Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rila2real

Membres
  • Compteur de contenus

    82
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rila2real

  1. fa le retrô no adino ah! sa kit hafa mintsy io?
  2. rila2real

    Essai Radom-Damix

    Hay misy koa ny rallye sôvazy?
  3. Nilay ry zalà à! misôtra ny mpikarakara rehetra...fa @ manaraka tondé asiako taratasy kely misy soratra "22" aty an-tanako
  4. Ary ôtry ny misy daba hafa mi-s' incruste ery @ fond ery à!
  5. rila2real

    rallye des letchis tamatave

    D rôvina hono leity izany?
  6. calculateur + debitmetre + faisceau: vendus
  7. Jantes plus larges: 7 pouces. Les jantes d'origine sur les 205 Gti 1.9 sont par exemples en 6 pouces. Prix:2 500 000f Contact: 033 11 000 99
  8. Faisceau: 250 000 Boitier d'eau+sonde: 150 000 Contacteur papillon: 150 000 Modules: 350 000 débitmètre d' air:750 000 calculateur :750 000 Le lot à 2 000 000 soit une remise de 400 000 fr Contact 033 11 000 99
  9. rila2real

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    reveko b le tsindrim-paigotra kely tenen' i Tovo: ’’j’ai même filé des pièces à Tax pour qu’il soit à l’heure au rendez vous’’ . Ho tena combat marina, dommage tsy afaka hijery fa tsy ho eto an-toerana.
  10. Merci an! tena tsy kivy ka, vo maika ary kitay mandrehitra le passion ireny e! srtt miampy ny vavan' ny sasany!!!!!
  11. Merci @ elesany rehetra nanao recits é, miandry ny suite ny an' i M.n.r sy ny recit an' i dzaomalaza à! ôka leitsy bainina le ,tena jusqu' à ce point ve le? Bandy koa no nilaza an'io, fa na tsy officiel aza le izy d tena vô-maika manome courage ny @ manaraka izany an! merci leitsy à, d +1 @ le resaka securité, za nahita fa tena tsy haingitraingitra mihintsy ny arceau @ lalao ôtr' ireny.
  12. TsitsiGalli> merci é, fa la prochaine aloha c sur tsy maintsy tonga é! et j' essaierai de mettre tout les atouts de mon côtés. Nari9> merci bainina à! ho avy é! Dzaomalaza> okay leitsy à! écolage ireny ary mi-reconnaitre ny faute-ko za tondé namely mafy vô essai, nefa hay nisy paramètre kely niova de zay. Efa nahatsapa mantsy fa masaka ny recos sy ny "essai" taloha Ny lesona azo tsoahina izany araky ny lazain' le bandy akama izay, d mila maka marge d' erreur ihany rehefa manao recos sy "essai". Za tsy nanao an' izay fa nalaiko limite daholo ny tracée rehetra, ny daba koa tena en forme B sady tena adapté @ boîte-ko tsara le làlana, fa bon iny ny resultat é!
  13. Nirina 58> merci leitsy dada à! T'as raison pr l' arceau, si je suis sorti à environ 5m + bas , sans arceau, d tena zava-doza B à!
  14. Zao ary ny zavatra niainako teny Imerikasinina omaly après-m. Somary tara vô-tonga t@ visite technique fa mbola nikandra ny maraina. Tara niaraka tamiko koa i M.n.r (mazda) sy i Gutman. Isaorana ny directeur de course sy ny mpikarakara fa tsy de naka lagy lôtra ry zalà. Ny daba mpilalao rehetra efa ao @ parc daholo, entre autres Jaytax (//M) , T-jay (saxo vts 16), Teddy (106 S16), Legah (205), Andry Labora (205 16S), Baly (Bm), M.k.r (309) Subaru anaki-2, 505 gti, golf 16 anaki-2, Golf 4 1, miala tsiny raha misy adinoko é. Juste vô vita ny visite-nay 3 lahy tara, d nidina daholo @ zay haka départ hanao essai. Nidina hatrary @ le parking farany ambany daholo (ze sahy ni-sôty le radier 2 ) nanao karazana tour de formation kely alohan'ny handehanana eny @ lieu de depart. Za sy M.k.r ary i M.nr no isan' ny mbola taraiky taty ariana, ny ahy fanahiniko mihintsy ahafakao mijery