Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Dzaomalaza

    4è manche SLALOM 2010

    EMSICS> VTS TSotra fa tsy T4 ka, ny ex T4 dia injection à 4 papillons fa tsy tsotra otrn'io, izay efa any anaty Saxis MnR> Je ne sais pas exactement mais à ce que j'ai entendu, abordable tsara le izy
  2. un nouveau mandat pour notre RADM, Bienvenue à MnR. Pour ma part, je suis prêt à apporter mon coup de main dans toute les organisations du sauf lors des rallyes réels car je compte m'engager en 2011 dans toutes les manches du MRC. Partageons la passion e!!!
  3. Dzaomalaza

    4è manche SLALOM 2010

    Arceau ngamba sisa no tsy misy amin'iny AX iny...akôtran'izay tena Hay zany "sakamainty" lay tam 205 iny!! Ra misy manana résultats dia mba asio e! Efa nisy iny taloha fa caduque ny homologation dia tsy maintsy notapahina. En forme tokoa iny fa efa VTS ny moteur, en passant, elle cherche un acquéreur
  4. Ny ahy zao no tena dilemme b satria tsy hitako izay fiara hoentina. Ny 205 efa tiana hatramin'izay nefa clio ny futur d tsy hay tsony. Mahazo mitondra double v? lol
  5. Dzaomalaza

    ~~Trombinoscope~~

    zao zao ny sarin'i Tsitsi indray no tondroin'ilay It's me
  6. Dzaomalaza

    rallye des letchis tamatave

    fa inscrit izy aloha jusqu'au dernier moment an
  7. nefa ra any anaty update v dia joueble en championnat?
  8. Mialatsiny fa ato ity poste ity no napetrako zany fa tsy misy sous rubrique AMA atsy am le club atsy Nodimandry any ny rain'i Freddy, izay filoha mpanorina ny club AMA. Ny mpikambana rehetra dia miara miombona alahelo aminy ary holazaina amin'ny fotoana manaraka ny fotoana fahatongavan'ny razana eto sy ny vaovao mikasika izany
  9. Dzaomalaza

    rallye des letchis tamatave

    Ca dépend du contrat , soit le locataire assure et ça coute chère, soit il n'assure pas mais laisse un chèque certifié qui équivaut à la valeur de la voiture et que le loueur encaissera en cas de KKK (donc le locataire devient proprio de l'épave), mais cela dépend aussi de l'ampleur du dégat, et d'ailleurs un garage et pré-designé ds le contrat pour effectuer les expertises en cas de sortie..... c'est ce qu'on m'a proposé l'année dernière pour un pilote locale voulant courir içi. à Mada, pour 80Mio fmg de dégât, le coût de l'assurance s'élève 500 000Ar par jour de rallye. M.N.R> Joda deuxième= un pas en avant vers le fair play
  10. Dzaomalaza

    V-MRC SAISON 2011

    Zay zao efa vonona pour 2011 fa efa hikotrana mafy sur une Audi S3 N4_3 fa miandry recrutement sisa sao d mba misy maka ihany lol +1000000 amin'lé AUDI S3 N43 fa hoatrany any koa amin'ny herintaona amin'ny 2011 fa miandry ny parc 2011 aloha io! Fa AUDI S3 N4_3 tô tsy misy turbo kay leuh! mbola ho sarotrarotra ny hanenjika N14 sy EVO X raha amin'izany an! Si, efa nanandrana version stock tsika aty fa tena O_O an
  11. Dzaomalaza

    V-MRC SAISON 2011

    Zay zao efa vonona pour 2011 fa efa hikotrana mafy sur une Audi S3 N4_3 fa miandry recrutement sisa sao d mba misy maka ihany lol
  12. Dzaomalaza

    rallye des letchis tamatave

    MNR> Mbola tsy nisy Joda 2è zany an, je pense qu'il fera tout pour le grand chelem. TRKBL: Nga tsy hoe 2011 sera l'année de D......, ny Evo IX aza efa msarona labasy eo am arabe ao ankadivato ao an lol
  13. Dzaomalaza

    rallye des letchis tamatave

    Tairo aza ny lancer de boulon, izay mahavita lavitra indrindra Lasan'i ..... hono ny evo IX
  14. Dzaomalaza

    EVO X

    raha pour débuter aloha aleo 2RM an
  15. Dzaomalaza

    rallye des letchis tamatave

    maka sopapa SSDRK ato ndray moov
  16. Dzaomalaza

    ~~Trombinoscope~~

    Maïka Razafindrabesa alias Nerone, Dzaomalaza,sns
  17. hihihihi, iza ndray zany. Tsy manin fa au moins efa mba niala nenina izy e lol
  18. Apetrako,ihany aloha sao dia mahita par hasard fa efa somary lany haiky ihany a lunette arrière ou hayon complet pour Porsche 944S
  19. slt Ben Il y a bien une RX7 ici mais elle appartient à une société qui importe et qui vend des voitures d'occasion donc elle ne roule que très rarement. Depuis près de 6 mois, elle n'a pas encore trouvé d'acquéreur, surement à cause du moteur dont les mécanos sont encore très sceptiques
  20. Dzaomalaza

    rallye des letchis tamatave

    ary inn ny vue sur SSDRK et TRKBL
  21. Dzaomalaza

    LOCATION VOITURE

    ary raha slalom indray izy d ahoana?
  22. Dzaomalaza

    Résultat V-MRC #5#

    zany d manao tsinotsinona ny bandy fotsn Manaova mitsy ranga a, zay io zao mba ni marquer point an!
×
×
  • Créer...