Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TVN

Membres
  • Compteur de contenus

    61
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TVN

  1. Mbola d'origine b ny vam t@ zany Checkpoint fa mbola tsy nahalala any Dadaingo a , ny jante ary ra tsy diso za Targa par 14, t@ zany mbola tsy mifidy lalana fa afaka n'aiza n'aiza . ny tena nampalaelo anah t@ iny 505 iny d le izy teo am-pelatanana nandritra ny taona vitsivitsy nefa tsy mety tena afaka namely b fa miplafonne mi-coupe fona le moteur, d iray andro alohany naha-lafo azy vo hita tany @ Ra-Tin oe tsy d'origine le allumeur d nosoloina nefa le fiara livrer-na maraina Tena efa miezaka atao fohy fa refa mi-visualiser lasa lava b nefa tsy hita oe partie aiza no anesorana . Za kou aza gaga b fa aona ary lasa lava b fona?
  2. Anaki-2 ny meilleurs sensations ni-marquer ndrindra, ary ra-Hirvo foana teo akaiky t@ reo, lery zany ngamba lé mpampirisika fotsiny . 1/ Ny voalohany teo @ route aéroport Tamatave, bmw 323 E30 boîte M3, d oe ndao mba hitsapa andé 200 zany, d raikitra, d ny tena nampiomé nisy chauffeur any bainay efa zokinjokiny nitaingina tao aoriana, vo niainga alou d nipetraka niankina tsara tao aoriana lery, nanomboka niakatra @zay ny allure d nandroso nakeo am-pivoany seza alou lery sady nitazona t@ appui-tête sezanay sy Hirvo, avy eo @ zay nivelatra b ny tanany lery tao aoriana, ny ray mitazona an'lé fitazomana eny @ plafond côté ray d ny ray @ côté iray , vo tonga 200 ny tablô d lery no nikôzy mody calm b lery oe "ao zay fa efa ampy 200" . Fa lé daba @zany otrany efa mitsingevangevana zany fotsiny . 2/ Teo @ digue, mbola Hirvo iany no copil , mbola t@ le bm 323 iany, teo @ MACO (mbola ni-existe izy t@ zany) fasany Karana, Sabotsy atoandro avy nibôsy tany @ Inscae, d naita an'le Golf 3 Cesam Sodiama iny teo @ Maco (vo tonga izy t@ zany), d ozy ra Hirvo oe ndao oe tsapaina ty Cesam ty fa ataotsika départ lancé fotsiny fa sur fa vou b tsika ra arrêté, d nikôzin'lery Johary kamikaze (surnom any Johary Sodiama t@ zany) d oe tairo ary, fa tonga d lasa kosa alou lé bm an, tsy lavitra akory fa lé avance azo t@ le boîte courte M3 tsy tratrany lery tsony mandra-patonga teo @ lé otrany Centrale Jirama kely @ farany digue iny, d nilaharany lery zay teo @ niveau Castello d ozy lery oe aleo atao départ arrêté etsy @ digue fa-2 sady niankapofona b ny akama . D narahanay lery d eo @lé mahintsy kely après MBS iny départ (sens makany étoile rouge), fa otrany ni-saute zany le Golf tonga d niveau portière arina zay, ny rapport rehetranay @ zany rupteur daolo:lol!: @ lé nikorapaka naita an'lery ni-saute teo alou teo, d lasa teo alou à peine 3 na 4 mètres teo alohanay lery (zay côté droit lalana d lery côté gauche), za @ zany le entim-po b fotsiny fa tsy mi-raisonne tsony , ny ao an-dohako d oe za tsy mi-freine ra tsy mirehatra io feu d stop n'lery eo alou io, ny maso tsy mijery tableau zany tsony fa rupteur vo mi-passe, fa lozana mi-fix feu arrière Golf , tampotampoka teo nikikika ra -Hirvo oe "aok'zay fa efa 180 tsika", teo vo taitra b satry lay tournant gauche alohany ahazo @ le ligne droite kely fijanonany camion @ zao io efa akaiky kely, zara fa tafa-freine sy tafidina 4è, mbola nikisaka moramora iany lé vodin'lé bm , fa tena enjana d otrany tsy ni-freine mitsy lé Golf fa nigarder-ny ny couloir-ny sady vo maika ary lery ni-coupe corde tao @ lé vovobovoka iny, ny vam en face @ zany tafavoka ny goudron mintsy niala an'lery, fa za presque sur oe ra nandé rery za nety efa vita nitsoponina tao an-tanimbary tao fa tena tsy conscient mitsy oe efa mandé mafy trop fa d entin'ny fo fotsiny . D avy eo d niandrasany lery zay tery alou d ozy ndray lery oe mbola tairina? d oe tairo ary fa départ lancé, d tsy nety lery d nandramana iany alou, fa mitovy foana iany. Fa zao za mieritreritra an'zany refa ndraindray mandalo eny fa tena miorin-koditra tanteraka mintsy .
  3. Misy Toyota Celica ST185 4WD TURBO 16 amidy aty amiko ra misy sendra intéresser, lay modèle tao aorianan'ny lé fanaovako rallye iny (mitovy @ le celica Dzama any Ice Man talou iny). Toutes options: cuir, JA 17, clim,... Sur le papier 217cv. Etudie toutes propositions fa kely loatra le vam nefa ny zazah efa miha-lehibe d miha tsy omby fa 4 places lay celica. Alefaso MP zay intéresser.
  4. TVN