ny fiangan' ny rehetra. I T-jay (raha tsy diso za) no nandé vôlohany. D nisesy ny départ. Hatreto aloha izany i T-jay sy Andry labora no tena hitako sy reko namely indrindra. Naka départ jaytax, ny depart an' le //M izany d impressionant fôna @ le izy propuls. Tsy tapitapitr' izay, taitra daholo zahay teo départ nahare t@ radio an' officiel we ajanony ny départ fa nanao sortie i jaytax, heureusement tsy naninona leiry fa y daba no somary nihinana hono. D efa ni-soufle daholo aloha. ötrany vô-maika nitombo indray ny stress naharé le sortie. niandry 10mn teo, le temps ni-dégager-na ny //M d nitohy ny départ; Novelomiko ny daba mba hafàna kely fa ny ventilo no no-forcer-ko handé. I Jaona (double pilote @ gutman) no naka depart manaraka, d narahin' i M.k.r sy M.n.r. Tonga ny tour-ko... Napandrosona ny daba de nampangalàna depart tsara, nataoko somary à droite ny làlana mba azahoko maka tsara le epingle B am-poto-pekàranm-be (32% raha 30% no henjana indrindra eo @ bibilava)) eo départ. 15h51 no teo @ horloge, d niteny le officiel we depart 15h53. Nampidiriko ny casque, bon, mbola misy 2mn latsaka fa aleo asiana frein à main aloha, fa ny moteur tsy novonoiko, le officiel en même temps mi-verifier ny etat an' ny ceinture sns... 15H52 niteny le officiel we depart dans 1mn, manomboka mi-stress kely @ zay...30s......15s (napidiniko Fàm de nampidiriko ny 1).....10s...9...8...7...6...5...4...3...2...1...Gôôôôôô!!!!! Nahazo départ milay, ary vô negocier tsara le epingle B. Vô afaka an' io de nampidiriko ny 2, 50m eo misy "droite pas corde, se retrecit", d notazomiko gonde, vô afaka le vovoko kely de no-inscriver-ko tsara ny lohany de à fond, mahazo le fekàrana kely de vô afaka le gauche pas corde kely de nampidiriko ny 3. 3 à fond (mitady 4 fa tsy nomeko) avant le epinge B, nalaina propre tsara, niverina 1 d lasa indray zao...2 à fond mahazo le succession kelina doite-gauche-droite (avant le fasana), mahazo le saut kely après le fasana 2 ihany (à fond daholo izany à), gauche d droite de vô-tafavôka @ io misy gauche somary miakatra kely zay...(ny arrivée à 150m), efa lany le 2 satria mahintsy b @ zay sady tsy d pente B lôtra de narotsaka ny 3. Teto @ zay no nandé rapide B @ zay ny zavatra rehetra. Juste teo @ le panô jaune de efa nanomboka nanàla tongotra za ary nahita plot eo @ arrivée , environ 50cm eo miditra aty @ arabe , nefa eo @io mintsy za no maka-limite-na corde handraisana le virage juste après arrivé. Du coût tsy maintsy nanova trajectoire, somary naka gauche kely teo @passage @ arrivé, , comme durant les recos reco mi-sous-vire le daba saingy noho izay fiovan' le trajectoire izay d vetivety de niha-nianakaiy rapide B le canal, niezaka nampididitra 2 sy nanitsaka mafy fa tsy ampy tsony ny motricité nitsoahana le canal sy talus juste après le virage, en 1 fraction de seconde d tonga de DOUUUDAAAA tany @ canal ary notatazan' le talus en face à gauche. Naheno choc mafy B telo za à part les grincements de pneu... Tafatodika tany @ sens opposé le daba. Somary fanina kely aloha fa tonga saina tsara. Ny reflexe vôlohako aloha de ni-tester nampihetsika ny tanako sy ny tongotro sô de nisy tapaka, fa nihetsika tsara daholo lol . D nivôka nijery ny degat...tsy d nahita zvtra firy fa ny kil' no nitagorona B d lasa za aloha nentina teny @ ambulance natao visite technique, ...R.a.s a part ratra kely majinika eo @ avant bras droite sy jambe droite, ny tongotra akavia (plante du pied) no ôtrany folaka fa tsy d grave, mandringa