Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. aza taraiky mintsy manolo ilay gavage fa raha io no tsy mamely dia mamono pompe de pression satria miodina a vide izy an ! ny pompe de gavage 900 000fmg ny vaovao tao am Autogi
  2. tena aleo mividy vaovao fa ny occaz raha vao am io 6bars io dia tsy mateza an! tsy omeko 1 mois ela!!! Ny pompe manko mila milona ao anaty essence mba tsy ho simba une fois miasa ka raha occaz, sur zany fa efa maina mi coince io refa miodina kely na ra tsara chance ela dia mihena fotsiny ny pression avoakany dia lasa mirate ny vam 700 000Ar izy sans boitier ao am Materauto Bosch Vrai Spoiler: aza mividy ao am RYF na dia mora aza fa zay nividyvaovao tao ES anakiray no vitany tonga dia maty
  3. Ok pour moi e! Vonona foana ny tenanay! Ohatran ilay nataontsika indray alina iny ihany anié zany e! avec le copilote MjongBak Province de droite takona
  4. Christophe B+

    garage de fou

    My dream letys zany klé!!!! une camaro SS + une sting ray + une C8 (moa io?)
  5. Christophe B+

    Le futur WRC...

    Marti et Elena dans une Voiture??? c'est une course de copilote ou qoui! au fait c'etait a l'occasion de quoi cette reunion des Grands?? merci gogo pour les Photos!!! (et les hotesses, elles sont passées ou???
  6. Christophe B+

    Lasa i SIMBA! :(

    Amin alahelo lehibe no ilazana antsika Fa nodimandry anikeo maraina i "Mahazo" Alias SIMBA, l'ancien co-équipier de Henintsolberg en Cross car sur AR2. Tao amin ny resaka Cross car no tena nahalalana azy, izy ilay pilote anisany nampalaza ilay fitenenana hoe sokatra. anisan 'ny membre fondateur ny ACCT izy ary nafana fo tokoa. Ny toerana misy ny Razana sy fandevenana dia ho lazaina miandalana R.I.P letsy a! Photo Lors du Rallye Total 2008 quand il faisait l'animation a Anosizato
  7. na dia tsy mpankafy Pizot ary ny tenanay dia manaiky kosa fa tsara sy hafa raha io vam io! Za maka azy sy Vatanen e!!
  8. Tiako fotsiny zalahy ny mba mizara ny réalisation sy ny Fiara avy any ampita mba ananatsika idée koa ary mba hanosika antsika hi restaurer an ilay Raneny tsika reny a!!! asiako sary vitsivitsy izay tena mba manaitra ahy. Ny fanotaniako dia hoe mba aiza no aton ry zalahy vazaha ny fil sy ny cable ny fa ny antsika manko reny no mameno ny capot Kasdédi Ho an i RAR
  9. Christophe B+

    Toutes les photos

    Une Petit Kasdédi Aux poulets qui aiment les 3 lames ( mahatsapa tena lisany)
  10. Christophe B+

    Fifampiarabana :t6:

    ary toa tsy misy sarin le Dude, sa moa lery tsy tany?
  11. Christophe B+

    Reglementation FIA

    Aleo rangaha amidy ilay vam fanaovana rallye ividianana equipement a! hihihihi
  12. Tonga soa ianao namana Pizot a! tsy mialonjafy ny Oo=w=oO fa tonga soa ianao hihihihihihi
  13. Christophe B+

    Rallye Monte carlo

    SANATRIA DIA SANATRIA TOKOA averiko indray mandeha indray nordique!!! nordique!!! Ford ford! ford!!! ZA MAKA AN LISANY FOANA WAAAAAAAA
  14. tena grave ny an lery kah! izy koa aloha manana chance hoe mahita ny pieces rehetra izay tediaviny e! raha mba misy ohatra reny aty mety mba mahazo pieces neuves ihany Timon na dia 1 isambolana aza!!!
  15. Christophe B+

    Reglementation FIA

    Sady ny olana i Hans ohatra ny tsy afaka mandeha irery fa toa mila casque sy baqcuet adapté aminy sady misy clip de fixatiojn! ouuuccchhh!!! inona ny atao zany, ividy pneu sy handefa amort sa hividy hans et tralala!!!! $$$$ ((
  16. Christophe B+

    Rallye Monte carlo

    hiiiiiiiiiiiiiiiiihaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!! nordique!!! nordique!!! Ford ford! ford!!! ZA MAKA AN LISANY FOANA WAAAAAAAA
  17. Christophe B+

    REGLAGE MOMO RACING

    tsy niova ny lokony ka! fa autre alternative io raha toa ka....
  18. Christophe B+

    REGLAGE MOMO RACING

    ny ana aloha par defaut daholo fa tsy nikasika inoninona za. tsy haiko ny mikasika azy dia aleoko mihezaka mi s'adapte am lé défaut.
  19. sao dia mbola tsy manana ilay mode pace note kosa nareo o??? mila apetaka iny aloha dia zay vao misokatra ny pacenote manager
  20. Christophe B+

    emission mekanika

    tsy afaka tonga fa nisy Problème de réacteur ny Air Force One
  21. Nenay ny fiara entina aza ,mbola tsy fantatra. efa conclu ilay ford Focus st 170 fa nony nanao essai elaela vao hita hoe hay kay ledala tsisy marche arrière pfffffffff
  22. Christophe B+

    Skin pour 2010

    efa hoavy letsy ny Chasseur de Lion a!
  23. aiza moa zalah manao next ilay sary fa tsy hitako ny tohiny
  24. Tonga soa ary e! sao dia pmba mety rah asiana post Reveillon ndray ao antaninandro mba fifampiarahabana :p
×
×
  • Créer...