Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Nomenabryan

Membres
  • Compteur de contenus

    118
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Nomenabryan

  1. za efa ao ka ,"Nomenabryan N°2487"
  2. za ko zany mazoto à 100% fa omeko volontier ho ana pilote rapide kokoa noho izaho ny placeko rah hilaina ! miakina tanteraka amin ny selectionneur fa tsy misy olana
  3. ts aiko alou lay oe mandamina sy mitandrina fa otrany misy 12sec de diff. @ 306 @ iny JV1 sy 2 iny Otrany tsy azo atao reference tsouny ry zalah fa tena grand lotra lool!!! mbola tsy nandalo anie ry mika ny henjana ao am 2RM e
  4. leg1 terminé ss1 nanao z ho afaka ihany kanefa tena tsy tratra mintsy i Sandbach fa tena special tsy mety am le 306 mintsy angamba ty rah ny fijeriko azy fa ohatran malama hafahafa zany dia mipatine be le daba na za mintsy ko no tsy mahay mitondra eto ss2 tao amin nieritreretana azy tsara mihintsy ny rythme ss3 somary lasa nitandrina loatra tam le partie mahitsihitsy eny am sommet sy nisy erreur vitsivitsy tam le descente (naika nitsoraka tanaty hazo fa tara freinage ss4 idem ss1 fa nitandrina kokoa
  5. rah ny hevitro aloh de +1000 am lery mintsy hoe aleo ny selectionneur no hisafidy izay hitany fa mety amin ny composition an ny equipany . fa aleo tsy ho tezitra ze tsy voaray kosa aloha an ! rah zah manokana aloh dia partant tanteraka e, fa ny question hoe mety mahafeno le critere tadiavina ve???!!!!!
  6. nenay aloh zalah am ty mba miezaka ny ho tonga ny objectif fa tena efa leo an le tsy tonga mintsy leuh !! mahereza ze hiady ao !!
  7. Nomenabryan

    Rallylive du 27-02-10

    Misaotra mialoha @ matos fa mety ilaina satria normalement NORIZA,Sandbach,Ragra,Andrinoa,Maiba no tokony hanao hatreto ka ny fitaovana playsit +PC+G25 Rond point OK, dia maiba koa hafaka hitondra PC ka mila volant sy playsit izany sisa dia vonona ny RPR team e!Rallye antsika rehatra io ry zalahy ka aleo mifanohana na tsy hafaka handray anjara aza za zalah tena mifona fa tena manao reboisement ny zanako d tsy ho afaka koa , fa par contre rah ho ampiasan laisany ny matosy ato tsy koi mintsy!
  8. Nomenabryan

    Rallye VRC

    vita ny Leg 2, tena dommage ny probleme tam Leg 1 satria rah ny fahitana ny temps dia mety mba afaka niady ho an 2RM soa aman tsara ihany . Felicitation ho an izay izay efa tonga hatramin ny farany.mankahery an izay mbola hamarana !!!!
  9. PTDRallysprint anie tsy btb e!
  10. misaotra ny mpikarakara fa dia tena nilay iny omaly iny ee ! manatena fa hisy maromaro toa ireny ! tsy asiana comentaire aloha ny momba le frits,grillés... fa tena resy kosa tamin iny ! iangavina tompoko aza amidy le 205 fa mba mila revanche! looool
  11. Nomenabryan

    volant momo

    tsy voatery an ! mety hoe haka retirety koa angamba
  12. Nomenabryan

    volant momo

    75O 000 FMG MP si interessé ,merci !
  13. Nomenabryan

    RALLYE ASA TANA

    vita ny saison 2009 fa am 2010 ndray zany manao misimisy ! felicitation daholo ho an izay nahazo ny rallye sy ny saison fa le irina marina aloh tena surtout le tao TANER 2 nenay mo zany iny rallye hoe nila nandray depart fotsiny d zay no important fa toute la semaine tsy nety mitsy ny machine d dimanche à 19h vao vita ! nanao prise en mains tao taner tam le wet fotsiny dia lasa zao! DA isaky ny special fa tena tsy tao mintsy! raha resumena dia merdi...
  14. Mba contacteo par MP raha misy interessé azafady ATI HD4870 1GO PCI express merci
  15. "3eme du Gr N: Nomenabryan" ary nifandiso lety zany le coupe lasa aty amiko a !
  16. ny tenanay moa zany dia mety ho non-partant angamba am ty fa misy fahoriana dia mety tsy ho eo mintsy à partir ny lundi fa andeh andevina .
  17. tongasoa oo! dia mazotoa mandray anjara ozy ry zalah zay
  18. 2487 Nomenabryan 3572 Teratany jouent sur 1 meme machine !les autres sont à suprimer ! merci !
  19. Nomenabryan

    RALLYE DU BOINA #4#

    Rallye du boeny terminé SS1: nandeha tsara ihany na dia somary natahotra an'ilay fog aza SS2: motivé be nandray depart !nandeha tsara jusqu'à 1km ny CHV teo amin ilay D2 aprés ciel iny, nanao tout droit tonga dia kdaaa !!! nidona tamin ny hazo,adino teo ny pare choc; marche arriere dia lasa ihany aloha. SS3 : noho ilay nidona tamin ny SS2 dia vaky ny radiateur,vao handray départ dia efa niteny ny copilote hoe "miakatra be izany temperature izany".koditra be hoe de ahoana ity !!! tonga ihany anefa SS6 : nanao sortie large be teo amin ilay G2 faharoa amin ilay partie rapide ; latsaka tao anaty canal SS11 : saika mba hoe hitandrina fa hoe efa ho tonga kanjo teo amin ilay D2 apres rano iny mbola kddaaaa !!! ndray fa nidona tamin ny hazo ny lohany; lasa ihany fa déconcentré be nefa dia nanao chute avant ndray teo ain ilay G4/D4 amin ilay partie rapide iny koa SS12: nitandrina mafy mba ho tonga arrivé. rallye nahafinaritra ihany na dia nisy probleme majinijinika sy lasa nitandrina loatra aza par rapport amin ny tany amin reco . domage ho an 'ilay akamako zay satria logiquement lery mintsy no 1er GrN. amin RIM ndray manao tsaratsara kokoa e ! félicitation ho an izay tonga rehetra ee!
  20. tonga soa dia mazotoa mandray anjara e !
×
×
  • Créer...