Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
gdf

membre Tena vaovao

Messages recommandés

Salut daholo e, tena efa ela no nitadiavako forum mikasika ny sport mecanique hoe Misy na betsaka GASY, fa zao vao nahita dia te hitafatafa sy hifampizara ketrika e.

Izaho aloha zany Nianatra Mecanique dia voatery lasa Mecano e cheers , ty ketrika complex pirat , ary any anaty Need for Speed foana ny ketrikako. What a Face

Mankafy Course de Circuit, Course de cote ary indrindra indrindra ty Feeling toy ny Japs, Le resaka Touge Battle (Saka sy völavo). saingy vitsy pankafy eto dago Sad

Resaka virtuel, STCC sy Rfactor no tena iondanako be, ny rbr eo eo ihany azony circuit kokoa no tiko manko fa tsy rally terre.

Azo atao hoe olona andevozin ny mecanique e, matsiaro irery ka mitady namana hizarana le fanandevozana Laughing

Fa Milay be le site e, satry GASY. rendeerVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongasoa e!!! cheers
De mba lazao anay hoe inona moa zany ny fiara tianareo hanaovana Touge?
Fa le lalana hanaovana azy koa ange tsisy mihitsy e What a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci daholo e! Very Happy

le fiara anaovana touge nge mety daholo na traction na propulsion e, tsy drift loatra tsinona le izy fa combat entre plusieurs voitures. Ny mampilay azy manko tsy voatery ze fiara matanjaka indrindra foana no mandresy. sy ampy tsara ny sensation am le izy feno courbe fa tsy ligne droit irery rendeer

ny lalana feno fa mila ty azy de poince io. cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...