    Rallye catalunya 2008

    Za mahita oe Loeb no enjana trop sur asphalte , ra jerena ny accélération en sortie de virage (na sur terre na sur asphalte) @ lé image virtuel par satellite asehony zalah matetika @ émission wrc iny, tena enjana b le focus, d manaraka c4, d avy eo Subaru; fa Loeb any @ resaka freinage sy vitesse de passage anaty courbe no tena enjana b, tena tsy aiko zay tena fanaony lery fa izy aorinany focus foana vo mi-freine nefa mafimafy kokoa ny vitesse de passage @ courbe; Fa i Latvala alou efa manakaiky b sy mihoatra an'lery iany matetika @ lé image satellite iny refa sur terre an, fa zany oe matetika misy tout droit kely avy eo, na tafavoaka large lotra d tapaka lé avance.
  5. TVN

    TVN

    . Merci KGB MAX, tena samy nandé mafy daolo tao ka, fa ny tena mampiaiky anah ny temps vitan'i Rakotondrabesa @ le Sambaina iny , @ lé ES dégany b iny, d tsy aritro mou d nanontaniko Hery oe fa aona ny fidakanareo @ lé partie ratsy b reny? D ouz lery oe reny karazana lalana reny ny azy no tena anisany apprécier-ny, mafinaritra azy hono ny maka note @ reny (zay nefa in-2 nandalo fotsiny (iray naka note d ray ni-corrige) d oe aleo fa ampy zay fa makaleo b le lalana) sy le miovaova trajectoire mitady ny lalana masaka; D lery hono ndraindray refa tsisy atao week-end reny d mandé any ambanivohitra d mitady lalana ratsy b d miezaka mandé mafimafy @ vam tsotra miezaka tsy manatotona mafy, zany hono anisany revy tena tian'lery, fa tena GRAND kou reny an ! Ny tena marina Irina tsy d tena oe nikotrana b mankaiza t@ le elaela tsy nanao reny fa nanao essai in-2 avant rallye, fa le celica kou no tena mora entina sady fiable tsara le moteur sy boitier d'origine par rapport @ le teo alou, sady nampina ketrika vitsivitsy fait maison manala an'lé hafanana b ao @ compartiment moteur. Ny niampita avy @ golf 1 nankany @ celica alou tsy nanahirana mintsy fa tena mitovy ny comportement, efa nanandrana 205 kou za t@ zany fa tena hafa mintsy comportement Golf1 sur terre, 1er rallye anay sy Hirvo tsy nisy essai t@ celica fa tonga d mba dans le coup ny perf t@ zany satry tsy nanavao b t@ comportement. ASA TANA alou hatr@ zao mbola . Tena lasa enjana b le S lany manao rallye an! Teo zahay niezaka ho tonga mba entina hikôtikôtina any AGF fa t@ herintaona zay no nahazo tany fa Vontovorona d efa abandon, d tsy naka S tany alou fa nanao zay ahatongavana mba entina hi-forcer-na azy indirectement mba hanohana @ manaraka, fa enga anie ka hahomby ny plan . Fa tena raha tsisy spons tena tsy possible tsony , manjary miafy ndray ny aty an-trano sy ny orinasa . Gaga b za satry efa koboko matetika iany elah sady cousin any cousin , mbola tsisy okaz niresahana fa otrany hafahafa fotsiny oe taty @ virtuel ndray no lasa alou ny resaka. Ra maita S d manao @ ASA Tana 3 fa lé miasa tena mivarotra kou ngé ka tena enjana @ zao an, mila mitandrina. Enjana le bleuff ka . Izahay mba nieritreritra oe mba misy coco kely iany, hay kay tena coco vide
  6. TVN

