Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

hypopo

Membres
  • Compteur de contenus

    11
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Slt TENA GISA MAINTY MINTSY LE IZ, TAPITRA VOATETIKO NY MPIVAROTRA KORONTANA ENTO @ TANANA FA TSISY E.
  2. Slt, Je cherche tres urgent une calandre pour mon JETTA II. Merci et A+ Hypopo
  3. hypopo

    Vend golf type I

    A vendre; GOLF TYPE I GL, moteur impec, essence, 5 portes, loko vao², prix: 3 000 000 Ar, Tél: 032 02 174 33
  4. hypopo

    Golf MK1

    Slt Mba asio sary raha mety e!
  5. Misaotra Efa misy sary nalefako any page 30-ao
  6. [quote="hypopo"] tena lay seza le!!un bon PS avec ça ça le ferai trop!!! Slt a Mety efa tara aho fa mino aho fa hahazo valiny ihany. Aiza no misy io garage io fa mitady mpanamboatra mihitsy aho zao? Ny ahy VW golf GL natao restauration t@ 2007 fa tena tsy nahafa-po mihitsy ilay nataon'ilay bandy dia averina karakaraina tsara mihitsy amin'ity. [img][/img][img][img][/img]
  7. tena lay seza le!!un bon PS avec ça ça le ferai trop!!! Slt a Mety efa tara aho fa mino aho fa hahazo valiny ihany. Aiza no misy io garage io fa mitady mpanamboatra mihitsy aho zao? Ny ahy VW golf GL natao restauration t@ 2007 fa tena tsy nahafa-po mihitsy ilay nataon'ilay bandy dia averina karakaraina tsara mihitsy amin'ity. [img][/img][img][/img]
  8. Slt! Amidy io fiara io, antsoy aho Tél: 032 02 174 33 - 033 25 132 03 Tsito
  9. Za mbola vahiny eto @ forum. Manana golt type 1 phase 1 hatsaraina @zao vacances zao ny ankizy. Faly be nahity ity ka misaotra ny mpikarakara. Carros, joint-na fitaratra, accessoire-na varavarana no blem. Ny reservoir koa tsy dorigine intsony fa nisy nilaiso t@ restauration voalohany. Ny tena souci-ko dia rehefa alana ve ny para brise desimba ny joint,de mahita solony ve? Te andefa sary za fa ohatra ny tsy mety Zay aloha fa @ manaraka
×
×
  • Créer...