi tsotra izao. angaha moa ao amin'ny règlement misy hoe tsy afaka miteniteny foana amin4ny interview? je crois pas !!! raha tsy hoe angaha miditra ao amin'ny reglement du Rallye ny CODE DE LA COMMUNICATION (tsisy idiran ny vitsika amin ny petrole).... a bon entendeur, Salut!
  21. Christophe B+

    RALLYE TASAMM #3#

    aiza zalahy ny liste défi,nitive fa tsy mahita aho
  22. Christophe B+

    RALLYE TASAMM #3#

    tsy azoko??? nga ela tsy mba manatena hibata amboara klé????
  23. Christophe B+

    Slalom

    ary ilay any ialahy mba aiza e?? efa heritaona mahery za no naharé hoe misy ny ketrika fa mbola tsi napoitra foana atram zao?? c'est aussi long que la gestation d'un éléphant hein!!!
  24. Christophe B+

    Neste Oil Rally Finland 2010

    ca c'est du live hihihi!! merci gogo!!! allez les Nordiques
×
×
  • Créer...