Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

zakou

Membres
  • Compteur de contenus

    19
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. zakou

    Saison F1 2012

    avy mijery rallye zany de maka aina kely de mijery gp catalunya e!
  2. zakou

    Saison F1 2012

    tena milay le GP de Bahrein omaly an, tsy azoko kely tamin'i Raikkonen sy lotus fotsiny efa tena à la portée n tsara mitsy vettel talohan' le 3e arret au stand ! raha nanao tour 2 na 1 fotsiny tena tafavoaka aloha ihany fa bon iny izy iny. azo atao hoe tsara raha départ 11ème an! zakou aloha mahita misy retenue kely ihany eo amin-dry zalah asa hoa matahotra loatra ny mety ho dégradation n-le pneu ve sa tsy haiko. zany eo ihany fa ny tena nahakivy a koa de tsy resin'i United ndray i Everton (4-4) amin'izay mitarika 4-2 à 5min de la fin nefa io ny wolves ampinanin'i City: tsy maintsy miandry "classico" ko zany amty ko.....
  3. zakou

    MRC 2012

    tratrin'ny 2012 daolo eh!
  4. tongasoa dé bonanéééééé eeehhhh!
  5. bonanéééééééééééé dôly eeeehhhh!
  6. zakou

    MRC 2012

    Ny fahitako le annonce ao anaty moov mbola tsisy tompony eto. misy annonce tena mitovy @ io nivoaka t@ 19/12 teo any Lorraine (en France metropilitaine) fa 46.000€ ny vidiny any.
  7. zakou

    Voeux noel 2011

    dé bônanéééééée!
  8. zakou

    MRC 2012

    SSDRSK, miaraka @ SICAM, Laza P207 S2000.
  9. zakou

    Joda mod mampirevy fan

    [quote="Soafikov"]ce Dimanche 11 décembre 2011 Joda et Rila ont organisé une séance d'essai partage avec ses fans à Maharidaza, initiative inédite et louable à consommer sans modération nahafinaritra na de tsy nahatratra tsony ary zay, efa avy nanao touchette le sub t@ zay tonga tany.
  10. zakou

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    arahabaina ry JODA sy RILA misaotra ny clubs rehetra sy ny FSAM indrindrindrindra , de ho ela fanapahaneeee!
  11. zakou

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    1-Joda 2-Boom 3-Mamy Kely
×
×
  • Créer...