Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TVN

Membres
  • Compteur de contenus

    61
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TVN

  1. TVN

    RALLYE TOTAL 2008

    Marina mintsy zany Irina an. Fa za oa t@ rallye ndray mandé nanao copil Mamy Kely, d pain au lait le any @ Jumbo reny natao kaly maraina + ronono, d après es1 d efa tsy en forme fa naloiloy fa menatra b hikôzy @ lery, fa tsy andry zay nahavitana 2è Es fa tsy maintsy nikôzy iany oe ajanony kely fa tonga d gobs b vo à l'aise Fa sérieusement alou zalah fa tena enjana b le rôle copil an, za alou miaiky é
  2. TVN

    Jeux Playstation 3

    Salut Beelabba, Mbola tsy mety atao multi-système lesy ny PS3 alou hatr@zao, du moins any Asie. Ny tena loza b kou ary d lasa tsy mety modifiéna kou le série xbox360 nivoaka nanomboka il y a 1 mois, dommage tsy misy jeu vam rallye tena mlay sur 360 nefa io no tena efa abordable b prix copie.
  3. TVN

    TVN

    Aona akobony Ra-Hirvo any Moumoussy ? sa Hirvo=Mouomoussy?
  4. TVN

    Peau neuve

    Fa tsy azon'ny bandy rehetra ngé d oe enjana b hono iny Sub iny any fasika fa mpanao Dakar hono é Fa @ terre hono izy tsy d afaka
  5. TVN

    TVN

    Azafady lesy Ari Vatanen (lava b kou le anarana an! ) fa ezahana ho fohy @ manaraka a Io voalazan'Irina no izy
  6. TVN

    TVN

    Merci Dodanen @ lé info b d b a, ra ny tena tiko alou @ le volant ra possible @ zay intéressé d manomé vola aloha d @ zay tsy lafo loatra tonga eto sady bandy akama samy passioné zao v d hifampaka tombony é, . Ra za manko no mi-avance vola d manjary tsy maintsy maka tombony d manjary be za satry fantapantantsika ny prix miainga any nefa za tsy maintsy manao prix magasin. Ny efa acquis alou @ zao: - misy bandy atokisana any afaka mividy sy mandefa (ny blèm kely fotsiny mbola tsy nandefa frêt avy any lery, donc ra misy connaissance tsika hafa kou any oe efa mpandefa d vo maika tsara) ; - misy cousin stewart afaka mitondra ny S gratuitement fa ny prog miainga makany no mila anontaniana; Sinon to 3% hono frais alainy bandy hafa ra mampitondra S; Ra maita bandy hafa mou tsika voamaika tsy manina satry le miandry prog kou ndraindray ela b. - Ny poids volant en général hita ao anaty net d maka marge kely fotsiny. Ny mbola tsy acquis: - adresse fandefasana sy prix d'envoi;(ra misy manana info d alefaso d asaina ataon'le bandy any confirmation) - dédouanement: ny tena tsara alefa sous-forme effet personnel @ zay mba moramora sy tsy d compliqué nefa tsy maintsy mafantatra douanier mba afaka mi-appuyer antsika, ny poids colis max 50kg. Ra tsy zany d compliqué b fa mila facture, d avy eo déclaration, d BSC, mila matevitevina satry mila tsindrina daolo reo. Donc en résumé, ra manao commande groupée d samy mandefa vidiny sy envoi, d avy eo refa tonga ny entana d zaraina famoahana. Zay manana info d mba balançeo eto, d zay intéressé ko alefaso ra misy proposition hafa. Reo ny prix itako fa ra misy hafa mora d vo maika milay b Ra misy maita fika tsotsotra hafa kou d alefaso Irina a, efa mangidihidy mafy mitsy mba te hilalao é , efa miezaka mafy mintsiny fa enga anie é
  7. TVN

    TVN

    Sady eto kou za vo mandinika ra-KGB fa ny heure nidirako omaly nanaovana présentation t@ forum t@ 0:00 an!
  8. TVN

    TVN

    Na RABELAOLAO (RA TSY DISO ZA MPITENY @RADIO TALOU zay bandy zay) KOU AZA TSY KOI KA ; Na RABELALAO (sady efa hiaraka hi-RBR @ lisany zao atsy ho atsy) fa @ zay fotoana zay mety ho lasa Ra-VTN (Ra-vôtany)
  9. TVN

