Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. Christophe B+

    BMW e30 touring

    tsy dokam-barotra no ilaina am lah fa ny idivy ny entana e!!!
  2. tsy mbô za kosa zany klé!!!! ela mintsy zany matoa ela mahalala hoe nisy nanao tao am piste be
  3. ok ok ary e! ataovy jusqu'à vendredi midi ilay inscriptions e! raha izay no mampety azy... ilay resaka leste aloha mino aho hoe sarotra satria tsy miankina am tsika io fa amin ny srk d'autant plus sarotra ho an zareo kosa angama ny hanala sy hametaka leste a chaque session et a chaque pilote mais on vai voir koa .... momba ilay 10-15-10 otrany ho sarotra an! satria raha feno 30 ny pilote dia misy complément 12 500fmg par pilote dia raha 15 pilotes dia lasa 37 500fmg ndray no complément fa io ngamba aleo sur place tsika mandamina azy e!
  4. izaho perso aloha tsy manana olana amin ilay asiana leste na dia atao + 20kg am Prez aza za mbola asiako 3 sec au tour ihany prez fa anotaniana amin ny SRK ny faisabilité an izay sinon.... dernier jour des inscriptions androany an! aiza dodoly? Inscrit Today aussi RBRado
  5. Mbola vao fito tsika nefa efa rahampitso ny Fin des inscriptions oo!!! asio zalahy a! Fond_de_6> ny tsara dia aleo anontaniana aloha ny ao amin ny SRK ary momba ilay cas anao e!
  6. Lahery> mbola tsisy tokotaniny ny ana io fa atao fotsiny aloha izay mba ampandeha azy am 11 e! Andovw> otrany manome idée ana ny avatar an la an! hihihihi!! ie Fahatelo zao io ao io fa dia asa re!!! Hents> mbola henjana ny raharaha e! tsy kivy nefa tsika fa mahery fO
  7. lasa hono ny mamba dia misosoka ny Voay e! Lasa i Timon dia tonga i Pumba mbola misy asa be mila ketrehina fa isika ekipan ny tsy mora kivy! entina amin ny passion ilay izy dia vita eo foana e! anao asa milamina be aho sy tsy hikoropaka. rehefa manomboka ny asa dia aseoko eto ihany ny sary sy ny detail... je dis pour moi : "bonne chance mon garçon" :geek
  8. somary tsy hita kely fa nisy ny nanahirana! vita anio ny inscription an i Christophe B+ ivoaka tsy ho ela ny liste o!!! sa ahoana Big
  9. aleo ary maka marge betsaka isika e! aleo atao au nombre maximum de 30 pilotes ilay izy... Momba ilay resaka hoe asiana liste des partants dia hisy post ato misy ny anaran ireo izay Inscrit dia atao mis a jour au fur et a mesure mba ahitana ny tsirairay hoe iza avy ny adversaire enjehiny fa afaka mi manifester ny fahavononany ato am ty post inty koa anefa izay té hanao fa ny liste officielle dia i BIGBANG no mamoaka azy ( asio Numereos tokoa ny tsirairay manana heritreritra hilalao hoe dia mba hita hoe firy ny nombre, soraty koa ny sympathisants) 1° - za aloha partant a! Christophe B+
  10. ok ok! voaray ilay Proposition an I Beels. envisageable ihany angamba ilay izy, marina tsara koa angamba ilay calcul, nefa somary tara satria efa confirmé omaly ilay formule sy ny date tsika aupres de SRK. dia miandry ny $$ avy aty amintsika sisa izy..... nefa isika toa tsy manambola raha tsy rehefa cloturée ny inscription...donc.... miandry ny liste ny inscrit sy ny Droit ed'inscription ny rehetra isika dia eo isika mahita ny hanaovana azy mba hampilalao tsara ny rehetra.... raha maha angona pilote betsaka tsika = mismisy koa ny $$= donc, afaka imaginer tsika ilay proposition an i Beeloeba... tout au moins zany hoe essai libre 10mn essai chrono 15mn et Final 10mn... Sur place au moment du départ mintsy ngamba isika vao mi se prononcer amzay Cloture des inscriptions le mardi 30 Novembre 2010, Lieu = NETBOX ambatomitsangana