kely. Rehefa vita zay d niakatra teny @ parc za, efa nifono ny daba (merci aux organisateurs), nanao jery maika le daba ftsn ary nahita fa tsy misy azo raisina ny caisse à part ny malle sy ny toit ouvrant. Tena nahagaga an' ahy ny tsy nahavaky an' io nefa le montant ana para-brise 2 niletika daholo, ary ny tafo niforitra. Ny lohany tsy misy raisna intsony fa niforitra, nihemotra ny berceau, tsy miodina intsony ny pneu avant fa nihemotra daholo, d ni-deboite ny transmigany. Feno menaka bôite ny tokoatanin' i "dada" lol. Ny ilany gauche ray manontolo rava daholo. @ côté droite, ny aille sy ny portière no niforitra fa tsy vaky ny fitataratra. Bref la caisse est irrecuperable . Nobataina ny daba d naterina nody. D zay ry zalà sy ry zavavy ny tantara teny Imerikasinina à, teny za sy 5214 (version 1) no nisaraka après exactement 7ans de BONS et LOYAUX services . Je remercie Dieu , c grâce à lui que j' ai eu rien de grave vu la puissance du choc et l' etat de la voiture. Un grand merci aussi à tous ceux qui m' ont soutenu, merci pour vos appels, sms et messages d' encouragements, tena gaga mintsy za we hay ve za ity kay mba be namana ihany. je mettrai les photos ce soir.
  15. Merci é, en tout cas je me suis bien amusé sur toute la tracée, dommage pr cette sortie après l' arrivée, à la prochaine
  16. za no nanao sortie é, c t mechant, fa ny olona tsy naninona fa ny daba no rava (soa ihany). RDV ds quelques semaines avec 1 nlle 205 encore + mechante et mieux "motricer"
  17. Hirvo> merci @ le conseil é, le habe ana-jante io no efa noheritreretiko, satria na @ run aza za tena very be rehefa depart.
  18. Yé, fa le motricité izany no pbm-ko é, lasa mi-burn ftsn le daba à chaque changement de rapport, raha misy auto-bloquant + direction assistée no tena lafatra. Misy piège-B ko le "ciel" après le fasana ireo à!!! raha mande mafy2 ka sendra mi-saute, d avy de manao bisous le talus en face
  19. 1 ihany ny pente tena henjana (32%), le juste eo @ départ open, ny mitovy2 aminy de le ery @ bibilava (30%), le avant kelin' le epinge ISPM. Ny sisan' izay tsy d misy pente be manawôna fa fahaizana mitondra sy fi-gérer-na ny motricité sisa.
  20. Za koa vô teo no nahalala fa hay misy versio open sy championnat. Ny championnat izany izy rehetra fa ny open manomboka juste après 2ème radier. Ny ahy le izy complet no nanaovako essai
  21. Nanandrana kely omaly, soa fa tsy nisy kartié môbil - 1ère passage (vô-maraina) tondé vaky durite, de nody aloha nanambôtra - 2ème passage (après-m) mbola vaky durite ihany fa hafa indray no nasiany. Sinon, amiko afaka zaraina 2 le tracée: 1ère partie: (Depart-epingle B) tsy d misy pbm (rehefa vôtototra le radier B 2) 2ème partie: (Epingle B-arrivée), eto no somary sarotra satria tena mila moticité B, mijaly ny traction, 2 mi-passe 3 mbola burn B tsy ifankahalàlana ftsn Fehiny: le tracée efa henjana, fa ny daba koa tena mijaly @ le izy, fa bon zvtr tediavina le izy, sady atao inona koa moa daba sport raha tsy lalaovina é. @ sabotsy mifakahita é!!!!
  22. Yé, izy indrindra, Champion de France io an!
  23. Otrany miaraka @ GPS ela vao hahita anio an io fa efa nasiako legende majinijinika é, izany we raha avy aty @ UBP, de manohy miakatra hatreny an-tapon' i Merikasinina (eo ny arrivée). De midina any ambany any hatrany @ faran' ny goudron (tsara b), any ny départ. Misy accès koa avy aty Anjeva, eo @ le misy ôtran' ny borne (rond point) io no miakatra, tondé mivôka eo @ le épingle b io!
×
×
  • Créer...