    TVN

    Misaotra b d b zalah @ fiarabana tonga soa a , d miala tsiny @ le soratra lava b fa mbola tsy zatra za ny tena marina e , sms no mazatra nefa mety tsy ho voalaza ndray ny tiana tenenina. Marina Nérone oe tsy maintsy mi-sacr refa manao rallye fa mety le izy refa mbola celibat refa misy madama tena tsy maintsy caisse noire nefa le izy kou raim kely d lany d oaina b. Tadidiko mitsy ela t@ nividy any golf reny fa tena mbola bandy kely, za aza nanotany any Ice man oe sao d tsy milamina lty iny bandy iny fa so d manodina S baina sy bôfiny, tô tsy arahina olon-debe akory mividy vam nefa tsy CI tsy permis TVN lesy Irina diminutif ny prénom an'le bandykeliko fa-2 a, Tiavina prénom lery. Mbola ao amiko iany alou @ty ny inscription Total, ao Bel'Air. Ndraso alou jerena ra mbola misy pièce golf sendra tavela ao @ korontana, nisy fotoana to pare-choc tadidiko hita tao fa ndraso averiko jerena vo malalaka kely. Efa intéressé @ RBR ka, fa mbola manao comparaison de prix fa tô 299 euros G25 ao @ Grosbill, fa @ net misy 188 euros, fa tsy haiko oe aona tokony atao, sô d mba misy afaka manome conseil oe ary ohtra mora? Fa le momo retour de force maita promo 88 euro, fa le poids g25 to 16kg donc tsy maintsy alefa fret d apiarahana volant hafa amidy mba hi-amortissiavana prix. Tena miala tsiny zalah fa otrany tsy mety fohy mitsy ty kôzy ty an?! So d lasa RA B OA OA eo surnom klé
  10. Salut daolo, Tahakantsika rehetra ato dia mankafy tanteraka ny momba ny fiara en général, ary ny rallye en particulier ny tenanay. Ra tantaraina fohifohy alou d t@ fiandohana mbola bandy kely tany Fianarantsoa (fa tany bainay no niasa talou ela be) d le entiny baina mijery arrivée teo @ gare (zay zany no pc t@ zany), Andrianjafy, Maurice B, Alcazar no enjana t@ zany; d avy eo affecté tany @ toerana tsisy rallye; d avy eo niverina teto Tana d mba mingitrika t@ Terminal oe hijery rallye d eny @ liaison Ambohimanambola iny (tsy kôpe akory oe misy special zany alou t@ zany é, sady mandrirotra daolo ny rehetra tany anaty liaison t@zany), na Ampitatafika (mena s kely saofera d mangina tsy mandaza), na miaraka @ ao antrano eny @ digue; D afaka bacc sady efa nanana permis vo nahalala spécial zany, zay vo mba nanenjika, t@ zany kou mou b slalom d nitombo teny iany ny fitiavana, d niditra club alou, d avy eo nanao copilote indray mandé tamina Golf1 (rallye Vakiniadiana III), cadeau mba azo t@ ray aman-dreny io oe vacances any an-dafy sa rallye, mazava be ny tokony ho valiny fa hatr@ zao tsy azoko oe ina nametrahana le choix. D indray mandé tsy miverina iny d lasa ndray alou nanao pointe teo @ CENAM sy teo Anosy. D vita fianarana d lay passion mbola tao nefa tsy afaka d lasa nanao tuning ndray alou, namorona Madatuning t@ zany. D nividy Golf 1 tany @ Hajia d nanomboka mba nanao foana @zay fa saingy abandon foana fa tsy ampy lé moyen @ préparation fa mianto-tena nefa vo nanomboka niary mi-bizna. D avy eo niova vam mba oe milailay, d nisy fotoana navita nanao saison betsabetsaka, d avy eo nanambady sy niteraka d niova ny priorité téo @ fiainana, d lasa secondaire ny rallye, d'autant plus lasa tsy fiable tsony le vam refa noketrehana oe mba ho puissant koukou, d nefa enjana b le s lany fa le izy tonga d moteur foana no potehany, tsy ampy tsony ny caisse noire ; Ny kandra kou tsy maintsy assuréna tsara so d lany anaovana rallye eo fotsiny ny S. D eo alou tsika zao. D eo alou tsika zao. Fa mafinaritra lay site zalah a! Efa elaela iany no hita fa zay vo tapakevitra.
  11. TVN

    Ner'1

    Salut Nerone, Za iany lesy le nivarotra t@ ela any 1479 a, le tany avarabohitra. Nainga niantso an'ela iany za fa otrany tsy mandé tsony le phone an'ela efa talou b iny. Fa nainga anontaniako an'ela oe efa nanao mutation ve ela t@ le acte de vente nataotsika t@ zany fotoana iny? Effectivement in-2 zay za no nahita an'iny numéro iny ni-circule fa tany @ iny coté Ilafy iny foana, faha-2 vo il y a 15 jours, va ny tena enjana d Golf 1 4 portes zay no mitondra le numéro fa tsy lay caisse talou tsony. Ny atahorako fotsiny manko ra oé sendra mbola tsy natao lé mutation, oé bandy fôpla ohatran'izany so d mba manao zavatra tsy milamina any ambadika any izy na manao accident d manjary tsika tsy maninona aty ambadika aty no voakitikitika. Efa nisy bandy akama tratra problème otran'zany manko fa sahirana ihany vo afaka an! Na ra mbola tsy vita mutation d afaka alaiko any ny vam d omeko an'ela ndray, lol!
×
×
  • Créer...