Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rila2real

Membres
  • Compteur de contenus

    82
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rila2real

  1. Misy 205 atmo koa anie ao @ AMA é! sady ilalao @ io a!
  2. rila2real

    Jacky Gasy

    Serie firy @ Bm ity ry zalà????
  3. Ekena fa + de 80 de moyenne efa tena mandé b. F le limitation de vitesse (na d moyenne aza) no ôtry ny hafahafa kely, satria rallye eto ny resaka, inona no mety anton' izay? Lé moyenne de 133, 09 km/h vitan' i Loeb & Latvala, t@ rallye de finlande farany teo izany izao tsy mety raha aty amin-tsika à.
  4. 32.2 VITESSE MOYENNE MAXIMALE SUR LES EPREUVES SPECIALES La vitesse moyenne maximale autorisée dans les épreuves spéciales d’un rallye ne peut être supérieure à 130 km/h. Ha v na @ rallye aza misy limitation ana-vitesse ihany koa é
  5. Merci é, Koni réglable (en dureté) daholo ny ahy izy 4, tsy d misy réglage spécial lôtra, fa eo @ position medium daholo ny durité @ ireny à! Hiezaka hanatsara motricité @ run manaraka, fa raha le farany teo d tsy misy grip mintsy le daba nefa efa 3000tr ny départ eo @ io bnbon voanjo io.
  6. rila2real

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    Zay rangahy maka ny ketrika vita MALAGASY fôna à. D aleo tsy atao we "Ong Back" leiry fa ny mety de we "Caporal Bob" ohatra
  7. fond_de_6>> itsy ambany misy lien ana-règlement t@ 2008 , ny miova % t@ ity 2010 ity d ny phase finale manomboka hatrany @ 1/8ème de finale (16 meilleurs @ cumul-na temps sur 5 courses), ka toy izao ny fi-classer ny course @ 1/8ème: 1vs9 2vs10 3vs11 4vs12 5VS13 6vs14 7vs15 8vs16 D ny tohiny ôtry ny @ concours rehetra ihany, ze maharesy @ ireo manao 1/4 de ze mivôka eo indray manao demie d ny mivôk @ demie mazava ho azy no manao finale. http://runmada.free.fr/page/REGLEMENT%20PARTICULIER%202008.doc
  8. Merci leitsy à, fa gaga b za we, ary tô nihena place 1 ny nisy ahy, hay moa mbola nisy an' i fred tafakatra avy tany ambansy, Miady b ny SC5 an!
  9. Ye, officieux ireo ka, fa ny tena résultat d: 1er Evo7 2eme: Subcox 3ème: VRT Rindra 4ème sy 5ème tsy haiko awôna ny fi-classer-na azy fa i jay sy Fred no tokony ao raha tsy diso za
  10. classement avant phase finale après 5 courses: 1-//M3 - Jaytax: cumul: 66,70 meilleur temps: 12,83 2- Evo7 - Jaona ELite: cumul: 67,37 meilleur temps: 13,36 3- CoxSub - Ken: cumul: 71,48 meilleur temps: 13,65 4- 205 T8 - Jaona: cumul: 73,74 meilleur temps: 14,56 5- VRT 2roues: Rindra: Cumul: 74,52 meilleur temps: 13,70 6- 205 T8 - Rado: cumul: 77,03 meilleur temps: 14,87 7- Clio 16s - Tovonen: cumul: 77,10 meilleur temps: 15,20 8- 205 16s - Rija: cumul: 77,19 meilleur temps: 15,17 9- Polo T20 - Rado: cumul: 77,38 meilleur temps: 15,26 10- Supra- Raleka: cumul: 78,24 meilleur temps: 14,87 11- VRT 4roues: Percy: Cumul: 78,54 meilleur temps: 14,56 12- 205 8s- Rila : Cumul: 78,82 meilleur temps: 15,57 13- 309 16s- Jaona: Cumul: 79,85 meilleur temps: 15,44 14- Golf 16s- Mamirija: Cumul: 79,95 meilleur temps: 15,83 15- 205 16s- Maminirina: Cumul: 81,69 meilleur temps: 15,20 16- Cox- Fred: Cumul: 81,76 meilleur temps: 13,84 17- 205 16s- Njaka: Cumul: 83,03 meilleur temps: 15,86 18- Ax- Andry: Cumul: 83,07 meilleur temps: 16,46 19- 205 16s- Mamitina: Cumul: 83,32 meilleur temps: 16,59 20- Golf 8s- Ando: Cumul: 83,84 meilleur temps: 16,60 21- Super5- Rija: Cumul: 84,06 meilleur temps: 16,11 22- 205 8s- Mandresy: Cumul: 85,75 meilleur temps: 16,88 23- 205 8s- Tino: Cumul: 89,08 meilleur temps: 17,05 24- 205 8s- Jaky: Cumul: 90,07 meilleur temps: 17,77 25- Megane 16s: Teddy: Cumul: 95,41 meilleur temps: 18,68 26- 205 8s- Rija: Cumul: 97,21 meilleur temps: 17,61 27- Cosworth- Yu: Cumul: 102,38 meilleur temps: 12,77 (Meilleur temps de la journée) 28- Golf VR6- Trema: Cumul: 107,80 meilleur temps: 21,10 28- 205 16s- Mahefa: Cumul: 122,48 meilleur temps: 15,78
  11. rila2real

