-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
CONTEST FMMSAM VRT du 03 Décembre 2011
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Zandrykely dans V-MRC Old
-
Raha ny hevitro : 1- plus conforme @ réel ilay tsisy S2000 saingy matsiro ihany ny mitondra an'izy ireny donc je crois hoe voting angamba no tsara hanapahana an'izay (izaho aloha hijanona 2RM donc tsy concerné ) 2- ohatran'ny tsy mety ihany raha atambatra catégorie 2RM ny propuls satria misy différences be ihany ireo catégories reo 3- mila tests physics be mihitsy angamba io hoe mba misy équivalence acceptable daholo ve 1,6 rehetra, ny 1,3 rehetra, etc etc
-
-
-
Aza matahotra ny hirobo-drano na tsy mahay milomano aza fa samy nosoran Reniny menaka lesy ka na aza vo manomboka tsy atao ahamenatra izany fa efa teo daholo no nandalo ny rehetra vo nahazo expérience fa rehefa misy zavatra ilaina na misy blem dia tongava eto na mandefasa MP @ bandy eto. Sinon koa midira forum Rallyesim.com fa ao koa feno fanampiana bobaka be. Za zao hiverina hanao 2012 fa sur fa ho total fa miezaka ny mivotra de ho ita eo ny hiafarany e!!!!! Raha ialahy io miverina mikotrana tapak andro fotsiny dia miverina daholo ny automatismes rehetra
-
VMRC #8 Rallye Asio (Week 47 from 21/11/2011 to 27/11/2011)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans V-MRC Old
-
VMRC #8 Rallye Asio (Week 47 from 21/11/2011 to 27/11/2011)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans V-MRC Old
-
VMRC #8 Rallye Asio (Week 47 from 21/11/2011 to 27/11/2011)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans V-MRC Old
-
membre Tena vaovao
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de gdf dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
-
-
Atao ahoana lesy fa hatr@ izay nidiran'ilay zava-pisotro hoe "SQ" izany dia somary lasalasa ny bandy sasany ... (mety mamono neurones angamba izy io ) Fa raha izay ihany mbola tsy quoi fa nisy an'izay hoe "municion" zay koa Izay tena fitaovam-piadiana mahery vaika mihitsy !!! (arme de destruction massive)
-
-
-
zà alou ok @ rallye dia ilay miaraka @ ilay boudin mobile zany fa iny no akaiky trano eto dia ny atao any indray mety daholo (dans la limite du possible et de la décence avec réserve de refus sao dia asain'lisany manao bouche à bouche pilote na copi torana any ) Fa ilay hanatrika réunion d'infos plus ilay @ 20 Novembre no tsy hay mihitsy ny disponibilité fa tena mbola be zavatra karakaraina be @ izao (anarany fotsiny ny hoe chomeur )
-
-
-
Efa misy miketrika ilay fanirian'ny besinimaro
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de ChrisJones dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
VMRC #6 Rallye Kotroka (Week 43 from 24 to 30/10/201)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans V-MRC Old
-
3 ème Manche V-MRC RBR CONTEST ORANGE
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de irina dans V-MRC Old
Ndeha mba hitantara kely koa ary aho (pour faire peur à Beels ): Section 1: Greenhills : naka échauffement no nanomboka attaque satria nieritreritra fa raha voa tsy mi-attaque dieny zao dia very be. Nizotra tsara jusqu'à lé pif paf manomboka midina fidinana iny satria ny tena mbola tsy chauffé, ny position de conduite mbola nanavao, nivoaka trajectoire fa nandeha mafy loatra dia niakatra talus, in-2 be mihitsy, tao aloha dia very fotoana. East-West : spéciale tiako saingy ohatran'ny voa kely t@ ilay erreur teo ny saina dia indraindray diso mitandrina be, indraindray nefa mahatsiaro hoe "put**** je suis lent là" dia manitsaka, dia avy eo saika manao erreur indray, tsy régulier mihitsy ilay rythme ! résultat : tataka be ilay chrono Kaihuaavara : eto vao hoe "on arrête les conneries dia concentré tsara sy maka feeling @ zay", ni se calmer tsara mihitsy (na tsy évident aza @ lé officielle tsy mitsahatra ny miodikodina eo akaikiko eo ) alefa, à fond @ izay, on se concentre sur les trajectoires, les points de freinage, etc. izay vao nilamina, chrono nitovy t@ an'Irina à quelques centièmes près. Chirdonhead II : toujours ok, fa diso mafy loatra ihany no nihinana ireo bosses, naniditsidina mihitsy ilay Clio, soa ihany fa voasambotra foana. Section 2 : 3s derrière Irvine, tout reste possible, fa dia tsy misy gestion zany fa attaque à fond ihany, tsy manana choix tsony. Sikakama 2 : sortie large kely fa ça va dans l'ensemble Jourdain : spéciale tiako donc ça va ihany na dia eo ihany aza ilay tahotra hanao sortie @ lé ciels be dia be Harwood Forest : tsy maintsy nitandrina fa bad en pneus inter Mustaselka : ça va ihany Section 3 : 3s derrière Nari9 indray, hitako hoe mi-lache fotoana ihany aho sa Irina mihitsy no mampiasa an'ilay Boite 6-n'ilay 306 ? The W : nitandrina fa spéciale tsy fanao firy sady piégeux ihany ny fitadidiavako azy Mineshaft : ASSSIOOOO, saingy travers be nahita rangée-na hazo be dia be teo aloha teo dia ni-se calmer kely ihany Pirka Menoko 2 : naka rythme fotsiny, tsy dia tiako ihany lé lalana tery sady miolakolana Tanner 2 : idem Pirka Section 4 : Tsy nisy résultat tsony, ny décision hoe asiana foana na ho any na tsy ho any Falstone : bad sur pneus inter ihany, calme d'entrée de jeu Joux Plane 2 : à fond @ izay indray, fa tsy haiko mihitsy hoe aiza no very fotoana fa toa nanataka ihany ry Irina tao Sweet lamb : tsy niainga ny matos !!! (nefa essai taty an-trano niainga ilay izy), soa ihany fa nisy an'i KGB teo akaiky teo dia tany no nanao (ilay officielle efa sahirana kely ery, saika nomeko bisous fa nahafinaritra loatra ) Shepherd Shields : spéciale parfaite, fa tsy mino hoe voa-récupérer tao ny fotoana very satria ilay Sweet lamb koa tonga dia tataka be fa ni-assure fotsiny no tena natao Power Stage : nanenjana ihany saingy hoe rien ne sert de prendre trop de risques fa efa 3ème place aloha dia efa tsara. Rallye moyen moyen izany, on aurait pu mieux faire fa manao tsara kokoa @ manaraka, dia isaorana daholo indrindra ilay officielle kely-nay sy Peno teo