    RAR golf typ 1

    Tonga soa é . Zay kou mba tena mirevy type 1 fa nanenina nivarotra , d avy eo nefa nomen'ny sasany cadeau an'oul fotsiny
  7. TVN

    RALLYE TOTAL 2008

    +1 Ny problème d tsy maintsy misy matsapa tena lésé fona ra vo entina @ appréciation zany lé kôzy, ary tena normal b zany réaction zany, d avy eo manjary mi-dégénère lé resaka, na apetraka mazava ao anaty règlement fotsiny oe refa misy décision raisin'ny collège ao anaty saison anankiray, d tokony jurisprudence iny pendant le reste de la saison hoany zay cas semblable amin'iny, d @zay tsy mampisy imbroglio b ohatran'zao.
  8. TVN

    TVN

    Misaotra zalah @ fiarabana a! D faly mafantatra membre vitsivitsy ao @ team so6 kou é: Soafahana, Tsitsi, Ari Vatanen, Ra-Prezi, d Le ray tena tsy tadidiko fa tena miala tsiny. Ny tena marina zany d tsy hitanay mi-tsam mitsy le panneau jaune fa otrany gaga b zany za naita le panneau rouge tampoka teo @ gauche-ko, d aleoko alou nasina iany na d b d b aza ny tao an-tsaina, sa talou efa tratra le erreur mijanona eo @ vol, gaga b naita le officiel nanao signe oe moramora fa trop tard na d niezaka ni-freine iany aza, fa misy sensation iany kou kay le manao freinage be an . Ny tao anaty cockpit alou nafinaritra é, samy niezaka ni-apprécier fa efa elaela iany naniry hi-courrir . Tao Antaramanana retour (dernière ES) no nisy kely, fa very ny note nanomboka teo village Ambihidrandrina, d mi-annonce note za oe jereo fa tokony misy anzao d nefa tsy mety hitan'lery zay teneniko, d farany leo b d nanontaniko oe fa aiza zao ny repère hitan'ela, d ozy lery oe goudron Masindray, d aleo niandry fa sao d vo maika shangai b, d raikitra ny mandra-patonga tao Masindray, refa après stop vo hita fa kay nisy page niraikitra tao @ note. Ny frayeur ndray nisy ananki2, ny ray tao @ ES7 (retour Ankadivory), misy descente 5è à fond mandalo sapin zay, d avy eo gauche 4 anaty village, d nakorisa ny vam mi-serré corde, hay kay misy dongona tany miditra ao @ tananan'oul fa tsy tao anaty note, d juste tafiteny za oe "lasa tsika" niainga sur 2 roues celica fa tafiarina iany t@ accélération, d ozy za oe "tsy lasa ndray ka" sady nimé zay mi-tsam:P . Ny faha-2 Es15 Sambaina, ao @ lé anomboka an'lé descente mahazo pont fanaovany Mathieu spectacle mlay b iny, misy rapide b zay iny ao ambony ao d avy eo manomboka midina d ni-annonce lery oe "Gauche4", d tonga mafimafy, voa afaka an'lé Gauche tonga d Droite 3 sady vato b @ extérieur, teo lery vo oe /D3 , fa à 1m près tout au plus d nifangaro t@ vato tao , fa t@ zay tsisy niomé tsony fa tonga d tsemboka , ngamba kou taty amiko lay coté saika niankina d zay no natonga an'lé tsy ankimé . Fa ny regret kely t@ iny rallye d lé 32km aller, za otrany mbola tsy tadidiko nanao es lava b zany d tsy hitako mitsy rythme ho atao, d niresaka zay mi-tsam oe aona fika itondrana le rythme, d nanontanintany bandy vitsivitsy (za alou tsy hi-kôzy oe iza an ) d zalah nikôzy oe tsy zakany vam zany ra asina daolo fa tsy maintsy mi-gérer, d zay ny no narahana , hay ka ry lerony manisy b tsy misy manala zany , minitra misimisy mintsy no very tao an , tonga d kivy b fa tonga d tataka b ny adva direct vitsivitsy, d t@ retour mba namely kely, fa efa trop tard é. Fa en général alou nilay b ny ambiance é , sady mba tonga iany enfin .
  9. TVN

