Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Marcus01

Marcus

Messages recommandés

Miarahaba antsika rehetra dia mirary saison 2012 mbola tsara lavitra noho ny teo aloha!!!
Tsy membre vaovao akory fa toa étape tokony atao eto @ ty forum mamitsika ity lay présentation dia mba mandalo eto.
Efa tia fiara sy rallye hatr@ mbola kely : mijery fa ts'mitondra!
Tia ny jeux mahakasika ny rallye ihany koa : raha RBR no resahana, dia mbola vao mianatra!Tsy mieritreritra ny hilahatra @ nareo mpiondana fa hatreto aloha "pour le plaisir"!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy atao hoe tongasoa angamba satria anisan'ny 10 voalohany niditra tato? cheers
Momba ny rbr tongava miara-milalao amin'ny VMRC rehetra fa ao koa anie "juste pour le plaisir" e... afro tsy voatery hoe duel foana fa ndraindray misy makafoka , ndraindray poulet2 kanefa... kilalao e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol !!!!!
Tokony asiana bouton J'AIME koa ngamba ty forum ty ry Hismaster sy Dadahmaster!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...