-
Compteur de contenus
1 439 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Christophe B+
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Annonce kely e! efa ela ihany inty no noresahana fa mbola tsy mety tanteraka hatramin 'izao ka aleo relancer ko kely andao isika hanao Mini Grand prix de karting! tsy ny ihany angamba fa na ireo sympathisants koa aza. ny formule noheritreretina dia course en 3 manches: 1- Essai Libre 2-Essai Chrono 3-Super Final (10 meilleurs chrono) Efa nisy fotoana izahay nanao otran io, 30 no isan'ny participants, dia nandoha 200 000Fmg avy. ny course dia vita en une matinée. ny déroulement: misy aloha ny essai libre izay juste hoe anaovana prise en main ny kart, tsisy temps io tsisy pression fa "on joue comme on aime", rehefa mahavita ny session ny rehetra (raha 30 ny concurents dia 10 mn x 3 x 10 karts zany), dia atao tirage au sors ny kart hanaovana essai chrono, afaka mifandamina eo ny tsirairay amin'ny choix ny kart refa vita ny attribution des vehicules, raikitra ny essai Chronometré, le meilleur chrono des tours effectués no raisina ka ny 10 premiers ihany no miakatra Super Final. ny super final dia course, izany hoe départ en fonction ny classement eo amin'ny essai libre ny hi placer-na sur la ligne de départ, miady pôle position zany. tsy ny meilleur temps au tours intsony no iadivana eto fa ny nombre de tour vita, otrany manao course Kapsily zany . ny attribution de karts dia tirage au sors fa afaka mifanaraka koa anefa ny tsirairay hoe ifamadika kart refa avy eo. Ny heritreritro dia aleo atao amin'ny Dimanche 05 décembre dia ataotsika hoe vendredi 26 Novembre no cloture des inscriptions ( efa voaloha ny $$ am io) ilay izy amizay misy handaminana programa sy hanangonana $ kely. izay mazoto aloha dia milaza eto ahitantsika na ho atao na tsy ho atao. Ny prix angamba dia aleo atao tsika hoe ny fahafinaretana azo e! satria tsy misy fidiram-bola ho an iza niza io fa juste hoe andohavantsika ny volan ny srk fotsiny ireo. vos marques ary e! dia ilazao ny sympathisants e!!
-
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
hihihi! ohatrany manahirana ny hilaza chiffres eto fa ny valeur ny fiara sy ny restauration et tout et tout hatri izao aloha dia efa mahazo Golf type3 GTI na 3064ptes année 98 angamba! dia ny fotoana lany nanaovana azy dia toy ny zaza any ambohoka ka hatramin'ny Fidirany Toute Petite Section angamba fa izany hoe: "quand on aime, on ne compte pas" dia mahereza fa milay io! -
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
VW golf Type 1
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Ces voitures dont personne ne veut
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Photos - Videos
-
Tsy mbola tara e?
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Tsimandrava dans Présentation des nouveaux membres
-
-
DIY - Do It Yourself (volant et périphériques de conduite)
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de ChrisJones dans Et & ...
-
-
La Citroën DS3 Wrc 2011 dévoilée !!!
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Gauche-i dans Photos - Videos
-
-
vao herinandro izay no lasa ny RITM dia efa mitodika sahady any amin ny rallye asa tana ny maso!!! SSDRSK dia toa hisy mpanamory vahiny maro sy sangany inty rallye inty! c'est sure que ce sera un rallye Fort en spectacle comme toujours!!!! animatins a gogo! organisation au poil et beaucoup.. ny endrasa fatratra dia ny mety ahatongavan i Auriol ilalao ve sa voiture ZERO? tsy maninona fa mety foana e! otrany efa misy fiara vaovao hilalao koa ka asa ré!!! alefaso ndray ny SSDRSK sns...
-
passpatooj
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de passpartooj dans Présentation des nouveaux membres
-
Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4#
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Nari9 dans mrc Old
-
-
Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4#
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Nari9 dans mrc Old
milay ilay rallye e!!! fankaherezana ho an i Equipage Ryan Henintsoa, tsy mifidy asina letsy ny pépin a! na manao prepa henjana be aza ialahy refa tsy ao ilay facteur chance dia zay lé izy! aza kivy e!!! reveo milay foana. mitovy amin ny mpahazo anay ihany zany! fa mbola hoavy eo amin lisany ny arrivée refa tsy hoavy any aminy lisany araky ny fiteniko matetika dia " FANIRIANA NY AN NY EQUIPAGE FA AN NY MECANIQUE NY FANAPAHANA FARANY" ary nanao ahoana zalahy mety misy impact am RITM 2011 ve ilay FIA nisy naka ny entany? (hita tami ny gazety) nanao ahoana ny tohiny? -
Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4#
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de Nari9 dans mrc Old
bilan kely ny day 2: somary decu kely ihany satria tsy nitranga ilay comba tena nantenaina! Mathieu nanana retard be, tsy hay hoe naninona fa ela be vao tafavoaka, Irina mbola sahirana maka repères amin ilay evo X, donc i Joda roule a son rythm. ES1 ny resaka eto. ny tena nahafinaritra dia Ilay C2R2max ilay Saxo T4 koa tena namely, somary manao copu de gueule kely satria nisy fihetsika antiMsportif kely nitranga ka dia voasakana i Gino ka voahelingelina..... ny retour antaramanana ny hariva, efa mi roule doucement mais surement vers la victoire i Joda, les etrangers commencent a prendre le rythme.... un grand Bravo a Tovonen ki attaque comme un malade njafan semble ne pas trouver ses marques sur la Sub... rendez vous demain -
video reconaissance imerinkasinina
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Photos - Videos
-
-
presentation des nouveaux membres
Christophe B+ a répondu à un(e) sujet de bibi071 dans Présentation des nouveaux membres