Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Njakus

Membres
  • Compteur de contenus

    11
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral

À propos de Njakus

  • Date de naissance 15/03/1975
  1. Ka le olana kely le fiara mitsu. De vao nosoloina ny jante de lasa midingina be lery. Ary zay mitsy aza no tiako rajha misy possibilité l filleté satria reglable. De am'zay refa tsy te hivaky loha de ampiakarina kely. Refa mankafy de ampidinina à la limite des casseurs.
  2. Fa nga moa misy choix ankoatran'zay e!
  3. Njakus

    Mitady jantes 17

    Manana jantes Volk Racing Wheel 15" (état 75%) aho tiako atakalo jantes tsara 17" de atao izay ifanarahana. 4 trous ana japs (Mitsu)
  4. Salut daholo, Sao dia mba misy mahafantatra hoe misy toerana ahitana mpivarotra kit suspension fileté ve eto Antananarivo sa dia tsy maintsy manafatra foana. Sinon aiza no mety ahitana mpivarotra compresseur de ressort? Sa koa ve misy fika hicompressena ressort @ fomba malagasy? (Ny gasy manko mahita fika foana) Tsy izany manko fa saika hanolo ressort aho de afaka soa amantsara saingy tsy vita intsony ny namerina azy. Sa ve mety raha serre cable no ampiasaina? Asa? Iza no mahita. Iny moramora kokoa kooooh Misaotra e.
  5. Tena Tanzanie, Uganda ary Kelya ihany no livren-dry zareo koooohh.
  6. Njakus

    Perdu ...

    Tsy haiko na voaray le MP na tsia fa mba te hahafantatra hoe mbola mande ve ny carte mèren'ny volant?
  7. Misaotra amin'ny fandraisana e
  8. Salut daôly sady tratry ny taona, Bandy nankafy azakazaka fa saingy tsy teo amin'ny sehatra formelle, dia sendra ny taolana dia nilamina kely fa tratry ny tsy zakan'ny tsena. Na izany aza dia mbola mankafy vy, surtout mitsu. De mipréférer japonaise. Vao manomboka mianatra RBR. Zay fa eto zany mitafa
×
×
  • Créer...