Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
emsics1

Livre d'or 5 années de Rallygasy

Messages recommandés

5 taona ny rallygasy. Dia miarahaba antsika rehetra satria isika no maha rallygasy ny rallygasy. araka ny fangatahan'ny maro amitsika dia misokatra ity post ity hametrahantsika ny firariantsoa rehetra.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miarahaba antsika alo de mirary soa ho any Rallygasy koa. ho tratry ny ela indrindra ary ho tanteraka ny tanjona zay iriana.
misaotra anareo izay nikarakara ity ary ho soa hatrany anie ny fiarahantsika e!
milay ry zalahy a! cheersclapclapprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
5 taona tokoa izay, 5 Taona izay tsy nitsaharana nivoatra hatrany, 5 Taona nizarana izay rehetra mikasika ity rallye ity, 5 Taona feno fandavan-tena tokoa, ka dia tena indraim-bava ihany ny ahy : "Mankasitraka ry zalahy a! ho ela velona anie Rallygasy, ary handroso hatrany"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Felicitation Rzalah a! Tany am lisany fona ny saina omaly fa d tena valaka loatra d tsy tonga tany tsony e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mbola mamerina ny fiarahabana ny rallygasy ary dia ho tratrin'5,10,100 taona manaraka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
jocolor Félicitation pour ces 5 années de réussites jocolor


Gardez le cap les gars, innovez toujours et bravo bravo à tt l'équipe clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Longue vie eee!
Maintenez bien votre slogan "Partager"... gardez bien la trajectoire...
Et encore BRAVO

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dude a écrit:
5 taona tokoa izay, 5 Taona izay tsy nitsaharana nivoatra hatrany, 5 Taona nizarana izay rehetra mikasika ity rallye ity, 5 Taona feno fandavan-tena tokoa, ka dia tena indraim-bava ihany ny ahy : "Mankasitraka ry zalahy a! ho ela velona anie Rallygasy, ary handroso hatrany"


Ary ialahy mivoaha @ izay @ exil an'elà ao dia avia miara-mirevy @ bandy amin'izay lol!


Mirary soa betsaka ho an'ny rallygasy dia raha misy hanampiana foana aza misalasala zalahy a !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Longue vie a Rallygasy e,
Mino zay fa fanokafana ny fankalazana fotsiny tam RITM fa mandrapatapitry ny taona io an bouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bravo à rallygasy e!
Vous assurer vraiment, chapeau au staff qui se démène pour nous régaler à chaque article.
5 ans à fond, ça passe forcément vite! Very Happy
MERCI RALLYGASY!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misaotra an lisany nizara foana nandritra ny 5 taona, ho ela velona dia ho soa ny fiarahana cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
partager votre passion pour le restant de vos jours e!
vive le rallye et rallygasy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fankasitrahana tanteraka no atolotra ny Ralygasy izay tsy nitsahatra nanome aina vao ny rallye tsika teto madagasikara. manatena ary miny fa mbola ho lava andro iainana rallye gasy! mankasitraka e! "partager la passion"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mankasitraka - makatélina - ho éla vélona ny Rallygasy rogrog

Déf mananténa lé goodies nlisany izahay @ rallye Asa Tana 3 é

so6 é :rg:

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...