  11. Mbola nouveau Model be nge reny reny dia tsy nahalala an I Dude e!
  12. Mety fona ka entre 08h30 et 20h00 ny cyber no msokatra , dia misy fiche fenoina ao d apetrakao fotsn, tsy voatery hoe aho Bigbang vo manao inscription akory donc misokatra manomboka amin alakamisy ny inscription o
  13. sao tokony atomboka am jeudi ary ny inscription e? Big O! si c'est OK dia lazao eto hoe am firy ny lera ahafahana manao inscription ao amin ny netbox! merci
  14. c'est tjr un Jocker là ou il passe exptdrrrrrrrr
  15. Tsi2> fa inona letsy no moteur an ilay water coolled io? Fiaran i datou talou io liona io e! hihihihi!! zay no naka an io avy tany tama tamy 2002 vao nisokatra andro vitsy ny barrage :p
  16. ce sera donc le dimanche 05 décembre 2010 aleo alamina amin izay ny resaka organisations ary rehefa vita iny ny choix de la date. ataotsika du 23 au 30 Novembre (sans dérogation pour personne io an) ny date des inscriptions eny amin ny toerana izay ho lazaina amin'ny fotoana manaraka fa dia homany fotsiny ny $$.... raha sanatria ka tsy Feno ny 15 ka hatramin ny 30 novembre dia ho averina ny volan'ny tsirairay dia ataotsika session tsotra ilay izy an! ka mananainga antsika rehetra ary e! ilazao koa ny sympathisants
  17. Le rêve a un prix letsy a! fa za mahita hoe interessant kosa ilay izy raha toa toa ka misy ilay moyen anaovana azy an!
  18. REFERENDUM hanao fifidianana kely tsika ary e! mba valio ilay sondage kely tsika momba ilay date hanaovana ilay contest o!!!! aleo atao hoe jusk demain midi no misokatra ny fifidianana dia apres proclamer ny ChE N Intsoa ny date adoptée o!
  19. Marina be!!! fa misy diso calcul kely Dadah... 75 000fmg ny session iray fa tsy 3 000 000fmgka tsimaintsy mba manatena kosa e! hihihi Tsi2 et Mnr> ilay resaka paiement ny session atao: ilay izy dia forfait no aloha ka ny montant global ny réservation antsika no diviser-na par le nombre des pilotes fa tsy mety raha hoe izay session atao ihany no payer na... raha io formule eritreretinareo io dia ilay piste kely zany no mety dia tsy mampiasa transpondeur sy ny fanaovana calcul isika donc... manao calcul manuel ifonako an! de toute façon, za mahita hoe motivé kokoa ny sôféra tsirairay andeha mafy be mba tsy hiantoka frais an ny sasany amin ilay final.... nen ry tsi2 moa mbola tsy essai libre akory no atao dia efa mitsatsaka sahady kou!!! Donc ce sera finalement un vendredi ou un dimanche....??? (03 ou 5 dec)
  20. Amin alahelo lehibe no hampandrenesana antsika mpankafy fa ny ASABOTSY rehetra vers la fin du Mois de Novembre et Décembre manontolo dia tsy possible ny ao amin'ny SRK satria feno. Ny proposition nomen'ry zareo dia ny Zoma na ny Alahady ka asa re! iza no mety amintsika!
