Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rirymaster

Membres
  • Compteur de contenus

    955
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rirymaster

  1. So de mba mampiasa GRIGRI aza reo Espagnol reo san a
  2. Tandremo ary mitaraina rehefa ho vaky pneu
  3. Mbo partageo eto le @ Vendredi fa tsy afaka ny ho present ny tenanay pour la 1ère fois e
  4. Aleony lesy mitsipona Bois de Rose rehefa KKK ihany fa sady aondrana no hakana hatao Roue de secour fa vaky pneu lava reny manko
  5. Hoatran' marina io kozin'là io fa tsy mety milamina hono le Train .. Le 306 hitako préparena any @ TSFM (Ambohipo ) fa mbola tsisy Seza sy Train aloha ny nahitako azy farany il y a 2semaine zay
  6. Vita hatreto ny Fmmsam ny ahy satria dia ni-plante ilay RSCenter tsy vanona teo ampadefasana ny temps SS4 Manala azy sisa zany ny LEG3 pour le fun fa hoatran'ny tsy mety amiko foana zany ny manao session gasy fa rehefa tsy KKK dia misy blem ny RBR Dia mazotoa hoan'izay mbola tsy nandalo sy izay mbola tsy KKK sy -ko hatreto
  7. Résumé du LEG1: Une erreur sur PTD au 2ème passage (trop corde sur la sortie dune droite étroite) 1-Aizae 2-Sloeb88 3-andrinoa 4- 6-rdrazafimbelo 8-sandbach LEG2 ndray manao misimisy
  8. Miala tsiny indrindra fa noho ny tsy fahafahana @ilay daty 1er Round dia tsy handray anjara ny tenako koa afaka soloinao Andriamatoa Séléctionneur GASTON Misaotra indrindra tompoko
  9. rirymaster

    WRC - ADAC Rally Deutschland

    Ca c'est de la passion Gogo
  10. To tsy miainga akory le liens ITINERAIRES
  11. rirymaster

    Session

    1-Miditra ato: http://x.rallyesim.com/accueil.asp 2-Mankeo @le sarina prise kely ambonin-le calendrier io no mi-céer profil 3-Manao choix numéro ze mbola disponible ao:1....9999 -Pseudo -Mot de passe ... sy ze asainy fenoina ao fa tsy tadidiko daholo 4-Dia mifidy ze Vam hoentina isaky ny Pays(FrenchCup,WRC,MRC,... sns) 5-Raha te hahazo point @ Rallyesim dia miditra eo @ le onglet Profil-your Carrier Calendar-de ampidiro le blabla anlà(pseudo,num,mp) dia cocher-o ze rallye tianlà(2 max fa za tsy namaky reglèment dia tapitra sahady nenà fa hay le izy limité à 100 rallye pendant l'année ) 6-Rehefa hilalao @zay dia miditra ao @ RSCenter- Dia ampidiro etsy ambony à Gauche le Pseudo-Num-MP dia avy eo clik sur Championnat na Session Public ra te hanala azy aloha - dia clik sur Demarrer session na Championnat - Dia mety miteny izy hoe regler votre heure du serveur de araho foptsiny ze lazainy ao - Dia mipotra le rallye ( Raha championnat dia listé ao ny rallye pendant la semaine, ra session public de listé ao koa izay afaka atao fa raha toa ka mangataka mot de passe izy dia tsy poins zay à part ny an'i Errorist= mrallye ny mp @io) 7- Mikotrana mafy fa so dia elà Mazotoa ary o
  12. rirymaster

    Zo

    Tongasoa dia mazotoa sy ary
  13. rirymaster

    Nandao antsika Herivaika

    R.I.P ho azy sy ny A.C.C.T ary ny fianakaviany
  14. SS1= Superspéciale SS Vendredi = VTV SS Samedi = Axe Ambatolampy SS Dimanche= Le t@ farany teo ihany
  15. EVO X => Irina - Berthin EVO IX => Laza - Eric N12B => Joda - Rila ...............................
  16. Ny pneu Terre any @ Yachine elà afaka mi-commande de ra 106 zany /14 no mety fa ra /15 dia lasa mavesatra le daba angambany Dia ny marque pneu PIRELLI izy zay raha tsy diso aho fa any Afrika lery no nahita fournisseur an'io no to sady mora % @ manafatra Steward Ny vidiny to mora fa raha ny fitadidiko dia 750.000Fmg livré na mety mihoatra kelin'io .
  17. ndray RATT fa naharesy sans nefa efa natahotra ny ho + KKK manaova ndray @le 1/4 e!!!
  18. Mamofopofona POULET à la N15 ve zany annonce zany Zaza
  19. rirymaster

    SSDRSK prochaine saison WRC

    Retour probable de TOYOTA , SAAB et WV en WRC fa mbola miandry Confirmation daholo ireo SKODA koa efa miketrika hanao WRC fa mbola miandry koa ny confirmation
  20. Fa dia nahoana re no novaina ilay Mot de passe e!!!
×
×
  • Créer...