Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Cascade

Mirary fiononana feno ho any Mahery sy ny fianankaviana

Messages recommandés

Aminy alaelo lehibe no ilazana antsika fa nodimandry ny Rainy mpikambana ato amitsika dia tsy iza izany fa Mahery (Esiia Ispm).
Mirary fiononanan feno ho any fianankaviana manotolo, ny Tompo anie hanome hery ho azy ireo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Cascade a écrit:
Aminy alaelo lehibe no ilazana antsika fa nodimandry ny Rainy mpikambana ato amitsika dia tsy iza izany fa Mahery (Esiia Ispm).
Mirary fiononanan feno ho any fianankaviana manotolo, ny Tompo anie hanome hery ho azy ireo.


Mercredi zany ny fandevenana de tokony androan zany raha hamangy tsika fa tsy de fomba laotra matsy le mamangy Mardi....

anio a 19h mamangy ny so6 ...lay toerana Talatamaty ambadikin'i shoprite

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mirary fiononanana tanteraka ho an'ny fianakaviana sy ho an'i Ma manokana!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tokony tonga t@ lay fotoana famangina omaly fa nisy imprévu tompaka ndray

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :


ankasitrahana ry tito sy loum ary ry ony sy riana ko.... misaotra e




Citation :


Fa tena emotionner be ra Mahery sy vadiny nahare ny famangina nataony ny mpikabary tsika Tito Rabary....fa dé mbla mamerina fisaorana an-tsika T6 zareo......Misy faire part mou zann aty fa mbola itady scann mombany programme fandevenana zay afaka mm...



Ok so6 reprizennnt

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana rehetra, ary miala tsiny noho ny tsy fahafahana.... Sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mankahery any Mahery sy ny fianakaviana dia misaotra an'ireo izay afaka nanao reprezent T6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
izao vao afaka mamaly eto fa ny tenako sy ny fianakaviana manontolo dia maneho fisaorana antsika So6 rehetra t@ fanohanana sy fampiononana.
Mankasitraka ry zalà a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...