Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tito111

Membres
  • Compteur de contenus

    616
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Tito111

  1. Tito111

    MRC 2012

    WRC mm zany an! sa tourisme? lol
  2. tongasoa Makaray! sur mitsy lé feona GrA be tamzany!!! mazotoa mitafa ato e!
  3. Tito111

    MRC 2012

    aza maika ny ho faly elah, s'ils te mettent Tsiafahy rien que 2 fois c'est déjà de l'endurance, mdr. Va savoir pour la mécanique ensuite... haha
  4. Tito111

    MRC 2012

    SI ça s'avère véridique, je me demande ce qui est passé dans la tête du proprio de la N16... Tsy dia logique loatra...
  5. Tito111

    MRC 2012

    j'aime bien l'idée du rallye 2jours.... Fa tsy hi-compter amin'ny championnat izany izy io? sa?
  6. tongasoa dia aza misalasala mizara e!
  7. Tito111

    Marcus

    Tsy atao hoe tongasoa angamba satria anisan'ny 10 voalohany niditra tato? Momba ny rbr tongava miara-milalao amin'ny VMRC rehetra fa ao koa anie "juste pour le plaisir" e... tsy voatery hoe foana fa ndraindray misy , ndraindray kanefa... kilalao e!!!
  8. hihihi ka ry zalah tsy ohatrantsika!!! mdrrrrr
  9. Tito111

    Parc Madagascar 2012

    Merci Hents amlay google earth an... ramatoa is back on piso hihaaaaa
  10. Tito111

    saison 2012

    hihi ary tena tsy misy mandalo intsony ny ololna ... hihi ndao hiverina ato rangah aaa....
  11. Tito111

    Parc Madagascar 2012

    Humm... rahoviana hono io no tonga eto an-tanàna?
  12. tongasoa e... mahafinaritra foana rehefa mihitatra ny ezaka fifankafantaran'ny mpankafy rallye.
  13. imaginer-o anie lé bandy makany tamatave nefa 1ère SS dia efa kkk... mety ho hakiviana iray trano, fatiantoka iray lavaka...
  14. Tito111

    Voeux nouvelle annee 2012

    Siora daholo eee!!! bonne année eee
  15. Tito111

    Voeux noel 2011

    Tratry ny fety daholo isika rehetra eee... Ho ela velona ny fifandraisan'ny mpankafia virtuel....
  16. Tito111

    VMRC#9# Rallye Gidraka

    félicitations aux vainqueurs.. Amin'ny herintaona indray zany mihaona? Enga anie ho tonga ny fiara...
  17. Tito111

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    Aza manantena parcours obligatoire anaty R.P hono fa tsy misy fa toundé anaty roadbook no mijery lalana mm...
  18. Tito111

    RSDRSK

    ilay hoe "ezahina ketreana be (@fomba gasy)" kosa angamba mety tsy marina rah Gr N oui oui fa je veux dire à la limite du faisable grN ka
  19. A vendre plus ou moins maika... 7millions ariary à débattre. MP si intéressés
  20. 1- tsara lay hôtesses manao officiel... 2- aleo tsy mipetraka eo akaikin'i nari9 tsony za am manaraka fa toa maha-be sampona mdrrrrrrr 3- tokony atao malaladalaka lay toerana fa tena henjana ilay style "taxi brousse"
  21. et encore, naharitra ihany lay daba!!!
  22. ohatran'ny hoe feon'i thoma radiznatropmême ilay olona maka vidéo
  23. ndraindray koa afaka maka congé an... sa réserver-na @ Rallye International?
  24. Tito111

    RPR Contest Orange

    Ok, thx FFFeelabba, je testerai cet apm
  25. zay lé dictature zay, dia ahoana izany izahay madinika?
×
×
  • Créer...