Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Smam

Contest 2012

Messages recommandés

Itako tatsy ambadika tatsy nalefan'i Soafahana ty sao de mila jerena kely
Dimanche 27 Mai 2012 => Rallye RPRT ( Rond Point Racing Team) (a voir avec votre sponsor car la date est retenu par eux)

Hay lasa alahady koa ny contest zany ve!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny spons probable tsika dia i Telma fa ny formule dia mitovy an'ilay t'@ m-creat fa à la place dia i MadaVision dans le cadre de la braderie io resaka 27 Mai io.

Antsika no mahita hoe alahady ny mety sa sabotsy @ io ka.
Fa ny mahatonga an'i soafikov manisy andro alahady dia ny réservation an'ilay petit gymnase dia indraydray tsy mety asabotsy satria mifanitsaka @ évenement hafa.

Ny safidyn'io petit gymnase io dia izy gratuit satria i BB FSAM noho ni-négoce t'@ Tafita an'izany. Donc on n'a pas le choix sur les dates. Il ne faut pas seulement les prendre en début de mois.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misy antso ataon'ny Soafikov atsy ambadika ry zalah momban'ilay test RS Center Network ho an'i Contest 2012.
Ny essai grandeur nature no hilaina satria testena ny serveur 2 na 3 na miotra raha mahazaka 30 playseat na tsia.
Ny antony lehibe hanaovana an'ilay test tsinona dia mba hialana amin'ny charges harotsaka ho an'ireo "officiels de course" sady misy gain de temps b ra oa ka mety ilay test.
Tsy hilaina angambany ny mitondra play seat complet fa UC sy Ecran fotsiny pour le test dia câble RJ35 de 5 mètres ou une clé Wi-Fi.
A ce propos, misy proposition'ny BB (pdt FSAM) itikatra :
- un fournisseur à moindre prix est prêt à vendre des clé Wi-Fi pour ceux qui sont intéressés
- à ce moment tsy mila mitondra câble intsony fa sur Wifi ny connexion

Personnelement, je ne sais pas si vos clé Plug and Play (Orange Telma Airetel) peuvent capter en réseau local l'option Wi-fi mais j'ai fais à plusieurs reprises des connexions avec le mien et ça marche.

Pour le test, il faudra se manifester si nous sommes intéressés.

Je me rendrai au test demain même faute d'UC et d'écran. Merci de dire qui s'y rendra.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Petit oubli, toujours dans le cadre de la préparation de la saison Contest, n'oublier pas vos photos au format JPEG à envoyer à soafikov.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety misy firy isika no hanao contest 2012 ato @ RPRT ô. Mila fantatra mialoha ny ho tokony isan'ny poste de pilotage reservena à chaque contest.

Hentsrana 1
IRINA 1

anareo manaraka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
Mety misy firy isika no hanao contest 2012 ato @ RPRT ô. Mila fantatra mialoha ny ho tokony isan'ny poste de pilotage reservena à chaque contest.

Hentsrana 1
IRINA 1

anareo manaraka


Alefaso eto fotsiny ny liste e! miampy ireo junior/féminin

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SMAM
Raha mety de tsy mitondra playseat kay fa tena tantara be ny mampidina azy avy any @ 1er étage fa nifindra trano

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo ny Team :

Réunion RPR ce vendredi 20 AVRIL 2012 Au QG Antsahabe.
Objet : Organisation Contest RPRT du mois de mai / Autres
Présence des membres : Tous, Vivement souhaité
Heure : 18h15

A vendredi
.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut,
Miala tsiny fa tsy ho eto an-toerana am io andro. Miombin-kevitra am zay tapaka ao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hentsrana a écrit:
b lotr lty ny fiverenan le hentsrana ao anatin io PV io a lol!lol!lol!

zahay maka anla clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vita ny inscription hajax sy tweet, hajax subaru N14 URT, Tweet 207 S2000. Ina avy mo zany ny logiciel tokony ho installena ato? aona ny contrôle technique FSAM? Licence?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Licence tokony nitondra sary tapaka laisany fa t'@ début saison izany fa toa tsy nisy mise à jour avy eo.

Sinon RSNet work version 22 no téléchargena atao anaty matos.
Dia misy VAVT ny samedi après-midi (UC + Ecran + clé wi-fi) entina any @ palais pour essai de bug sur connexion serveur.

Milay kosany mijery an'i hajax sur N14 izany a.
Merci Tweet pour le retour.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Enjana be ny fitadiavana reglage ato. Aiza no mahita le clé wifi de eo am otrina eo ny prix?
Ny latabatra koa moa mila mitondra zany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
Enjana be ny fitadiavana reglage ato. Aiza no mahita le clé wifi de eo am otrina eo ny prix?
Ny latabatra koa moa mila mitondra zany?

le clef wifi lesy eo @ 25 000 ar eo de mahazo. Ao @ Supreme na le mpivarotra ordi eo Ankorahotra Antsiva taloha ary de efa mety misy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
Enjana be ny fitadiavana reglage ato. Aiza no mahita le clé wifi de eo am otrina eo ny prix?
Ny latabatra koa moa mila mitondra zany?


Tsy misy ninoninon'any fa ny latabatra ko entina.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Résultat contest Team SO6 :
1er Général/ S2000 / Sénior : NORIZA
1er GR M : Hentsrana
2ème GR M : Andrinoa
1er +1600 2RM : IRVINE
2ème : -1600 2RM : Sandbach
3ème : Junior : Joy

cheers RPR

Merci aux concurrents et particulièrement à RAZO et Oly qui se sont occupés du pack rafraâichissement

Rendez-vous pour tous au Contest RPR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy mahita fiche d'inscription sy RP an'ilay CONTEST FMMSAM atsy @ FB.
Efa noteneniko ihany ry zalah mbo alefa eto @ mrallye fa asa.