    Decès de Tonton Karl

    Mamangy @ fahoriana sy mankahery ny fianakavian'i Karl. Mpandray anjara t@ WRC Gascom Tournament lery hatr@ voalohany ary tonga demi-final foana farafaha-ratsiny, zay no anisany souvenir ni-marquer anah ary tena nampiaika anah oe tena passioné à fond lery. Mandria am-piadanana Karl
  10. TVN

    TVN

    Salut Irina, Ok fa zaraina eto ny ambiance refa vita rallye:bounce: . Enga anie mba ho tonga hatr@ farany @zay mba b tantaraina é . Irina v le nitondra Berlingo sa Kangoo moa iny? Satry ozy Ra-mana oe bandy akama nibosy tao @ Inscae iny. Miala tsiny fa elaela vo voavaly fa somary sahirankirana @ préparation
  11. TVN

    TVN

    Merci Boum @le fond d'écran a;)
  12. TVN

    TVN

    Ela miteniteny momba ny pompier io ra-Tsi2 fa ndray mandé za sy Hirvo ndé hanao slalom teny Lazaina d maty teo @ le fiakarana Stade Ivandry alou, d avy eo velona kely ndray d tonga teo @ le fiakarana ambassade Russie ndray d maty fanin-2, d naka sisiny d ouz le polisy miambina teo oe aza atao eo @ devant eo fa ampiakaro kely, d nanosika ndray alou zay sy Hirvo, d efa samy kôpy oe le pompe ndray zay, d ouz Hirvo oe aleo ovaiko kely ny polarité d avy eo averina normal, tsy aiko zay nataon'lery tao ambany tao fa tampoka teo tonga d afo b tao ambany golf, fa sou iany fa nisy extincteur, saika lasa lavenona teo ny fiara . Tsy maintsy oe nandé nody nefa ny inscription efa vita:( . Souvenir souvenir é
  13. TVN

    Problèmes shifter g25

    Mitondra sans les mains ka, otrany le mitondra beka t@ mbola kely reny
  14. TVN

    RALLYE TOTAL 2008

    MLAY B ZANY AMBIANCE ZANY AN!
  15. TVN

    TVN

    Ie, iny mintsy. Fa souvenir t@iny golf iny an . Le gof mavo nangalana an'iny kou ary toa otrany elaela iany tsy tafarina an. Ny pompe @zany maty foana, hay kay reservoir mi se décomposer, ny total vidina pompe efa niotra lavitra vidina vam:lol!:
  16. malaelo b zalah fa tsy afaka @ sabotsy fa mandé mariage a, nefa otr'zay mba okaz hifankafantarana . Sady mba maka soupape @ chief instructor sao d refa mba hiverina hanao ndray andro kou hanao vidéo gag any anaty Es any
  17. TVN