    Rallye Asacm #2#

    Big-up hoan' le ni-assure ny live é (na t@ sms na t@ net), tena mba ôtrin' ny tena miaina le rallye mintsy na d nisy fotoana aza tsy nijery nohon' ny adidy sy andraikitra. Makasitraka é
  12. rila2real

    Rallye Asacm #2#

    Sô d mba misy manana plan google earth mapiseo ny làlna @ le partie Est (Antaramanana, Antsahamaina sns...) elesany? Le côté Ouest (Ankazo-tsarohenana, sns...) koboko . Zà izany t@ ity taona ity vô mba tena hijery anaty spécial d nefa tsy kôpy le làlana taloha ireny.
  13. rila2real

    Jacky Gasy

    nouveautés ity ry zalà à, 4L-Z metisy bmw, misy sôsy audi koa ngamba izy izany.
  14. Au faite c' est moi qui ai fourni ts les matériels nécessaires. Je les ai acheté chez FDC. - tube inox diamètre 63: 1m5*300000fmg= 450000fmg - coude inox : 1x75000fmg - Main d' œuvre Acier Rapide: 1500000fmg Pour les prix chez FDC, peut-être qu' il faudrait faire une mise à jour car ce que je donne là ce sont les prix d' il y a 3 ans. Par contre la main d'œuvre n' pas trop évoluer je pense
  15. Lalaina (Acier Rapide) 0331297997, mahavoa tsara, sady tsy d lafo, enfin, samy manana ny lafony aloha an! Ny ahy ny ligne-ko inox tany @ leiry no natao. Eny Itaosy ny garage-ny fa afaka mi-se- depl koa izy.
  16. rila2real

    lalana

    Ato le làlana farany: http://www.rallygasy.com/?RALLYE-FSAM-09-II-Timing-Grille&id_document=2153
  17. Mahazo miditra daholo ka, tsy vôtery, fa ny essentel izany rehefa mirevy an' le daba fontsiny enao d afaka miditra mpikambana. Za sur fa rehefa tafiditra ao enao tsy maintsy mety vôtarika hanana iahany à,
  18. Rajou>> tsy misy tsiny bainina à, le sary leitsy tena bobaka be fa ny tsara raha possi @ elà de jereo ao @ fb fa gidra ny handefa an' azy ato, kopy elà @ le hanao upload ato @ le koneksiô-ntsika
  19. kirikou>> mdrrr...tsy ny an' elà irery ka, atraty io, mbola tsy tara elà raha izao d efa manasa anie izany é, lol...Sinon le lalao, "officiellement" tsy misy fa kôpy ihany ela rehefa mirava avy eo tsy maintsy misy ny tsy tàna fa tsy maintsy hifapitsapapa eny an-tanim-boanjo
  20. okay leitsy ary à, de @ sabotsy izany ho an' ze afaka é.
  21. Ok merci leitsy à. Nisy akaman' elesany nomena (rama popa) azy any é, leiry izany no sendra hita de nomena azy le izy. Sinon afaka tonga fôna koa na tsy nahazo invitaka aza à.
  22. Salut daholo elesany, azfd leitsy mi-s' incruste @ topic an' elesany fa saika mba haka contact an' elesany ftsn hanomezana invitation ho an' elesany @ le fetikelinay @ sabotsy é. Siora daholo é
×
×
  • Créer...