Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
hypopo

Vahiny eto @ forum

Messages recommandés

Za mbola vahiny eto @ forum. Manana golt type 1 phase 1 hatsaraina @zao vacances zao ny ankizy. Faly be nahity ity ka misaotra ny mpikarakara. Carros, joint-na fitaratra, accessoire-na varavarana no blem. Ny reservoir koa tsy dorigine intsony fa nisy nilaiso t@ restauration voalohany.
Ny tena souci-ko dia rehefa alana ve ny para brise desimba ny joint,de mahita solony ve?

Te andefa sary za fa ohatra ny tsy mety

Zay aloha fa @ manaraka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut hypopo.

Tonga soa e!

Misy mpikoja vw Type 1 maro ato fa tsy maintsy hahazo soupapa eo ihany enao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
tongasoa e


Misaotra
Efa misy sary nalefako any page 30-ao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tongasoa

passion daholo ny antsika (aza menatra hamoaka sary zany)
raha mahay manala ilay parebrise dia tsy misy olana fa afaka haverina ilay joints satria tsy "collé" ny parebrise MK1

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...