-
Compteur de contenus
61 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TVN
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
Efa niezaka tsy niditra t@ ty resaka ty ihany zalah fa naita an'ty d tena tonga dé mba tohina sy mametra-panontaniana ihany satry membre an'ty club voatonintonina ity: [Efa tsy resaka vola intsony ilay enjehana @ zao ry zalahy, fa "titre". Hita tao anaty gazety hoe efa ela ny club sasany noho champion hono ka mety zay angamba ilay miteraka disa disa satria tsy maintsy tazomina ilay voninahitra n'inona n'inona no hitranga. Dia tsy kilalao intsony ny andraisan'i sasany azy/quote] ; Tsy fantatro alou na oe zay no tena sens an'io phrase io fa ra ny fandraisako an'io d oe ny FMMSAM no efa ela nitazona mafy an'lay "titre" ka tsy maintsy tazomina io N'INONA N'INONA HITRANGA, zany oe ve zany ny FMMSAM no nampanao lay sabotage no tian'i Nirina 58 tenenina? Sa oe membre hafa ao aminay miady "titre"? Sa zavatra hafa (enga anie)? Ra ny fandeany club ao aminay alou d firaisan-kina sy fifampitaizaina ny ao (esprit club ozy Tompokolahy Mike zay), misy discipline sy règle otrany association rehetra ao, fa nefa tsy tokony adino kou fa efa olon-dehibe avy @ horizon samihafa ny ao, effectivement mety misy ny écart de langage na comportement any tsirairay, c'est pas pour autant oe généraliséna le izy, ary ra ny fahafantarako azy tsy mi-existe ngamba zany oe association zany ka de tena oe parfait daolo ny membre ao. Fa any aloha any ko misy otrany sous-entendu oe "zalahy", "ny sasany", fa iza ireny é? le mécanicien efa niasa ela tao lasa ni-sabote ve? Sa lay parieur? Sa izahay FMMSAM? Sa pilote concurrent? Ra za aloha ny teo @ toeran'i Nirina58 d alefako tribunal de aleo andé ny enquête de hitan'ny rehetra eo ny marina. Sportivement. -
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
555 t@ androny le razoky adala be ray iny.
TVN a répondu à un(e) sujet de 555 dans Présentation des nouveaux membres
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
-
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
Problèm appréciation note ny anay 2lahy, misy virage à droite zay aprè ligne droite d ny ao anaty note oe "Long Droite 3", d tonga mafy 5 à fond, d nidina 4è d ny ao an-tsaina oe somary long le D3 donc afaka mikafiry miditra mafimafy alou d ao vo mi-freine mi-inscrire, kay le izy D3 mifanesy refa tena tonga mafy, d taitra naita le izy nikatona b d ni-freine d ni-sous-vire d sortie, efa nisintona FAM ihany fa tara lotra d tsy tafiodina , frayeur b fa saika casquette d rava tao ny fiara, heureusement tsy tonneau fa ny train arrière fay. Nety le note t@ Total fa mbola naka repère sy ni-assure b fa kay refa mandé rythme normal tsy mety. Nijerenay note Joda eo @ le partie oe "!!Frein D10/D11", ny azy zany D presque 90 sady misy !!, ny anay oe long sady adino nanisy !! . Fa anatra ho@ manaraka @ prise d note -
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
TVN a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Marina mintsy alou zany é . Na za aza ra oe ES hafa daolo ny alahady mety tsy tafanao iany @ le budget efa somary limite limite . Fa niteny fotsiny za oe misy oul tsy mitovy eritreritra @ zany satry matsapa tena ho lésé . Fa ra otr'zao daolo ary ny manche @ herintaona mety mba afaka mi-spons kely an'lah kou zah .
-
Ka zay ny réalité misy Dadah a , ny club manao ny rallye arakarak'zay hitany fa mampetipety ny equipage phare misy ao aminy, ary logique sy humain anie zany fa tsy ifanomezan-tsiny é, ny club sasany mieritreritra oe any @ fiabilité ny avoazany d manao rallye lava, sy rythmé b sy cassant izy (3es vô PR) (dernier jour aza mbola asiany cassant b), d misy ny miteny oe d ny club sasany contraire an'zay d mba misy manana réaction hafa kou , fa tsy olana ngé zany fa ao anatin'ny kilalao daolo é . Fa que le meilleur gagne fotsiny é . D mba samy manana ny stratégie kely eo daolo ny club rehetra fa samy te ho champion é .
-
Fa misy iany kou ngé Nérone ny tsy faly oe manina no ES2 d Parc de Réparation, na oe fa manina ES sabotsy iany no averina lahady ohatra, fa zay ny rallye d samy mi-adapte ny stratégie any tsirairay arak'zay moyen eo am-pelatanany. Talou ary Team zao contre team zao fa ndraindray tena à la limite ny raisonnable mitsy ny stratégie ampiasaina. Fa aleo mba ho-pimenté kely kou le izy fa ra tsy zany kou ngé tsisy tsirony é , zao mba suspense hatr@ farany fa tsisy afaka mi-prédire oe sur io fa untel no ho champion