Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

NORIZA

Membres
  • Compteur de contenus

    553
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par NORIZA

  1. NORIZA

    Saison 2011

    Tratry ny taona daholo dia hitondra soa sy fanambinana ary indrindra fahasalamana ho antsika mianakavy ity taona 2011 ity.
  2. NORIZA

    RSRBR 2011

    NORIZA 418
  3. NORIZA

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    aza adino ny famille ingahy fa mbola misy adidy tsy vitanay dia hotanterahana @ io andro io
  4. NORIZA

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    Mirary fetin'ny farany taona sambatra ho antsika rehetra.Ho fanombohana an'ity saison 2011 ity dia asaina isika membre rehetra RPRT miaraka @ fianakaviana mba hiaraka hifampiharahaba tratry ny taona 2011 @ zoma 07 janvier à partir de 18H chez moi à Avarabohitra Itaosy,io andro io koa no handinihana ny zavatra hatao rehetra @ 2011 koa samia mieritreritra izay tokony resahina rehetra.Mino aho fa ho afaka daholo isika @ io koa dia mba asio confirmation eto alohan'ny 05 Janvier mba ahitana ny isan-tsika marina (y compris famille) Bonnes fetes à tous
  5. NORIZA

    RSRBR 2011

    izaho koa aloha pour @ ilay écurie 2 dia samy afaka manao daholo @ izay.Momba ilay Don rallyesim aleo atao fin 1er semaine de Janvier ny fanangonana azy ka samia manatitra ny anjarany any @ Steeve(Trésorier) alohan'io daty io dia avy eo omena miaraka an'i Hajax izay voangona
  6. NORIZA

    IMC en deuil

    toutes nos condoléances Team RPR
  7. NORIZA

    PILOTES CONTROLES

    tonga dia ny 5 premier izany no controlés mahabe asa koa zala reo an!
  8. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    vita ny adidy t@ ity taona 2010 ity hisaorana daholo ny dream team rehetra dia @ herintaona indray zalà a! ity ny résultat provisoire tao 418 NORIZA Citroen C4 WRC 2007 52:44.76 +00:00.00 +00:00.00 +00:00.00 2749 IRINA Ford Focus WRC 2007 54:26.16 +01:41.40 +01:41.40 +01:41.40 1617 hajax Peugeot 206 WRC 2003 56:07.80 +03:23.04 +01:41.64 +03:23.04 77 Cromax Citroen C4 WRC 2007 56:12.89 +03:28.13 +00:05.09 +03:28.13 54 thomas_radstrom Citroen C4 WRC 2007 56:22.50 +03:37.74 +00:09.61 +03:37.74 5577 andrinoa Ford Focus WRC 2007 56:45.78 +04:01.02 +00:23.28 +04:01.02 674 christo74 Ford Fiesta S2000 2010 64:45.89 +12:01.13 +08:00.11 +12:01.13
  9. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    enganie letsy!tena mbola mitady réglages fa tsara aloha ilay izy avy any @ Momo e!(nampirimina ao anaty carton leiry fa efa nahavita be) samia manao fety tsara daholo aloha dia @ Janvier ho hita eo e!!
  10. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Merci ry zalahy dia samia miezaka araka izay tratra daholo @ 2011 fa ny adversaire koa betsaka sady mitombo(Lal etc...) RPRT
  11. Toutes mes condoléances particuliérement à Gino et Freddy
  12. NORIZA

    Saison 2011

    en face Espace Médical ilay izy ao @ fanaovana visite médical Docteur Fede
  13. NORIZA

    Saison 2011

    Sao dia ampitondraina an'i Haja no tsara @ io samia manakalo 5 euros dia alefa sa ahoana ???
  14. Félicitations daholo ry zala champion 2010 ZoS,Irina et Mboolaba @ 2011 indray ny fotoana e!
  15. NORIZA

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    samia miteny daty izay mahafaka azy avy dia jerena ny marimaritra iraisana fa atao avec famille ve io rencontre io izany?
  16. NORIZA

    4 è RBR contest le 27 novembre 2010

    Misaotra antsika isika e!! misaotra @ fandavantenan'ny tsirairay nandritra iny saison contest 2010 iny fa tsara ny ambiance ntsika ary indrindra koa ny résultat. isaorana manokana ireo nifanampy t@ fitaovana sy ny logistic rehetra:Steeve,Smam,Hajax,Sandy,Tweet,Solofo sns ....ary indrindra ingahy transport VITOG nitatitra ny fitaovana rehetra( aza adino misy G27 miaraka @ latabatra sy écran be alaina any Andravoahangy @ 2011 fa futur champion le pilote io) Vivement 2011 pour RPRT
  17. NORIZA

    Rallye des letchis

    aleo @izay ho an'ialahy ny GrN @ heritaona dia aza asaina mitsena rafotsy fa alaintsika izy rehefa hande anao arrosage ialahy sinon arahabaina daholo izay tonga h@ farany na dia tao aza no tsy nambinina e!@ 2010 miezaka anao tsara isika.
  18. NORIZA

    4 è RBR contest le 27 novembre 2010

    Bon courage daholo ry zalahy pour demain an! à la dernière minute Karl declaré forfait fa misy pb tampoka tsy hahafahany dommage!
  19. arahabaina Fafahcop mitarika provisoire,izaho koa aloha tonga arrivée ihany na nisy tsy nety ary tao,alefa ry zalahy mbola tsy niainga a!
  20. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vita ny adidiko fa @ retour indray mihaona e! dia asio mafy ry zalahy a!
  21. NORIZA

    Rallye des letchis

    N58>de retour,sao dia tsy mahay teny gasy intsony ialahy?mba manaova marina ity rallye des Letchis ity fa rallye RPR io dia mba maro isika no miakatra podium par groupe sinon @ samedi izao misy contest 4é manche indray si tu veux voir. Irina>aza miandry tara loatra vao miainga fa ny dimanche mi-déconne ny serveur indraindray,sa mbola mianatra spirkakim II
  22. NORIZA

    UPDATE 08 SUR RSRBR

    efa dispo ao @ RPR ny update 08 sy ny pack voiture miaraka aminy
  23. NORIZA

    Rallye des letchis

    Vita koa ny ahy ry zalahy fa vao leg1 dia efa DA + TAQ dia leg2 koa mbola TAQ fa vita h@ farany ihany dommage pour Andrianoa nefa tsara ny temps anla!! bonne route daholo ho an'izay mbola tsy niainga
  24. NORIZA

    4 è RBR contest le 27 novembre 2010

    way lety e, za lety saika hivadika GR A le! efa ela anié no tokony champion fa mi-gérer sisa e! sa v aona? any mantsy mety mba iady 3è place d mba mahazo coupe Ok ary fa manaova Gr A ialahy izany e!
  25. NORIZA

    4 è RBR contest le 27 novembre 2010

    Andrianoa<mila manao ialahy @ io fa ilaina matanjaka tsara isika ao @ GrN satria i Ovaliste izao no 2é provisoire dia Iante 3é ary mbola misy 5é manche farany! Hentsrana<ela tokoa ianao tsy heno,ary izahay RPR mbola tsy dia mahafantatra anao loatra ka mba tongava ianao @ fivoriana manaraka alohan'ny 27 novembre,mety ny alahady 21 Nov hariva ao @ QG ao Ankadivato angamba fa mbola à confirmer eto
×
×
  • Créer...