Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rirymaster

Membres
  • Compteur de contenus

    955
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rirymaster

  1. rirymaster

    rally of tanzania

    Mety tezitra Dada de tsy nahazo vola hanaovana entretien intsony lery de tsy maintsy namidy angamba le vam de aleo le mora entretien no nentina ndray....
  2. mirary fiononana sy mankahery ny finakaviana iray manontolo ny tenako..
  3. rirymaster

    Seb # Seb

    Ny tiko sy ny hevitro anefa dia i Loeb no miala ao @ Citroen dia mamonjy VW de @zay mba raims ny dévéloppement an'lé Polo de combat be vo manomboka ny 2012
  4. rirymaster

    Tonga dada blide

    Kou tsy rehefa hiverina zany lery de Valizy 2 eo ho eo Coupe fotsiny...
  5. rirymaster

    RSDRSK

    Tsy za zany alou e... loooool
  6. Tongasoa POR de mazotoa mitafatafa sy mizara ny passion e
  7. Vonona be mihitsy sady tena en manque totale mihitsy za ... Rovina e!!!!!!
  8. tongasoa de mazotoa mitafatafa sady tonga dia milay ny fiarabana mm
  9. tongasoa de mazotoa mitafatafa sy miditra e ligne ao @ rallyesm e
  10. Mox. tongasoa ela de mazotoa mtsidika sy mitafatafa ary e... madascoot ve???
  11. tongasoa de mazotoa mitafatafa e...
  12. rirymaster

    Mrallye

    +1 kou @io notification io nefa tsy hita ao akory an
  13. rirymaster

    Nations CUP 2011

    Vita ny adidy hoan'ny Tanindrazana fa dia nanao izay ahatongavana satria niova ecran mm @ Ecran 17" izay kely tokoa moa izany raha nohoarina t@ ilay 32" be iny fa dia very daholo ny repère rehetra fa izay nahatongavana ihany no tanjona Vo 6 ny nandalo ho an'ny Madagascar A : 1- Philouphanie 2-Calimero 3-Riry 4-Andrinoa 5-Team Fafa 6- Tsy tadidiko
  14. rirymaster

    Team B NATIONS CUP

    Za efa nanao an'io fa aleo mitandrina be fa tena tsy mi-pardonne mm mihitsy vo manao sortie ao nefa koa ry lerony manataka be mihitsy ao ra vo diso mandeha mora kely, donc
  15. rirymaster

    Parcours rallye dzama

    Ze daba mandé eo zany Prezi de za ataovy ao anatin' le mandé mm an
  16. Tsy tadidiko intsony fa nahita réglage vao² pour Tarmac za de variana tany de tsy nahita an'io session io
  17. A VENDRE @ VIDINY VARO-BOBA: -VOLANT G25 = 3.500.000 FMG -ECRAN LG 32" FULL HD = 4.500.000 FMG -PLAYSET FABRICATION LOCALE = 1.250.000 FMG
  18. Zao vo hitako ty fa miala tsiny fa mbola nanao On Line Tarmac be omaly o
  19. rirymaster

    Parcours rallye dzama

    +1 partant mm kou za
×
×
  • Créer...