Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

bozo1

Membres
  • Compteur de contenus

    9
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral

À propos de bozo1

  • Date de naissance 04/11/1988
  1. Misaotra betsaka é, mafana sady mahafinaritra B ilay fandraisana ay marn mou mis Bozo ao am run mada, nitodika mints a tamnin tan arivonimamo isaky n voantso am micro razoky lol tsiz ka Bozo hafa mety clown ihany a ref ftonany hihihi
  2. bozo1

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Ay ve é, ka za zao miezaka ny manao inscription am rallyesim fa ts mety tadifitra mihitsy. Mba mila olona a zao izay mba afaka mampy azafady. Mci
  3. bozo1

    V-MRC Rallye Boeny

    Felicitation a tous. Bvo ! Tsy nareo reny no faly fa ny gasy iray manontolo mihitsy
  4. bozo1

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ok, mtazatazana zan alou amzo ra izany ko. hihihi
  5. ok ok; mitovy aretina daol matoa makato ka lol. Ts maintsy oe am herintaona a zan vao manao Mada ko hihihi. Mbola mtady Team, s n retraretra, fa za ts kivy satria tiako lé izy. Sad libre B a zao dia afaka mtady sy manomana tsara. Ok msotra é
  6. bozo1

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ieu, tsar mints ny fikany. lol manao préparation B mints Bera ka. Za mahita tsara satria ao aminy aho no manambotra tomobil hihihi. Fa mody tsikitsikiny n adva de modiny vendrana fa lé ao ambany capot nenaz no ataony miteny. Jereo né n natony mbola mahita 180 amina pneu vaky lol hihihihi (ps: rovina marina no manomboka ny saison ho any rallye virtuel?)
  7. Misaotra betsaka, tsara be ny fandraisana, mahafinaritra ny retraretra. Misaotra é
  8. bozo1

    Ecole de pilotage

    tena mahaliana lé école, za zao mbola tena ts nitondra daba rallye mints fa toa virtuel fona lol
  9. Bonjour tout le monde, je suis très content d'etre parmis vous, vivre ma passion avec les passionnés. Mci. -> Faly miarahaba ny mpikambana rehetra. Sad mpankafy RBR aho no tia rallye.
×
×
  • Créer...