  21. ilay resaka négociation aloha tena sure et certain fa tsy possible mihintsy e! ilay Cotation nomeny io dia tarif global a! izany hoe ny montant final no zaraina par le nombre de pilote izany hoe tu as interet à te classer dans les 10 meilleurs chrono amzay mba tsy miantoka ny session an ny sasany. - manche 1 : essais libres 10mn/pilote - manche 2 : session chronometrée 10mn/pilote - manche 3 : super finale (10 meilleurs temps) depart sprint 10mn/pilote pour 15 personnes = 40 Sessions (15+15+10) = 3 000 000 200 000fmg/ personnes x 15 personnes = 3 000 000 => donc izay tsy tafakatra final miantoka frais raha izao no fahitako azy dia mety ahemotra lavidavitra mintsy inty satria sarotra be ny hanangona au moins 15 personnes pretes ato anatin ny 15 jours... ilay probleme an ilay mameno $$ manko no olana eto... antsika no fanapahana anefa
  22. Christophe B+

    Cherche G25

    mitovy tsika sy ela
  23. Riry> aleo ny scooter any Isahafa fa ny Karting no prioritaire e! miala tsiny zalahy fa zay vao nandeha indary ny connexion nay! donc zany raoviana ny date mety? aleo Fixer tsika Samedi 27 novembre ary e! dia ny matinée no hatao. minimum 15 personnes izany no ilaintsika an! dia ny inscription sy ny $ ngamba dia aleo lazaina amin'ny fotoana manaraka. au moins 1semaine avant la course dia annoncer na ilay toerana anaovana inscription dia cloturée ny jeudi 25 Nov mba hampety ny Timing tsika fa dia ataovy pret fotsiny ny $$. a titre d'info kely inty ny Quotation tany amin'ny SRK: - manche 1 : essais libres 10mn/pilote - manche 2 : session chronometrée 10mn/pilote - manche 3 : super finale (10 meilleurs temps) depart sprint 10mn/pilote raha 30 personnes: total 70 sessions x 15 000Ar = 1 050 000Ar raha 40 personnes: total 90 Sessions x 15 000Ar= 1350 000Ar NB: 15 000Ar ny session rehefa mampiasa transpondeur, quotation pour 30 et 40 personnes no azo fa mety koa na dia 15 fotsiny aza isika. Dia izay efa sure aloha no ataoko recap: 1-Beeloebba 2-Bigbang 3-Riry 4-Tsi2 5-Christophe B+ 6-M.n.r 7-Jaonathan Ny momba ny sympathisants dia tsy misy olana fa pour éviter ilay inscrits nefa tsy hita akory rehefa avy eo dia aleo ny olona miaraka aminy no mi se porter Garant sy manangona ny $$ satria raha sanatria tsy mandoha inscription izy, ny volan olona tsimaintsy aloha
  24. Ner1> ny antony anaovana azy somary lavitra dia amzay mba afaka mandamina ny programany daholo ny rehetra ary afaka manangona $$ koa ireo mba té hilalao... Tsi2> mety ilay plan an ialahy e! fa io izany dia isika ihany no Erany... refa hoe atao samedi dia mety foana Titinho> tsy misy Leste azo ampiasaina any! iny no olana Mnr> Tsy obligatoire ny combi dia Kart 390cm" 4 temps no ampiasana Hents>> Ohatrany sarotra be ilay hoe izara catégorie de poids satria lasa hisy hangataka koa hoe aleo sarahina ny efa nilalao sy ny mbola tsy nilalao, sarahana ny tranche d'age sns donc ton excuse n'est pas valable!!!! sérieusement: ilay probleme na poids ngamba mety ho compensé ihany hoy aho satria rehefa midina ny lalana dia mahazo avantage ny mavesatra dia rehefa miakatra dia lasa indray ny maivana, nefa ny circuit ilalaovantsika misy fiakarana sy Fidinana. ny zavatra efa hitako koa dia efa nisy niara nanao session taminay olona somary mavesatra environ Ohatran i SOAFIKOV iny fa mahavita 1'02 et 1'03 izy eo ami'ny Grande Piste nefa ny record de piste eo toa 1'00 donc.... saika hadinoko: ny circuit ampiasaina dia ilay circuit lehibe satria eo ny transpondeur no mandeha Maiba sy ny akama et sympathisants rehetra dia afaka manao daholo, plus on est de fous plus on rit et plus il y aura de
  25. tonga soa ary ianao namana a! mipetrapetraha dia mandraisa Verre e! inona no atao ho an isé ranom-boakazo sa mafanafana! Bref nous sommes ravis de te recevoir et ici la devise c'est " Partager la Passion"
×
×
  • Créer...