Sinon, ny RB ko efa ao dia ny inscription 1ère vague tapitra @ vendredi izao. Ny deuxième vague, @ mercredi prochain.

Fanontaniana : Iza avy no ho vonona @ ilay date CONTEST 30 juin io?

Mila mifandamina kely isika @ répartition par catégorie.

IRINA vonona atreto

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho ry zalahy tsy tafa le 30 juin fa @io mitsy vao miverina mission

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA sur 207 comme d'hab dia Djian 2é pilote fa mbola tsy fantatra ny daba fa 2RM

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut zala !
za dia tonga @ suba urt , sady mbola malalaka raha misy 2éme pilote

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sali daolo,
hajax tokony afaka am io contest io (N14).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mijanona 2RM izany IRINA. Aleo 205 ihany fa mbola ho folahina ilay golf 3 dia aleo hilamina. Izay Mr le préparateur an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Mijanona 2RM izany IRINA. Aleo 205 ihany fa mbola ho folahina ilay golf 3 dia aleo hilamina. Izay Mr le préparateur an.

sao dia zavatra hafa aloha no tokony ho préparer-ny e! king

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lery anie anontaniako hoe stressé tsara v ialahy dia hoy izy hoe milamina ka.
Nefany hita izao fa tsy milamina fa forçena fotsiny ny saina hilamina. lol!

Izay indrindra noho hitenenako hoe avelao ho any ny preparation golf fa ilay 205 efa mety tsra iny no entiko.

Zay Mr le préparateur super-manager de Madagascar Team an... Tokony anao défilé miarakamin'ny miaramila ialahy fa tena very ny voninahitry gasikara raha tsy ialahy ny manager Madagascar amin'ity Nation's cup ty.

Misaotra e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

arahabaina daholo zala dia azafady ra-Andrinoa t@ le podium a! @ manaraka indray e: Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rehefa hiditra 4RM indray ko izany IRINA dia iza noho 3ème @ izay tariky ao?

Ao fa ho asiana consigne d'écurie @ manarak e!

félicitations daholo ireo izay tonga arrivée atramin'ny farany e. Dommage pour RAZO et hajax fa @ manaraka indray e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
arahabaina ry zalà. tena enjana ilay lasa tampoka omaly iny fa tena simba ny programa. misaotra tam fanampirimana ny entako tao e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
arahabaina daholo zala dia azafady ra-Andrinoa t@ le podium a! @ manaraka indray e: Smile

lety e! fanajana anla président anié iny é Very Happy
IRINA=> ho henjana marina ny manaraka eo fa d combat an lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
C'est reparti pour le DRIFT CONTROL ASATANA RS :

Iza avy no efa vonona :

NORIZA S2000 OK
Andrinoa GRM OK
Razo N4 OK
Hentsrana GRM OK
IRINA N4 OK
Axel JUNIOR OK

HAJAX ???? aon?
Smam ???? aon?
Herinianina et Joy? aon?
Djian????
Sandbach???? tokony ho hafaka fa mba alahady io.
Alexwelson en +1600??? tokony mety io an.


Mila misy representant ko isika ao @ 2RM fa lasa tsy misy olona intsony na ny +1600 na -1600.

Go RPRT...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zaho ry zalahy tena tsy tafa mihitsy h@ fin aout aloha fa sairana be
Raha sendra mahazo coupe @le 3eme grN rallye Independance de mba alaivo ry zalahy de lalovako any @ QG a
Lasa 2eme tampoka kay ny tena fa DNF Zanakambila

Bon rallye lisany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ho an'izay rehetra manao contest ASATANA dia mila mi-imprime pseudo scotchéna ao arinan'ny playseat mba hanamora ny fanarahamaso. Raha misy 2 pilotes sur 1 playseat dia atao mazava tsara:
n°1 hentsrana
n°2 IRINA
apetaka sur même papier.

Ny faharoa dia mitondra clé USB hi-transféréna replays raha toa ka tapaka tampoka ny connexion mba hanaovana vérification ny temps.
Bonne fin de semaine daholo dia amin'ny dimanche izany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
ho an'izay rehetra manao contest ASATANA dia mila mi-imprime pseudo scotchéna ao arinan'ny playseat mba hanamora ny fanarahamaso. Raha misy 2 pilotes sur 1 playseat dia atao mazava tsara:
n°1 hentsrana
n°2 IRINA
apetaka sur même papier.

Ny faharoa dia mitondra clé USB hi-transféréna replays raha toa ka tapaka tampoka ny connexion mba hanaovana vérification ny temps.
Bonne fin de semaine daholo dia amin'ny dimanche izany


Ok directeur technique

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

soraty mits hoe :

HENTSRANA : AUDI A3 S3 GR M (1er pilote) satria favori
IRINA : Mitsubishi Red Chilli Diamonds (2ème Pilote) mety ho favori

lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary nahazo coupe very zalahy ny tenanay t@le rallye de l'independance iny?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Ary nahazo coupe very zalahy ny tenanay t@le rallye de l'independance iny?

oui normalement efa naterin'Irina ao @ QG

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
merci zalahy a. lalovako eo rehefa possible

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
efa ao @ QG ao lesy i smam a.

Merci lesy e
Haka depart Contest ihany raha vao possible @ manaraka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...