Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Christophe B+

Membres
  • Compteur de contenus

    1 439
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Christophe B+

  1. les nouvelles speciales sous BTB ne sont jouable que sur session publique?
  2. Christophe B+

    505

    N58 zany misy proposition :p afaka mianatra drift ndray tsika am lé Turbo injec :p
  3. Christophe B+

    petite fête chez N58

    any amiko misy sary fa za tsy andefa eto fa manjary mahita lé absents :p adinoko ny tena marina e! alefako am manaraka
  4. hahahhaha milay lé combat de e! mbola misy vatanen VS N58 koa any
  5. Christophe B+

    RALLYE DU BOINA #4#

    hihihihi! io pression io ihany no maha kkk an ialahy isaky ny mihetsika anie e!
  6. Christophe B+

    RALLYE DU BOINA #4#

    wesh wesh!! je roule pèpère et sans pression e! aleo tsy hiteny alou.na izany aza objectif attein nena tam boeny an!
  7. Christophe B+

    petite fête chez N58

    encore une fois bonanif mahazo mitondra ny ankizy veuh?
  8. Christophe B+

    Rwanda

    asi zalahy a! en tout cas tsy pire no ambatomanga ankadimanga ny ES any e! asio asio asio!
  9. drift a la Ken Block !!! raha mila copilote za eto ihany an
  10. DRIFT N58 DRIFT N58 DRIFT N58 DRIFT N58 DRIFT N58 DRIFT N58 DRIFT N58 DRIFT N58
  11. Christophe B+

    Aube

    pour les SS malgache sous BTB il y a deja 2 en cours et on ne manquera pas de vous les envoyer quand ce sera fait je crois qu'il va faloir qu'on redéscende sur place pour les finitions! Pour le traducteur en malgache on t'apprendra deux mots par jour et on essayera de s'exprimer en francais pour que tu puisse comprendre plus de multi compte : PROMIS le mot du jour : Manahoana ( prononcer : mà nà ô ne) = Bonjour Veloma ( Véloum) = aurevoir
  12. Christophe B+

    Aube

    WELCOME AUBE!!! comme Latvalaza l'a dit, si on peut vous aider pour la communauté, n'hésitez pas
  13. je plaides coupable!! j'avais 3 pseudos dont 2 à supprimer merci a retenir : Ari_Vata9 n°213 a supprimer : Titof N°2971 et rado-christophe n° 4213 merci pour la compréhension et désolé pour le désagrément
  14. ari vata9 no officiel o! azo fafana ny hafa
  15. tonga soa e! partager la passion
  16. Tonga soa ianao datou a! Mazotoa mandray anjara an!
  17. Christophe B+

    SORTIE TEAM SO6

    mety foana e! fa ny resultat definitif aza mbola tsy nivoaka anié e!
  18. za mahita hoe tsy limite reny fa ara potoana tsara fa ny EXCES DE ZELE de certaine personne no nampisy frustration vao maraina ! aiza koa no hisy an izany hoe ny voiture ouvreuse hono tsy mandeha akory dia idiana ny lalana? samy mba mahay mamaky planning daholo isika rehetra hoe à 06H36 ny fermeture des routes dia ny sasany mbola 10mn avant dia dia efa hoe tsisy fika e! tsisy fika e!.... mila Ny dia tokony hanaja lalandava ny decision ny entité rehetra mandray anjara rehetra ao @ fikarakarana ny rallye rehetra koa dia mila mahay manaiky ny decicion ooooo......fin du HS......"partager la passion" daholo na ny handeha hanao animation na ny miandraikitra ny sécurité...
  19. mila tsiny fa tsy tafa ta ilay briefing omaly fa mba ilazao vao² o!
  20. je sais pas si je te l'ai deja dis mais Gogo.... j'adore tes Photos
  21. mety misy possibilité azahoantsika resultat Live zany am rallye e! satria ny CK toa hanao voiture zéro, donc misy bandy en permanence eny am fin de Speciale (sauf panne mecanique) dia iny no omentsika credit andefa sms ny tps de speciale au temps réel dia asitsika emballage ngeza be hanoratana temps au tps eo am tsika Momba ny Groupe koa aloha otrany tsisy probleme ny aty amiko fa raha mbola misy manana hafa dia tongasoa
  22. tsy voatery alefa ka! manaova inscription amin'ny rallye Total (dans un mois eo ho eo) avec 2 parrains dia manaova championnat e dia mazotoa mandray anjara ato am forum sy ao am RSRBR (dia aza adino ny presentation)
×
×
  • Créer...