-
Compteur de contenus
676 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye
-
-
-
-
-
Salama daholo indray e De tena nanahirana tokoa ny connexion Efa voatatitra ihany anagamba ny tany Boina raha reo voalaza ireo, fa de mamerina fa nilay ny tany ; ratsy be ny lalana ; Niezaka nanao zay tsara vitany ny mpikarakara; ary dommage tsy nitohy ilay combat be teny amboalohany. Fmmsam indray zao no manaraka (mangingina tsy otran'ny tamin'yn 2005 lay soa fianatra be iny hi hi hi) Henjana be ny nano ny MAJ fa na le connexion anay no ratsy fandoavambola (diso) ; na le mpamatsy ny vokatra ho anay no mivaralila(porofoina) na le ivo-toerana lehibe hametrahana ny site no mifanesika be , fa de tena milona ny fanamboarana ny site (taloha sary 100 zany 1h de basy zao koa sary 20 mila 3 na 4 andro ) fa efa ao ny sary baina an page 9; 10 angamba no misy gué zay ;; ao amin'ny www.mrallye.tk ; amin'y "sary"" boina06" mazava ho azy nY an'i His no tsy mbola voajeriko raha efa vita koa (hehehe de faly nahafantatra tokoa moa zany His , ny tany tokoa ve no kely sa ny rallye no mahafoaka be ) Raha te handefa sary ise de azo alefa amin'ny adr dadahgasy@yahoo.fr ; nefa raha tian-rangahy tsy hitohana le adr de aleo mba le sary efa nankelezina ireny no alefa ao fa tsy le 510 Ko/foto de raha depart es1 zany * 30 de eo amin'y 15 Mo zany na koa azon'ise apetraka eto ka fa mila mahazo adr http fotsiny izy aloha (apetraka ao amin'ny http://www.imageshack.us/ aloha de mahazo adr de io no adika eto de vita kabary ; amin'izay koa tsy de sahirana intsony za hi hi hi) Efa misy classemnt / Groupe ao Ari Vantanen ah (fa zao vokatra avy amin'y base sy kajy hananako io ; fa tsy haiko zay indrokelin'ny FSAM mety hampiova azy
-
-
taiza indray no nahitanareo an'izany info zany Marcus; otran'ny to tsy izay raha ny fahafantarako azy aloha e (à verifier) Fa ny hitako zao de Le 106 nentin'ny louvel taloha zay mbola azy no vao avy namboarina ho tsara ; de efa misy anarana hoe Mickael & Teddy de le Mickael saina frantsay no eo akaikiny , le Teddy saina gasy
-
-
Les plus grosses batailles du rallye malgache
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de SystemeD1 dans mrc Old
A mon avis A chaque rallye y a eu tjrs des duels , des batailles , gros ou petit, marquant ou non , euhh là chacun a ses yeux 206 vs les subarus loll (saison 2004) Mitsu (Laza) vs Toyota celica (Mamy kely) (GrN) Joda vs Faly be (saison 2005) (Rallye fmmsam) => résultat Joda casse son turbo; Faly casse sa boite ; Laza casse sa malédiction Louvel Saxo t4 vs Mathieu (P 106 kit Car) (saison 2005) Les M11 vs M11 Les Golfs vs Golf Les 205 vs 205 Nashemy vs Nashemy -
-
Tena marina zany ka ; Tsy maintsy miakatra manaraka zana-tohatra anie vao tonga eny ambony e Na Loeb aza mba niatomboka tamin'y 2 roues kely Fa amiko indray raha te hianatra aloha de Manao voiture 00 Antony 1- Tsy misy pression 2- Ny budget tena ho kely kokoa (na inscription aza de efa tsy aloha ; fa raha mbola mahay minegoce amin'y organisateur aza mbolamety hiantohana ny sasany amin'y fandaniana ) 3- Ny temps de reparation zay tena mampikolay sy mety hanimba vam de afaka migalabona tsara enao mijery ze azo jerena rehetra, 4-afaka tsy manao ny ES rehetra (le miverimberina ireny ohatra tsy atao) fa ny sisa moa de mitovy ihany ; mitondra amin'ny lalana mihidy, note, endurance, maka temps de mba micomparer de ny hadinoko lol mbola mba mijery daholo ny Spect Eny eh fa miankina amin'ny sosy daholo ihany io e, sur kosa anie fa misy efa te hivadika mihitsy reo Piloten-tsika ireo fa araka nolazain'ny Patty tamin'ny gazety Midi de hoe ny vidina Boiten'ny 206 MRC mety hahazahoana P 504 miisa 10 Davonjy, Legah, Louvel, Nashemy, sns ... sur fa zavatra hafa mihitsy raha omena 4 Roues
-
-
Ye tena nilaza anio i Laza (Raha nalaina ny heviny tamin'y rallye Analamanga) ; sady mandeha koa le 505 zay an; fa ny vatan'ny 505 moa mavesatra sady tsy de mafy ... mbola zavatra hafa koa zay; fa ny tena marina de hoe raha tsy vita ny Mitsu de io no atao solony , Samy nahita fa nahafinaritra kosa ny combat nataon'y Davony sy Roi lion (zay mbola tantara mitohy hi hi hi) sy ny M11 hafa de teo no nitsiry ny hevitra hoe sady ny tenany te hilalao no te hanome spectacle no tsy de lafo be kokoa ny manao preparation vam kely; fa ny sur aloha de raha mbola subaru no entin'i Joda , tsy maintsy mbola voalohan-daharana ny fanamboarany an'i Mitsu e Fa io Sub lasan'i Cri io zao no vaovao be (i Hery be manko mba noresaha hoe aleo mitondra 2 roues daholo de nan nan ) De ny feo mandeha koa zao de hoe 206 MRC horaisin'i Guerrier de I Rroi lion miandry zao 307 wrc zao Ny resaka tokoa ve moa tsy handeha sy hialava otran'ny volon'i Roi Lion ihany
-
-
-
-
-
Raha ny gazety rehetra sy zay efa nolazain'ny Pdt Fédé aloha de ny 03-04-05 aout zany hoe (Alakamisy-Zoma -Sabotsy) alahady zany plage raha tsy mivavaka Ny 4 roues anie lol efa mazava e reto sisa Joda Subaru Laza Mitsu Hery be Subaru Terinnen Subaru Mickael Toyota Celica Louvel Saxo I Roi Lion efa mazava fa 540 no hamitany ny saison 2006 Aleony mifanenjika amin'ny Davonjy Mamikely lasa Elena Emontspool moa efa lasa l
-
-
-
-
-
-