Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Nomenabryan

Membres
  • Compteur de contenus

    118
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Nomenabryan

  1. Nomenabryan

    REMISE TROPHEE RALLYE SRK

    nena efa any am fafahcop ooo ! ar5000
  2. Nomenabryan

    TROPHée Slalom VMRC

    za ko aloh à 100% am le xsara e !
  3. Nomenabryan

    MRC RALLYE SRK #3#

    rallye moyen be fa tena rapide loatra dia tena mampatahotra be fa ambony loatra le rythme, moa ny tenanay koa vao mizatra fiara vaovao. bravo à Peno et Mahandry qui sont 1er et 2éme provisoire pour le moment . ny mahafaly aloha ho an ny GrN4 manokana dia efa presque sur angamba za hoe combat entre samy gasy ny podium. bonne chance ho an izay mbola tsy nandalo e !
  4. Nomenabryan

    INSCRIPTION SRK

    NOMENABRYAN N°2487 TEAM VRC SUBARU N11 FISAKANA
  5. Nomenabryan

    IRC/// Rallye de Russie 2009

    Rallye nafinaritra ihany na dia tsy parfait ary. ss1: nanao temps tsaratsara ihany na dia mbola crispé b aza am le volant ss2: tonga dia namboarin'ny voalohany +7.00 na d efa mba nahatsapa aza hoe à fond partout ss3: TAQ à 2km ny farany SS d very teo am 13 sec teo par rapport tamin ny boucle voalohany ss4:mitovy am temps tamin ny ss2 ihany na dia efa nanova reglage aza Hatreo aloha d 9eme provisoire à 3sec amin i smam Leg 2: nieritreritra hoe androany no hiara hiditra session tamin i Irina nefa maly nanao reco dia nahita hoe ohatran mba netinety ny feeling d tonga d niditra session ss5: eo am le partie bosselé iny anefa am le mahitsy b iny nandona spectateur ny vodin ilay fiara rah hiditra am le D4/G3 misy spectateur io . troublé b niala teo tao amina D3 sur monté tao ahoriana tao nanao tout droit dia nanao face à face tamin ny hazo. vaky ny boite dia bloqué 4eme, ny moteur nichauffe be. Mbola nahavita ny special hatramin ny farany anefa na izany aza. tsy nandray depart ny ss manaraka tsony anefa fa tsy nisy reserve boite tao amin ny parc d'assistance ,fa mbola mieritreritra handray depart amin ny Leg 3 pour le fun raha tonga ny boite nafarana. bonne chance zalah ho an ny tohin ny rallye a ! surtout ho an izay tsara classement. araky ny tenin i Hents hoe fenoy maintso,fotsy ,mena ao ambony ao .
  6. merci zalah tam fandaraisana omaly fa tena nilay a ! mazoto o azy le vaovao am leizy ! am manaraka miezaka hijan taratara e ! zay aloh fa raikitra ny kotrana volant b ato
  7. sali redbull a! tongasoa e
  8. taiky ! ary elah to tsy d b resaka refa ato le ! tonga soa msie a d mazotoa fa mlay b io
  9. Nomenabryan

    MRC RALLYE DZAMA

    RALLYE DJAMA ES 1:temps moyen be fa niezaka nitandrina tsara sao d vao manomboka dia manao betise dia manjary kivy ES 2: nanao tonneau apres ligne droite kely 1 fa nahazo feeling kely tam voalohan'ilay special d lasa optimiste loatra , soa ihany ary fa nanao tonneau fa raa tsy zany d nanao face à face tamin ny vato b e teo d tonga d abandon ES 3:niezaka namely mafimafy satria nahatsapa hoe nisy carte à jouer tao amin ity ss ty saingy noho izay d lasa nanisy pression ny tenako ka lasa nanao sortie majinijinika fa tsy nety tafapetraka am trajectoire ES 7: somary variana kely dia nanao TAQ ES 8: lasa nitandrina b loatra fa diso pneu nefa le orana tena avy be ES 9: 2sec no diff tamin i ANDRIANOA (mande mafy loatra lery ka lasa mampanaonao foana) ka lasa nampisy pression tokoa tamin ES farany Conclusion: rallye azoazo ihany fa tena mbola mila ezaka be amin'ny resaka reglage ,concentration dia mety ho tsaratsara kokoa
  10. Nomenabryan

    Insciption Rallye DZAMA

    Nomenabryan N°2487 SUBARU N12
  11. zay aloh no vita ny tamin ity rallye ty fatsy koi ! ny problemako teo d tsy nisy ss 1 zay ts nanaovana erreur fa manisy pression an tenako loatra za d lasa tsy concentré sady tsy ampy reco mintsy e ! fa tsy manin fa am manaraka manao misimisy felicitation pour les premiers !
  12. merci e !fa ahoana rah izy ?
  13. Tena clio addict ka ! RDV any anaty ss ny rallye jovenna e !
  14. nomenabryan 2487 sub N12 parrains maximumattack et bigbang
  15. sali daholo e ! mbola vaovao d ohatran tsy d misy kozina fa d faly mahafantara atsika rehetra e !
×
×
  • Créer...