Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    www.mrallye.tk http://site.voila.fr/mrallye/index.html résultats jovenna07
  2. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    Mbola za ihany pronostic ze sahy par groupe aloha ze miady de atao hoe mandeha tsara daholo ny Vam rehetra N4 logik Mathieu M10 Logik G. Louvel M11 euhh Tina P306 Manraka azy no tena combat ary mety ho lasa lohany tampoka aza -Dani;Eddy; Nashemy; Freddy.... M12 Logik Laza (lol raha mandeha tsara ny vam , fa efa 2 fois à la suite zay) manaraka koa no combat be Hery be sub vaovao be Mickael Toyota boostée Cri sy ny fitandremana tsy hay zay apokan'ireto Nissan mirahavavy ireto Madama moa Madama foana Ny 2ème amin'ny général koa no tena henjana loll tena mila mijery SS2 vao afaka miteny Mathieu A; Hery be; Louvel, Mickael; Tina; Cri
  3. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    efa ao amin'ny www.rallygasy.tk ny liste De mba alefaso ny pronostic e Ny tsy mbola hita ao de ny fiverenan'ny Roi Lion De Tina /306 ex barday miaraka amin'ny groupe M11 Louvel Kely hitondra Saxo 106 kit car an'i Mathieu--Kopela to lasan'i Geraldo Madama hitondra Sub Ex-Joda M12 Ramose Terrinen Hitondra Sub ex madama Ramose Hitondra SUB ex Elefanta Hery be moa efa hita ihany ny fahavononany @ Sub de i Mathieu Andrianjafy hitondra Sub miaraka amin'ny Davonjy Laza koa efa vonona ela amin'ny Mitsu
  4. dadah-mrallye

    mathieu

    Ilay SUB N4 e
  5. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    De ahoana hono e Iza daholo hono e To be ihany reo miodikodina any anaty special any; no be ihany koa reo Vam misehoseho eny
  6. dadah-mrallye

    consomation MRC

    misy mihinana 60/100 reo ka
  7. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    henjana be zany loll mba teny diso tsy mba kabary kosa angamba fa le "miaraka" tsy miaraka amin'le "samihafa" mdrrr fa teddy aloha sur fa miaraka amin'ny louvel kely fa zareo no nanao reco hitako; soa fa nisy azy fa raha tsy zany de nijabaka tany amin'ny le lalana antovotany -taramanana ratsy be tany zahay; fa ny alohan'izay ratsy be izay kosa aloha de tena tsara be e mdrr; plat ; miakatra be; midina be; virage tsy virage; hatsana tsy hatsana; de misy hazo sapin le tsy hifankahitana ireny koa amin'ny ilany anakiroa (tonga de finlande mihitsy mdrrr)
  8. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    Misaotra Fa mba iza daholo no efa pilote tazatazana tao Mba mety halalana sahady hoe iza no mety ho iza
  9. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    zay vo tena mcii hismaster
  10. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    To mbola tsy nety koa
  11. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    le grille horaire no tokony reglena rapide ka
  12. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    Ny fomba tsara indrindra moa zany de Ny "clic droit ";; "enregistrer la cible sous" de azo mihitsy le fichier
  13. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    Ko klou tampoka mr Hismaster Tsy mety le Excel fa to nisy colonne voafafa de tsy mivoka le tena ora ilaina
  14. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    Sotra betsaka Hismaster feno tanteraka ny zavatra ilaina; milay be e mandeha mijery sisa fa tena gidra be ihany izy zany hoan'ny mpijery an raha izao no mitohy de efa aleo io site io no ampiasan-tsika fa ny tenanay tsy de tena manan fotoana be intsony , no efa ampy io sady hitovy ihany ny lazaina ao fa de atao archive sy fanomezana sary angamba sisa ny site iray satria mino koa za fa otran'izao ihany koa ny fivokan'ny résultat
  15. dadah-mrallye

    Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

    tsy de dakor za Tena raha vao lava loatra le rallye de mety ho betsaka reo mpandray anjara no hanao manche tokana amin'ity saison 2007 ity Sady ny point amin'io hitovy ihany fa de ho 100 ihany e ; na 400 km na 100 km (tena aleo mitsitsy ny 100 km * 5 manches ambiny mdrrr de ny point 100pts *5 )
  16. de ahoana zany vondalana sy ny vaovao :lol!
  17. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    +1 Fa saika fay koa kaika i Andry (Anders) AX
  18. dadah-mrallye

    Reglement Slalom

    Mba tsy hitoviko hevitra aminareo kosa ity Za kosa mahita fa io no mety satria mba fotoanan'ny fanaovana spectacle ihany anie le izy e sy hoan'izay mbola te hiditra amin'ny le taranja; nefa rehefa mahavita spectacle enao nefa jerena ny temps ataonao par rapport amin'ny 4rm lavitra be de mety ho kivy avy hatrany Ary amin'io koa anie ry zalahy mpitondra 4rm mba hirina hitondra fiara 2rm (mahay daholo reo ary tena mahavita milay daholo sady efa teo daholo no niala ) mba tena mampiseho ny style-ny fa mba hajanona kely aloha ny tanjakin'ny vam Le trophée hoan'i 4rm kosa efa misy e le saika hoe averina (zany hoe tsy exclu ny 4rm, tsy negligé akory aza satria mbola ny temps scratch ihany no andaharana ny vam rehetra eo amin'ny course, fa tsy hoe atokana otran'ny open ny 4rm )
  19. dadah-mrallye

    Reglement Slalom

    To efa fantatra ihany kosa izany za aloha to efa nahalala jhoe ny 4rm tsy voaray amin'ny slalom e fa io moa le resaka tsy avoka sy ampahalalana mazava fa atao hoe efa otran'ny hay daholo de eo foana no bleme;
  20. Amin'izay mbola hantsana kely no miandry anao amin'ilay epingle voalohany amin'ilay double epingle , ra gui-gui-bone koa efa manandrana fa le mbola mora taitra de vao lasa le lohan'le vam de mikropaka fa ny tena combat de ilay 504 davonjy sy ny sub an'i Madame tamin'ny Asabotsy aloha za no nijery e :: 1 sy 1 ny bolina (fa le sub an'i Madame tena nanidina ) Fa le lalana nankany koa no tena ozatrin'ny fiainana , niasa mihitsy ny amortisseur-ko mba hafa mihitsy ny fahasimban-dalana mankany
  21. Les engagés : -Dom (Golf) -Louvel (Saxo) -Freddy (Polo) -Mickael (Toyota celica) -Mme Terinnen (Subaru) -Mme Patty (Subaru Proto) -Laza (P.504) -Faly (P.504) -Nanou (Toyota) -Haja (Subaru Proto) -Nashemy (P.205) -Anders (Ax) -Gus (Golf) -Zab (P.205) -Mathieu (P.205) -Louvel Mickael (P.106) -Ynovirah (P.504) -Davonjy (P.504) -Bainina (Ax) -Guibone (P.205) -Harivony (Saxo Vts) TRIBUNE
×
×
  • Créer...