    Problèmes shifter g25

    Mianatra any @ CCA Antanimena zany alou vo manafatrafatra G25 ZANY . Tadidio ra-Tsi2 fa misy kou ngé ny clavier QWERTY é . Za ato misy logiciel ampiasaiko zay miditra DOS d mampiasa qwerty par défaut izy refa manoratra fa tena folaka mitsy za mitady an'lé touche
  18. TVN

    Coucou

    Tongasoa Michigan an .
  19. TVN

    Fred

    Azafady lesy Ari Vatanen a , d azafady @ mpiondena mark hafa rehetra é Désolé Timon! Tonton ne t'a pas oublié, il était juste un peu
  20. TVN

    Jeux Playstation 3

    D aona Mikkah nataony lisany t@ le essai? Ina support nampiasaina, Blue-Ray sa DVD? Ra ny fantatro mantsy ny Pal no possible mamaky dvd (rétro-compatible avec les jeux PS2) d zay natonga azy tara vo nivoaka sur le marché, fa NTSC to tsy mi-reconnaître afa tsy Blue-ray; Refa manontany any Asie alou hatr@ zao mbola lazainy zalah hoe mbola tsy vita. Fa parcontre za nahita sur internet oe possible mampiditra jeux @ le dure fa toa oe sarotra b hono. Beelabba kou ohatrany efa nikôzy anah an'zay ndray andro zay (t@ herintaona), sa mou ina le kôzy iny?
  21. TVN

    RALLYE TOTAL 2008

    Hirvo a, iny rallye Janga iny l'ty ny souvenir rallye-ko mlay ndindra hatr@ zao a Vo niainga étape 1 vo maraina alou d le gaga b teo @ parc oe ina ary tony taratasy coller-ny vazah eo @ pare-brise tony d le samy tsisy nahalala tsika mi-tsam . Niainga à peine ES1 d eo an-tampona montée zay tonga d jamba ny masoandro nefa ny note oe ciel Gauche 4 , d nanotany za oe aiza ho aiz le gauche 4, d ozy hirvo oe za kou tsy maita n'inoninona, vo vita zay phrase zay tonga d , rava le fefin'oul, nipitika rétroviseur, vaky parabrise, cahier note Hirvo rovitra niarovana loha Avy eo efa oe plus rien à perdre d à fond partout, nanao temps mlay b d niakatra tsikelikely, dernière ES 4è à 20s tao aoriana Louvel, d oe ndao tenténa rangah sao d mba tratra ; D teo @ gauche 90 zay d nikorisa b tonga d niantona teo ambony fakana mahabibo , tsy mikasika tany ny pneu 4, niandry oul naka angady tany an-tranony vo afaka teo, voiture balai sisa no tsy nandalo ; Ny résultat final tsy namely fa ny ambiance nafinaritra ;
  22. TVN

    Fred

    Tonga soa Fred1302 a Mlay mintsy ty site ty fa ita ato daolo ny passioné rehetra an . Ao ny mirevi COX ; Ao kou ny otranay mirevy sex TOY[size=7]ota . Sérieusement alou fa tena enjana marina ny mamoaka entana @zao an ; fa @ manaraka ra zavatra mandé tsirairay sy mandé fret d ataovy effet personnel d aleo tonga d miresaka @-na inspecteur ao Ivato fa mora resahina iany zalah ao, fa ra vo lasa BSC sy ny forongony d lasa ela be, une fois sur deux contestény zalah zay facture présenténa eo
  23. Tsy maintsy oe hitady parachute iany zany ela ry Nirina 58 atao frein . Sady sur fa b d b reny zao efa tsy mode tsony @ récéption D maka chariot grande surface kou atao kaly ao aoriana sao d manao soleil b
  24. Mlay be lay ketrika Nirina58 a . Fa mety ho tafidina firy lty ny 400 @ io niveau de prépa io? Fa Mitsu iny kou mety tsy lany sur 400 an, sa aona faenoana ela azy par rapport any Cox sy lay sub talou iny?
×
×
  • Créer...