Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Dzaomalaza

    RALLYE TASAMM #3#

    tsy mise en jeu mitsy ny responsabilité an'ny organisateur fa ny an ny officielle satria manomboka eo amin'ny VA-VT dia efa raisin'ny officiel an tanana tanteraka ny organisation rehetra
  2. Dzaomalaza

    Photos Rallye TASAMM 10

    asio kilalao kely ar mi-taggé an ze olona fantany e! mahazo nem-boulette izay mahamarina betsaka indrindra
  3. Dzaomalaza

    RALLYE TASAMM #3#

    io nge tsy votery hoe hitovy ny mesure raisine n'inin mitranga fa à chaque délit sa peine. raha ohatra ka mi wawawa officiel sy mandaka panneau d ireny zany ny conséquence-ny, ary raha mwawawa en direct henon'ny tananarivo iray vohitra mety hafa, tsy hay mety ho maivamaivana noho iny fa au moins mila réaction an ny responsable. tsy voatery hon suspension foana nge lty io fa na verbal aza d'efa zay e
  4. rila> mdrrr b koa zany. sur 400m zao no tena mora ny fi calculéna moyenne, de 0 à 140kmh ohatra pour une desaka, moyenne 70 zany. Efa hitovy am Joda an hihihihihi
  5. oui, trop b le resaka tore bato. Antonio zao anisan ny victime ny vitre latérale droite
  6. Dzaomalaza

    RALLYE TASAMM #3#

    tsy hoe mandrangitra fa na dia symbolique aza aiza sanction e!!!! sa hoe joda d.... montrez qu'on a un règlement à Madagascar. On verra s'ils vont oser
  7. Dzaomalaza

    Photos Rallye TASAMM 10

    1ère AVERTISSEMENT POUR VRC (le naka sasry mety complice amzao an) le vera am zany ts miala mitsy
  8. Dzaomalaza

    RG Live #2010#

    merci rzàla tam le live fa d afaka nanaraka tsara na dia tany am adidy maro samihafa aza a. Ny indro kely fotsiny hoentina hanatsarana zavatra dia tsy nisy intsony tamin'ity rallye iray ity ny détail toy ny hoe i 205 nanao tonneau, subaru abandon pour cause boite,i ford pénalisé niditra tara, sns, fa dia gaga fotsn mahita an ilay temps ohatra hoe nisy pilote favori nanao temps dokotra b d lasa mieritreritra ny bandy hoe tena nasian'i Pilote tsy favori 30secondes mitsy lery lol!!! nefa tsy kopy ny bandy hoe nisy blem Sur e! Partager la passion foana
  9. zay zany sady tsy afaka nandeha tany noho tsy d mahay loatra an ilay resaka montage ka any am lafin'ny fivarotana zany no mba mana talenta kely
  10. Dzaomalaza

    RALLYE TASAMM #3#

    1 er Joda ou Mathieu (ny iray am reo mi-casse fa tsy haiko hoe iza) 2è Mamy kely 3è Mickael Vrai io fa efa nantaniako am Paul le poulpe
  11. Vends: Plusieurs modèle de Taser Self defense de 18 000 à 38 000 Volts Pas besoin d'autorisation fa tonga mapinana. T-Shirts, Survet et casquette Hummel. Arrivage d'Europe. Plusieurs modèle http://www.hummel-sport.fr/fr/ Détail par MP
  12. Dzaomalaza

    Test Serveur

    za ngamba lesy otrn hibata matos any am ny 1 am lisany mitsy fa tena c du chinois amko le resaka port sy ip ty
  13. miala tsiny rzalah fa tsy nahatratra fa nirava aloha zany le izy nefa alinalina zay vao tafavoaka tato ampiasana, saika hanenjika an le Nos famaranana ny ordre du jour ihany saingy
  14. Dzaomalaza

    Slalom MSA

    le sipa avec moteur 1.1L le 106 ex éléctric an! I Mijoro le nenjehan Legah iny. Combat mlay ny an azy mtsam satria i Legah tsy hanaiky mitsy hoe ho resin copiloteny lol Raha nametraka reclam voa ihany le golf satria tsy tokony ho tafiditra open mits iny mais c le jeu, tsy d hoe misy point iadivana na inn d on laisse pisser . Ny spectacle ny samedi koa no tena nisy avec le saut spéctaculaire de la cinqs (mieux qui celui du dimanche ) avy aty ambony tonga d any am 2è piste vao mjanona
  15. Dzaomalaza

    Slalom MSA

    ary efa 15 ans kosa kay radio bongolava an Ao anatin fampisehoana ireny figure libre ireny e tsy voulue le izy fa efa tanaty kajy ny hoe eto no ihinanana an le saut fa efa nisy blem ana bobine efa saika tsy velona aloha teo am départ, kanjo maty hoazy le daba fa nisy court circuit teny ampanidinana nefa mbola bloqué 3è ny vitesse d ireny ny effet an le bloquage de roue e
  16. Dzaomalaza

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    efa nanandrana an izany zay taloha golf 4 10.4 16s fa tena tsy tafavoaka an, simba fotsn ny entana lol
  17. tsika manana moteur complet fa tsy misaraka an
  18. Dzaomalaza

    RALLYE TASAMM #3#

    noho ny fangatahan'ny be sy ny maro d mba mangataka fanemorana ny date une semaine izahay fa tena tsy afaka lesy ny samedi
  19. Dzaomalaza

    Slalom MSA

    Msotr e Mba ra misy manana timing kely koa satria mety tsy ho afaka ny alahady fa ny asabotsy fotsn nefa mba t hilalao
  20. Dzaomalaza

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    Zay rangahy maka ny ketrika vita MALAGASY fôna à. D aleo tsy atao we "Ong Back" leiry fa ny mety de we "Caporal Bob" ohatra ataovy hoe colonel Bob fa zay no tian lery kokoa e, sady colonel efa jibaka fona zao an FIN du HS
  21. Dzaomalaza

    Test Serveur

    trop b le miofana an lol
  22. Dzaomalaza

    Ben

    tonga soa e!!! (sady amateur ana chasse aux poulets an lol)
  23. Dzaomalaza

    Slalom MSA

    aiza tsara moa rzalah le misoratra anarana d roviana ny farany ô.
  24. Dzaomalaza

    Test Serveur

    zay koa zany torak'izany fa tsy afa niala tao am fetin'ny papoozy e
×
×
  • Créer...