Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. dadah-mrallye

    Aiza o !

    Ahoana marina ny tena valin'ny fanontaniana e!! Hihihi handray anjara amin'ny Jovenna ve i Roi lion sa tsia Mbola tsy vita ny vam ny vatany? ny boite ? efa simba tamin'ny octobre ny moteur ?
  2. dadah-mrallye

    slalom et prologue

    Izaho ko aloha mitovy hevitra amin'izay eh; de mba samy atao hariva fotsiny , fa zahay mbola mivavaka maraina he he he Fa mety resaka oraganisation angamba iny ; mba tonga de mitambatra de be ny zavatra mihena
  3. Efa ao amin'ny site ao ny Prologue Ny sary koa tokony efa hisy ihany fa mbola reraka mihitsy kaika za Fa masaka be le nataon'i Hery be e!! Bravo koa Louvel Miandry mafy an'i Joda ; Laza ; Roi Lion !!!!
  4. dadah-mrallye

    Programme 2006

    Ary Hay koa kay misy slalom TMFr amin'ny Asabotsy 06 Mai ao amin'y ACCT TMFr manomboka amin'ny 2 ora ; Tsy mitovy amin'ny prologuen'ny Rallye Jovenna zay atao amin'ny Alahady 07 Mai io
  5. Parcours obligatoires , Grille horaire : "rubrique rallye fede jovenna" : www.mrallye.tk oufff
  6. dadah-mrallye

    Foto Argentine 2006

    reto aloha ary ny tamin'ny 2005 e (Finlande ihany anie no tena misy saut mandala e )
  7. dadah-mrallye

    Programme 2006

    Drift control voir rubrique vaovao tribune : www.mrallye.tk
  8. rubrique "vaovao tribune" : www.mrallye.tk mandeha milamina zany fikarakarana zany Aiza io lalana io ooooooo mila atao reco manko
  9. voir rubrique "vaovao tribune" : www.mrallye.tk Mercii Marcus an hi hi hi Ho henjana ity rahahara ity ; tafiditra lalina izy roa vavy (mankasitraka e )
  10. dadah-mrallye

    Rallye d'Argentine 2006

    My prono 1.Petter 2.Gronholm 3.Loeb 4.Hirvonen 5.Atkinson 6.Sordo 7.Sthol 8.Perez Alefa alefa "" Petter & Subaru ""
  11. rubrique vaovao les nouvelles : www.mrallye.tk
  12. ny Pc sy ny Super Spe aloha efa mazava ihany fa ao amin'ny ACCT TMFr eny Ivato . fa ny Es mihitsy zao no mbola
  13. Tena tsy hino kosa za hi hi hi; Maratra ireny raha mhazo an'izany 106 kely iny aza efa setrasetra amin'ny limite mihitsy , subaru zany ve ;
  14. dadah-mrallye

    Zulu Rally South Africa

    Alister MacRae reprend du service en Afrique du sud Parmi les premiers inscrits au prochain Zulu Rally South Africa qui se disputera les 26 et 27 mai prochains, notons la présence de Alister McRae. L'Ecossais fera équipe avec le gentleman driver, John Lloyd, et seront tous deux au volant de Mitsubishi Lancer Evolution VIII. Les deux hommes devront faire face à une armada de Mitsubishi et Subaru Groupe N, principales animatrices du Championnat d'Afrique des Rallyes. Ils seront également confrontées aux Toyota Run-X et VW Polos Super 2000 préparées en Afrique du Sud. La dernière prestation de l'Ecossais en Afrique du Sud remonte à 2002 lorsqu'il s'était classé au neuvième rang à l'issue du Safari Rally disputé au Kenya. A noter que c'était la dernière année où le continent africain accueillait une manche du Championnat du Monde des Rallyes. Troisième manche du Championnat d'Afrique des Rallyes, le Zulu Rally South Africa fait partie des épreuves candidates au calendrier du Championnat Monde des Rallyes et sera disputé en même temps que le Rallye de Jordanie. Basé cette année à Durban dans la province de KwaZulu-Natal, le Zulu Rally South Africa se composera de spéciales très diverses. Le plaque tournante du rallye sera Durban Exhibition Centre où se trouveront le quartier général de l'épreuve et le parc d'assistance. La première étape se disputera au nord et nord-ouest de Durban et la seconde journée de course sera concentrée plus à l'est. Caroline KHARITIAN CAPSIS International http://rally.racing-live.com/wrc/fr/
  15. dadah-mrallye

    TOPIC FIFANAMPIANA

    hehehe ka Club acct lery koa loll
  16. Mba miafina mihitsy zany vaovao zany an Mahagaga mihitsy ny eto amintsika fa de tsy hitanao mihitsy ny vaovao raha tsy maraina mijery visite teknika enao lol Tsy ratsy akory fa , mety ho tsaratsara kokoa ary tokony hahavelona foana le taranja ny vaovao kely madinidinika mba re etsy sy eroa e, fa tsy amin'ny andron'ny rallye ihany de tampona indray ny domy rehetra avy eo io 306 hoan'i Mme Terrinen io ve tsy le an'i T Barday
  17. dadah-mrallye

    TOPIC FIFANAMPIANA

    Fa handray anjara angaha frere amin'ny jovenna loll Fa iza amin'le nanao 00 ouvreur ireny ary le akama ity de ketsion kely : ahoan ny vovoka sy ny suspension vavony amin'ireny cross car reny waa e, otran'ny hitako mijaly ihany le pilote amin'ny le mitontontontona sy le mihinana vovoka de valiny : tsy mahita za
  18. lire rubrique vaovao : www.mrallye.tk
  19. dadah-mrallye

    Circuit TMF ACCT

    Lozan'le ranaman ity manitsy fotsiny Fa tsy valiany akory ny fanontaniana tena hilana valiny
  20. dadah-mrallye

    Programme 2006

    Masaka be kosa zany an , hi hi hi Eny fa na de mba nanantena azireo ho tany amin'ny Asa tana 3 mdrr
×
×
  • Créer...