-
Compteur de contenus
1 439 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Christophe B+
-
-
+ 1 000 000 000. io mintsy anie no olana e! ra sanatria ka maty embrayage ela 1jour avant rallye dia tsy afaka mandeha mividy etsy andravoahangy na any behorirka fa dia tonga dia ajanona ny rallye refa tsy manana réserve. Momba ilay hoe daba avadika GrM sy Gr N tsy mitombina loatra ny hoe moravidy kokoa ny manao GrN. exemple ny réservoir fotsiny dia efa ohatrinona ny réservoir homologué? any zao misy efa somary akaiky ny fahataperan ny homologation ny efa endrasany sasany fotsiny.... Momba ilay hoe internationalisation sy tralala: ahoana hoy ialahy isany raha am VMRC misy lalana tampoka hoe mahazo de point au championnat de bonus 10% ny manao rallye am G25 sy G27 mba amporisihana ny mpampiasa Momo sy clavier anao investissement? raha ny sitrapony ve moa tsy mba ilalao am G27 koa fa mbola eo ilay contrainte $ donc.... raha hoe amy RIM fotsiny ilay izy no apetraka, d'accord aho, fa tsy amy championnat national kosa e! (mety pénalisé ve any france raha mitondra GrF)
-
Momba ilay resaka investissemnt kosa aloha tena mba pffff be e! raha ny sitrapo ve moa tsy mba hividy WRC na GrN fara faha ratsiny fa question de moyens anie no mahatonga anay manao GrM e! Donc zany ve pénaliser na indray ny kely moyens rehefa anao rallye? pénalisé hoazy izany satria omena Bonus ireo manana moyens?.... zany kosa ve tsy efa manomboka ho affaire de gros Sous ndray koa ny Rallye eto amintsika?... manaiky za hoe inciter na ny mba anaovana acquisition na fiara manaraka norme fa tokony mba misy mesure d'accompagnement ilay izy ( ex: afaka mampiditra Fiara sy pièces atao tsy mandoa Douane aloha fangatahana atao a haut niveau mintsy) fa tsy tonga dia sanctionner na Implicitement ny kely Budget. amiko perso aloha dia hitako hoe tsy mety, ilay hoe omena bonus championnat e! ra samy hanome tombony ho an ny Voitures manaraka norme internationale ihany dia tokony mba hoe mihena 10% ny droit d'engagement ohatra na zavatra otran izany fa tsy tonga dia ary amin ny haingom-batony mintsy (championnat) no omena avantage. raha toa anie ka ny GrN sy Ny GrA ihany no mi courir eo amy folo eo sisa ny mandray dépar e! = une demi douzaine de GrN en 4rm, deux ou trois en GrN 2rm en GrA :itako eto fa misy miteny indray zao any hoe io ndray cb fa manao polémique. Juste za mba miteny ny avis perso ako fotiny ka
-
-
-
-
-
pfffffffffff!! ary ireto koa zany efa eo ambody RBR eo foana maraina atoandro Hariva mbola tsy hita ihany izay hafitsoka!!!! aleo aho hirerina dia asiako daholo lisany reo fa tena tsss!!!! Fablide,Beelabba, ZoS : Miomana lisany fa lisany no asiako voalou ao! Spoiler: ptdrrrrrrrrr wawawa kely io fa sao misy tezitra be eo an!
-
-
-
-
-
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
-
1er Trophée Fast and Furious le lundi de paques 2010
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
Reunion preparatoire du reglement trophée fast an furious ce samedi à 14h30mn au piment café behoririka. Trophée 2litres atmo Trophée "king of massay" 750.000fmg a chaque manche gagné et 5.000.000fmg au champion. Votre participation a l elaboration du reglement fera avancer notre passion commune. Merci de faire passer. -
-
-
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
Cours de copilotage (c complètement OUF)
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans Photos - Videos
-
///////WRC////////CORONA RALLY MEXICO
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans V-RC Old