Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rila2real

Membres
  • Compteur de contenus

    82
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rila2real

  1. Salut daholo elesany, azfd leitsy mi-s' incruste @ topic an' elesany fa saika mba haka contact an' elesany ftsn hanomezana invitation ho an' elesany @ le fetikelinay @ sabotsy é. Siora daholo é
  2. merci leitsy à, miezaka mba manao ze mety é
  3. Merci leitsy @ le fanentànana à. Tena marina fa tsy mialonjafy io fotoana io à, afaka tonga daholo ny mpirevy daba rehetra é. Ntsika mantsy anie samy "mpirahaly ara-daba" daholo é
  4. Raha amiko manokana aloha d nilay ny FF2 androany, taifidina latsaky ny 15" le 8s keliko . miandry ny résultat provisoire ahalàlana ny meilleur temps sy ny classement provisoire.
  5. rila2real

    rallye tama

    +1000000000000
  6. rila2real

    rallye tama

    >>guiguibone j' étais derrière ta sub (blanche) ce matin du côté d' Ampasika et il me semble avoir vu bcp de liquide (huile?) qui sortait du bas de la voiture (pont?). J ' espère qu' il n' y a eu rien de grave et qu' elle sera prête pour le rallye de Tama.
  7. Date: 05 et 06 décembre Lieu : Marais Masay
  8. Milay kosa izany tsy mila manao visite izany tsony an, 10 bouteilles de nos en +
  9. Ôtrany tsy ho point's indray ny @ 28/29 raha izao no fiaiganay an
  10. Tena mbola mi-burn be t@ io satria lasa depart 4000 au lieu de 3000 mahazatra (nisy kamiô-be nandidona avy tao aoriana)
  11. Un petit 0 à 120 sur la route digue samedi dernier (bcp de circulation). Histoire de dégourdir un peu... les jambes la caisse après qlq mois d' hibernation
  12. >>Mazeltof & Henintsoa an3, sady tsy manga no tsy fotsy le deuxsaka fa mena ka >>Hirvo Tsy de tena we alina fa harivariva eo é, za fontsiny no taraiky fa mbola be adidy.
  13. Tonga mba nijery teny an-tanim-boanjo za omaly hariva teo @ t@ 8 teo. Ny résumé (t@ hitako) izany, de deuxsaka 1 izay no namely indrindra tao, (4xxxtx), raha ny fijeriko azy de mbola atmo ny entana. Akotr' izay, ny nouveauté, de le 205 rallye T8 (tonga ihany ny farany), reveko be le feony
  14. Hilay kosa ity FF2 ity an, hisy daba vao2 hafa raha ho avy daholo elesany ireo ambony ireo.
  15. rila2real

    Jacky Gasy

    le baquet mety ho vita ihany fa raha sendra tratry ny coup de lapin @ le pose tête plastic be io mety ho sarotra ihany an. . Solution ngamba de manao casque
  16. raha vô avy kosa aloha ny orana de mazava ho azy fa tsy ny mpijery irery no hitady fialofana fa na ny mpilalao koa aza de hanao ôtran' izany.
  17. an3 tsy le ao @ bmoi ka, fa akama milay koa iny, samy mpiondana daholo
  18. Za leitsy mahita we ny essai chrono rehetra vitaina maraina d ny après-m ny defi. Rehefa hita mantsy ny temps d afaka mifam-pi invite @ zay ze mitovy2 temps. D mitohy @ zay ihany, raha toa ka be lôtra ny temps mort @ le periode-na defi, tsy haiko mety tsy misy sahy na hoe daba 2 no hilalao eo fôna d ny oraganisateur afaka miantso concurrents 2 hiakatra hifapihinana, de eo @ zay le horakoraka raha vô misy tsy sahy. Mazava ho azy fa ze mitovy2 temps ihany koa no ampilalaovina @ zay. Tsara koa raha asiana famantarana avy ety ivelany ny classe ny fiara tsi11 Raha ohatra ka tsy asian' elesany an' izay de ny ahy asiko soratra @ dentifrice hoe 1L9 8soupapes (miainga zao de zao) ao aoriana
  19. +1 >>riry ka io isan' ny bougie io mintsy notsy mampiady ny biby é Fa ity mis defi ary raha sahy ny scooter an. Ny henjana indrindra @scooter t@ FF1, ampanaovina @ ny daba ratsy temps indrindra t@ FF1, FA...ny depart manomboka eo @ rond point Iavoloha d ny arrivée any Ambohimangakely
  20. rila2real

    Jacky Gasy

    ie, tany bira io no nalaiko fa tsy haiko na tena any io no mipetraka. Mbola misy hafa koa aty fa alefako tsikelikely eo. De ze mbô manana koa rangahy mba alefaso eto à. Le Gonault, tatsy ambadika tatsy anie no naome inspiraka an' ahy é.
  21. rila2real

    Jacky Gasy

    Ireto misy vitsivitsy, attention les yeux style ana-jiro vao2, angel eyes mode jour mitovy @ ao @ Palais des sports an Mety @ ity satria efa misy grille ana-barbecue intégrée nedàla
  22. Merci @ le sary à. Fa le quad koa tena henjana à, ireto @ sary ireto raha tsy diso zà de le bandikely champion de Mada iny, mba nanaôna ny temps an-dry zalà ireo % @ daba ?
  23. zay vô mba nijery tany anaty speciale izany ny tenako é. Fa milay à Teo @ epingle ambohitsiroa no nijery za fa ny fidiran' i Mathieu teo no hitako tena propre tsara indrindra, miaraka @ le à fond hatrary ambany ary, Tena Grand ela bainina à
  24. Tadididiko le teny Arivonimamo moa v izay? fa tena tsy tadidiko le tarehy klé, mba signaler-o ihany zà rehefa le mifanena iny isika eo @ tanàna eo é! koboko koa le cox jantes williams io ka. Masaka kely an...
×
×
  • Créer...